Fa 6 ihany no matin’ny covid amin’ireo kah. Ny sisa rehetra arrêt cardiaque, accident de circulation, maty noana na vokatry ny paludisme. Faritra aiza avy eto Tana no manao déclaration de décès ao am BMH?
antananarivo renivohitra fa rehefa manome taratasy ny bmh dia samy manana ny boriboritany; ohatr ailay nolazaiko hoe tamin’ny faha15 aprily dia efa 1200 ny an’ny boriboritany Ihatramin’ny voalohan’ny taona , ny faritra manodidina indray dia tsy voasoratra ao
carole
5 années il y a
ny ville hafa koa misy an, tsy Antananarivo irery no Madagasikara.
Ny minisitra aza moa nilaza fa tsy mahafapiry ny covid an
elman dans Ranohira, février 2020: “comment ça combien de diplômés ?” 25/06/2026 à 10:48
zafimbaza dans Ranohira, février 2020: “Combien de diplômés ? Je vous signale que le colonel a baissé le budget de l’enseignement à Mada et augmenté…” 25/06/2026 à 10:13
Rafangy dans Que demande la population au quotidien ?: “moi, aussi, j’ai toujours en tete ce que vous ecrivez, mais une question, une seule n’a pas de reponse: comment…” 24/06/2026 à 12:07
Rafangy dans Que demande la population au quotidien ?: “curieux, mais les 3 premiers piliers ont deja existe avant 1975, pour le 4ème, je ne peux pas me prononcer…” 24/06/2026 à 11:57
mpijery dans Que demande la population au quotidien ?: “Il manque un cadre strict sur ce qu’on veut vraiment mais que les “hetahetam-bahoaka” ne vont pas nécessairement remonter Indépendance…” 24/06/2026 à 11:13
Loza be mihintsy zany! Dia mbola sahy mandainga ihany ny sasany
efa ombieny ombieny (depuis mars 2020) no niteny hoe zéro la barre ny indicateurs épidémiologiques any Madagougou.. misy mihaino ?
avadik’zareo paludisme mdrr
Fa 6 ihany no matin’ny covid amin’ireo kah. Ny sisa rehetra arrêt cardiaque, accident de circulation, maty noana na vokatry ny paludisme. Faritra aiza avy eto Tana no manao déclaration de décès ao am BMH?
mort d’un arrêt cardiaque…
antananarivo renivohitra fa rehefa manome taratasy ny bmh dia samy manana ny boriboritany; ohatr ailay nolazaiko hoe tamin’ny faha15 aprily dia efa 1200 ny an’ny boriboritany Ihatramin’ny voalohan’ny taona , ny faritra manodidina indray dia tsy voasoratra ao
ny ville hafa koa misy an, tsy Antananarivo irery no Madagasikara.
Ny minisitra aza moa nilaza fa tsy mahafapiry ny covid an
etsy ambohitrimanjaka ambohidratrimo aza dia milaza ny ao fa tsy latsaka ny 4 isanandro ny maty sempotra , ankoatr’ireo matin’ny aretina hafa