@elman, tena marina ! raha ts’izany ve ho feno be dia be reto zaza manerana an’i madagascar
tout fou K
9 années il y a
Fa tokony handamina ny fifamoivozana foana na ny polisy na ny CUA! Tsy rariny kosa ny toy ny hoe eo @ “cheminot” @ 10maraina dia tafavoaka eo @”petite vitesse” @ 13h30 toy ny t@ zoma teo!
Sam dans Vendeur en boutique, un métier en voie de disparition aussi ?: “Et elle n’a même pas proposer la cabine de peinture gonflable ? https://www.leroymerlin.fr/produits/cabine-vevor-de-peinture-gonflable-4x3x2-75-m-avec-souffleur-de-750-w-gris-75007683.html?megaBoost=&at_medium=Search%2Bengines&at_source=google&at_campaign=fiche-gratuite” 15/08/2026 à 15:24
elman dans Vendeur en boutique, un métier en voie de disparition aussi ?: “Alors mécanicien chevronné effectivement.. mais par contre peintre complètement débutant lol .. https://actutana.com/wp-content/uploads/2026/08/20260814_1119513.jpg … et ma foi pour une première…” 14/08/2026 à 15:12
Afist dans Fédéralisme ? Décentralisation effective ?: “Il ne faut pas oublier le cas du Vatovavy Fito Vinany, ces gens qui sont voisins mais qui ne peuvent…” 09/08/2026 à 18:39
Mba madio ny rivotra hihainana ao centre ville zany koa
@Malala, Madio ahoana ? Ravoatabia efa nitatitra teto fa feno kaks ny sisin-dalana, ny pips etsy sy eroa tsy lazaina intsony
@intelligentsia, za kosa aloa t@ asabotsy tsy nahita anizany ê 🙂
Ka madio izy ao zany sa tsia e?
@Malala,
tsia!!
@no name, Tokony mi -profite zao tsy misy taomaobilina zao zany manadio ny ao @ centre ville ao , non?
@Malala,
le olona koa no tena mandoto a. ny fiara mandoto rivotra fa ny olona mandoto rivotra sy tontolo manodidina. voretra ny gasy
@no name,ie, Isika malagasy mihintsy no maloto na ny toetsaina, na ny vatana , na ny tontolo iainana
@Malala, sady voretra no vetaveta ve ? 🙂
@elman, tena marina ! raha ts’izany ve ho feno be dia be reto zaza manerana an’i madagascar
Fa tokony handamina ny fifamoivozana foana na ny polisy na ny CUA! Tsy rariny kosa ny toy ny hoe eo @ “cheminot” @ 10maraina dia tafavoaka eo @”petite vitesse” @ 13h30 toy ny t@ zoma teo!