alohan’ny mandroseza izany lazainao izany, fa manomboka eo saropody hatraty amin’ny sampanana ambohitrimanjaka iny anie ka jereo mandritra ny 30mn io rehefa maraina amin’ny 6-7 eo dia hoy ianao hoe na ny kodiran’ny fiarako tsy ho sasako amin’io
Io varotra maques io ao tanà fa tsy eraky madagascar raha azoko tsara! Mety aminao re dia mividiana e
Fa raha za manokana raha tsy manambola aho aleoko manjaitra
Maska prémieinre bouss an ! maska prémieinre bouss an !
Io anky neny aaa, misy loko isakaraaaazany,
ao rams aaaa ho any madaaaama …
Maska prémieinre bouss an ! maska prémieinre bouss an !
elman dans Antanandrano le 1 avril dernier: “C’est effectivement une goutte d’eau dans l’océan des malversations de ces 16 dernières années mais ça constitue quand même un…” 17/04/2026 à 20:39
Hary dans Antanandrano le 1 avril dernier: “C’est une très bonne nouvelle qui donne de l’espoir. Mais bon ,beaucoup de malgaches ont été expropriés par l’Etat au…” 17/04/2026 à 19:16
Kambi dans Antanandrano le 1 avril dernier: “Une petite parcelle rendue par les karana mais combien d’hectares récupérés, pris, expropriés ailleurs?” 17/04/2026 à 15:40
petakaman dans Antanandrano le 1 avril dernier: “Nous connaissons en détails ce que TELMA a osé faire au niveau du tribunal de Justice concernant ce terrain, et…” 17/04/2026 à 09:34
tsytiafoza dans Antanandrano le 1 avril dernier: “Une mauvaise pratique qui a perduré à Madagougou: expropriation par l’état au bénéfice d’une société privée. Il y en a…” 17/04/2026 à 08:55
Coco dans Antanandrano le 1 avril dernier: “Les anciens avaient un terme bien défini pour cela : “les moutons de Panurge”. De l’antiquité au 21ème siècle, l’homme…” 17/04/2026 à 05:30
Despote dans Vers la fin, il y en avait un qui parlait de robots: “Puis, les mois passant, le télé-travailleur dubaïote sera de retour au bled et triomphalement accueilli en héros au tarmac d’Ivato.…” 16/04/2026 à 14:44
Rafangy dans Vers la fin, il y en avait un qui parlait de robots: “en 1978, quand la sosoporisation commençait à prendre de l’ampleur, Deba a inventé divers faux problèmes pour detourner l’attention populaire:ce…” 16/04/2026 à 09:34
Même si je n’en achèterais pas, je crois que ces masques sont encore plus efficaces que certains en tissus
Exact! En plus il n’y aura plus d’excuse comme quoi c’est trop cher, pas à la portée de tous: on a des masques bleus fripe maintenant! Hahaha
Mialatsiny aho fa tsy mahatoky an’izany , satria notsiponina teny andalana , dia nosasana teny @ ranon’Ikopa, Non merci sans façon hoy Elman
Hafa koa anie ny prix raha maka maro madama e! Hahaha
Aoka marina e
A ce point ! 🙁
Hihihi…Au pays des “plus plus” (du plus haut sommet au plus bas de l’échelle)
silence .. on creuse
Efa nilaza ny sientifika frantsay fa azo atao ny mampiasa sy manasa sarovava efa nanaovana.
Mampiatra ny voalaza avy any ivelany ny Malagasy. Hahahaha
https://www.francebleu.fr/infos/societe/peut-laver-son-masque-chirurgical-1600443367
Marina zany fa tsy sasana eny @ ranon’IKopa
Betsaka ny olona no manasa ny lambany eny Ikopa an! izahay koa efa nanao taloha rehefa nitsangantsangana, tamin’izany mbola tsy nisy By-pass
Taloha zany fa @ zao fotoana feno olona manao ny tsy tokony ataony eny
Inona indray no tsy tokony atao eny e, azo anaovana ny rehetra rehetra eny 🙂
Ka mety aminareo zany lay masques avy eny fa dia ampiasaho e hihih
alohan’ny mandroseza izany lazainao izany, fa manomboka eo saropody hatraty amin’ny sampanana ambohitrimanjaka iny anie ka jereo mandritra ny 30mn io rehefa maraina amin’ny 6-7 eo dia hoy ianao hoe na ny kodiran’ny fiarako tsy ho sasako amin’io
ie, tany alohan’i Mandroseza ka, toeram-pitsangantsanganana nahafinaritra mihitsy taloha iny amoron’Ikopa Ankadindratombo Ambohimanambola iny
Fanaonay mihitsy izany taloha. Miaraka daholo ny fianakaviana dia manao grand ménage eny.
Raha amin’izao aloa dia ny ranon’Ikopa aza mety mbola siora kokoa noho ny rano mandea amin’ny pompy.
Tsy ho resinao lahatra @ zany aho , ny haiko , maloto ary tena maharikoriko ny ranon’IKopa
Tsy Antananarivo irery no Madagasikara, ary tsy Antananarivo irery no handalovan’Ikopa
Io varotra maques io ao tanà fa tsy eraky madagascar raha azoko tsara! Mety aminao re dia mividiana e
Fa raha za manokana raha tsy manambola aho aleoko manjaitra
Izaho koa manjaitra.
Tsy misy tsara ary mahafa-po hafa tsy ny vitan’ny tena ihany ka
Ha ha ha
Misy fihogo mbola milay be koa ‘reo raha haka ram’s 🙂
hahahaha
hahaha ve amin’i volon’i elman? hahaha!
Tsy izaho no niteny an’izany an
Ireto manao tambabe ô
Hahaha
Mbola vao première bouche io ram’s a…
Hahahaha, mbola presque vaovao be, mbola tsy misy rovitra 🙂
Maska prémieinre bouss an ! maska prémieinre bouss an !
Io anky neny aaa, misy loko isakaraaaazany,
ao rams aaaa ho any madaaaama …
Maska prémieinre bouss an ! maska prémieinre bouss an !
Ary sao dia mba misy serviette hygiénique na tampax efa niasa ao aminao ao ramatoa? efa voadio teny Ikopa an..
dain !
Préservatif niasa indray mandeha
Bienvenue au mourroir
https://www.facebook.com/photo?fbid=2926679054318994&set=gm.1228173504305513
Commentaire ardiniesque : “c’est quoi la prochaine étape ? Des mouchoirs usagés ? Des serviettes hygiéniques utilisées une seule fois peut-être” ?
lol
Hihi, l’économie circulaire, consommation durable 🙂