Fa milamina sy mirindra 🙂
Archives des dépêches
Cliquez ici pour être rapidement notifié des “urgences” dans l’actualité 🙂
3 taona lasa izany no ninanako hen’omby farany. Sniff!
manasa 🙂
Hahaha! ianareo any no mihinana, izahay aty no voky sy mandrezatra
lool
2 saucisses pour Elman, 1 pour Ardine 🙂 Bon app !
Toa tsy misy hen’omby ao raha tsy diso ny fijeriko an 🙂
Misy hen’omby anatin’reo saucisses sy merguez ireo ka 🙂
Kay tokou mou ny any aminareo fady hen’omby.
Taty angamba no ninanako akoho be indrindra tamin’ny fiainako. Hahaha
Aty koa akoho no tena fihinan’ny olona, fa izahay miezaka tsy mihinana matetika sao dia leo eo. Soa ihany fa misy henomby sy henankisoa manta satria tsy dia misy firy eny amin’ny restaurants sy food courts
Zahay efa tena leo! Ny trondro izao no mba avadibadika eo rehefa tena tofoka.
Fony nandalo tany aminareo dia tsaroako ery ilay serveur @ hoe: Chicken, fish, meat? Tsara be daholo izay arosony eo, miaraka @ riz basmati 🙂
Mba nanandrana vary mena zahay taty, hahaha, tsy misy tsirony mihitsy nefa dia lafo be!
ary ny ronon’omby koa izany tsy hanina? Ondry na osy koa ve tsy hanina any? Andefasana foza orana v ianareo?
Bon appetit
3 taona lasa izany no ninanako hen’omby farany. Sniff!
manasa 🙂
Hahaha! ianareo any no mihinana, izahay aty no voky sy mandrezatra
lool
2 saucisses pour Elman, 1 pour Ardine 🙂
Bon app !
Toa tsy misy hen’omby ao raha tsy diso ny fijeriko an 🙂
Misy hen’omby anatin’reo saucisses sy merguez ireo ka 🙂
Kay tokou mou ny any aminareo fady hen’omby.
Taty angamba no ninanako akoho be indrindra tamin’ny fiainako. Hahaha
Aty koa akoho no tena fihinan’ny olona, fa izahay miezaka tsy mihinana matetika sao dia leo eo. Soa ihany fa misy henomby sy henankisoa manta satria tsy dia misy firy eny amin’ny restaurants sy food courts
Zahay efa tena leo! Ny trondro izao no mba avadibadika eo rehefa tena tofoka.
Fony nandalo tany aminareo dia tsaroako ery ilay serveur @ hoe: Chicken, fish, meat? Tsara be daholo izay arosony eo, miaraka @ riz basmati 🙂
Mba nanandrana vary mena zahay taty, hahaha, tsy misy tsirony mihitsy nefa dia lafo be!
ary ny ronon’omby koa izany tsy hanina?
Ondry na osy koa ve tsy hanina any?
Andefasana foza orana v ianareo?
Bon appetit