Gné ?
Oui, hier soir, en début de soirée, grosse coupure.
Dans le contexte actuel, je vous laisse imaginer les conséquences, avec tous ces gens reliés à leur concentrateur.

Le génocide et les crimes contre l’humanité continuent donc tranquillement à Madagougou, à croire que c’est vraiment fait exprès, silence on meurt.
Mais quel pays de mer*de, c’est hallucinant ça 😯 Oui, effectivement du jamais vu en 60 ans.
Silence, on meurt, c’est le titre du reportage d’Arté sur la famine dans le sud. Elman, est il possible de partager le lien youtube ici, ou c’est sensible. Donc à part la jirama, le covid, il y a la famine, l’insécurité. Pour la jirama, à part les coupure plutôt critique pour le moment, il y a aussi l’eau boueuse qu’on nous facture.
J’ai regardé 2 minutes hier avec le gamin qui bouffe avec les mouches.. j’ai pas eu le courage de visionner davantage.
Il pleurait car il avait faim, et on lui a donné des criquets à manger. On vient de transformer l’humain, bel exploit
omaly hariva tany @ 7h 30 tany angamba dia maty teo @ 10 à 15 min teo ny jiro, ary mety erak’antananarivo mihintsy angamba raha ny fijeriko ary satria ny manodidina any toa maty daholo
saika erak’antananarivo dia ny filazan’ny jirama dia hoe nisy andrinjiro nitolefika teo anelanelan’ambohimanambola sy ambodivona dia ny maraina vao hoe namboarina ka adiny 6 no hamitana ny asa, dia tapaka tokoa ny jiro nanomboka tamin’ny enina maraina hatramin’ny 12 atoandro!
fa ny mahagaga ahy dia hoe andrijiro tapaka dia tsy ampy 15mn dia hitandry zareo sady efa voaverina sahady ny jiro, nefa na ny fotoana hiomanan’ny mpanamboatra miala ao soanierana fotsiny aza no efa mihoatra ny 15mn, dikan’izany lainga ohatran’ny mahazatra ilay hoe andrijiro tapaka
mahagaga ve izany excuse izany e
Fa tsy msi idirany, I gasy oa tsy dia hita² intsony e!
Miresaka Jirama manko dia tadidiko
mbola sahirana amin’ny fitaovana marobe vao azony izy dia repotry ny asa izany!
Tena efa tsy rariny intsony izao zavatra miseho izao.
tsy rariny mihitys fa mihetseha eo ianao na dia ny volomasonao iray fotsiny aza fa miraradraraka ny bala araky ny tenin’ny mpanohana tao amin’ny fb! tsy hitsisty izay aina izany ireo, ary efa nasehony iznay tamin’ny faha 7febroary iny
ka zao ary tsy basy mipoaka ,tsy tafondro mirefotra ary tsy misy bala miraraka efa rarakopana ny faty eto @ tanana !
Efa tsy nila nampiasa arme à feu intsony, na arme blanche!