lol vous croyez que je pousse la bassesse d’esprit à ce point ? J’ai même prié hier pour ce pays, pour que tout se passe bien, qu’il n’y ait pas de grenades et autres pertes en vie humaine etc.
oui c’est non criminel …. mais je ne sais pas si on peut considérer ce fait comme un mauvais signe vu que c’est passé le jour de l’investiture … en tout cas RIP pour la victime ainsi que sa famille.
un monsieur aime se comparer à Radama II (proximité avec la France, modernisme etc) et tout de suite après des signes apparaissaient (ramanenjana pour le premier). espérons que tout s’arrête là. que Dieu nous garde.
Trano 4 no nihotsaka teny Andohalo, olona 5 no maty,5 mbola tsy hita.
Tsy tso drano mihintsy izao.
Izao no atao hoe velirano. Milaza fa nanao velirano i Rajoelina ka io ary izy fa manomboka.
Mon explication sur les feux d artifice est juste en dessous.
Niantso rano sy velirano ange i ANR e.
Tsy azo ataotao fahatany ny manao velirano izany. Misy Hasina oa ity tanindrazana ity.
Rehefa tsy manaja fomba sy fady dia izay.
dia tsy nisy koa ny afomanga saika hatao avy eny @ Rova,
Invite
6 années il y a
Mbola misy Hasina kely ihany na dia novetavetaina aza ity firenena ity.
Toerana tsy azo handefasana afomanga i Manjakamiadana.
Rehefa hitan-Janahary fa tsy mety ilay zavatra saika atao teny @ Rova dia nalefany ny orana ary tsy nijanona raha tsy ela be.
Mihevitra angamba ny sasany fa voasakan’ny lacrymogene i Zanahary.
Teny atsipy ho an’ny manam-panahy. Izay no izy dia afaka tezitra sy romotra indray fa tsy maninona.
lol.. on peut aussi penser que nous sommes en période cyclonique donc avoir de la pluie et des orages chaque fin d’après-midi est on ne peut plus normal 🙂
la question demeure : nisy feux d’artifices ihany ve sa tsy nisy omaly ?
asa aloha ilay antony @ le heritreritrao ! fa tsy hidirako
fa za aloha tsy d’accord @ le handefasana afomanga avy eny @Riva, satria mandoro ilay ety ambany (amboninampahamaroinana snsn) et nanao io mako i rossy taloha dia nanatakaitra olona mary sy trano maro ilay vokany
Tokony ho eny @ toerana misy raho hivarinan’ny tain’afo no hanaovana ireny satria tsy zavatra 1 na 2 no apoaka fa maro ; fa rey zareo manko te hi zesta hoe zareo mahay fa soa fa misy no orana izay tsy nahafahana nandefa miaramila, hahaha
Tana tsy nisy, ary soa ihany sinon le drame aurait été plus grave. dire que c’est tabou le feu d’artifice là haut est étrange. les rois aimaient bien les coups de canon à l’époque. resaka be izany.
je suis d’accord : arrêtons avec ces “fady” retrogrades… C’est pas que je ne respecte rien mais franchement, si les pyrotechniciens confirment que c’est faisable sans problème, tsy itako inona ny problème.
elman dans Allez expliquer ça aux T2 et aux “Priscolaire”: “Que celui qui n’a jamais peché jete la première prière. Beaucoup ont reconnu avoir fait fausse route depuis 2009, ils…” 08/06/2025 à 00:25
idefix dans Allez, j’embarque le pylône: “j’embarque aussi les drapeauxVoleur misy saina hono 😛” 08/06/2025 à 00:04
RAKOTOARIVONY Solofoniaina Nirina dans Allez expliquer ça aux T2 et aux “Priscolaire”: “Iza anefa no nandrodana ny fanjakana izay nampanjaka ny fiainana mirindra sy milamina teto tamin’ny 2009 ? Tsy anisany ve…” 07/06/2025 à 22:32
Nifin'Akoho dans Privatisation de la Jirama…: “Tsy manamarina ny filazan’ilay député faripeo iny fa tsy ilay ao amin’ny jirama no esorina fa io olona miteniteny foana…” 07/06/2025 à 18:32
elman dans Privatisation de la Jirama…: “https://actutana.com/wp-content/uploads/2025/06/Screenshot_20250607-1258512.jpg ah c’était en mars teo, en catimini” 07/06/2025 à 14:00
elman dans Privatisation de la Jirama…: “My god, il me semblait bien que c’était déjà une SA ? J’investigue” 07/06/2025 à 13:57
Mifaly amin’ny fahorian’ny sasany indray an.
Mbola misy dimy taona hampandihizan’i Paul Bert s’y Jerry Marcos antsika fa aza malahelo
lol vous croyez que je pousse la bassesse d’esprit à ce point ? J’ai même prié hier pour ce pays, pour que tout se passe bien, qu’il n’y ait pas de grenades et autres pertes en vie humaine etc.
Euh …. Apparemment, il y a eu un mort hier soir à Andohalo selon 24hmada
Oui un rocher qui s’est détaché ? Non criminel donc ?
oui c’est non criminel …. mais je ne sais pas si on peut considérer ce fait comme un mauvais signe vu que c’est passé le jour de l’investiture … en tout cas RIP pour la victime ainsi que sa famille.
Je ne pense pas qu’il y ait eu qu’un seul mort hier dans tout Madagascar 🙂
Ah non, je dis qu’il reste encore 5 ans donc faut pas pleurer.
Mais qui pleure ?
+1
Je retrouve Elman, qui répond coup sur coup.
🙂
Donc vous êtes content
un monsieur aime se comparer à Radama II (proximité avec la France, modernisme etc) et tout de suite après des signes apparaissaient (ramanenjana pour le premier). espérons que tout s’arrête là. que Dieu nous garde.
Tso drano io hoy isika gasy e! 🙂
Trano 4 no nihotsaka teny Andohalo, olona 5 no maty,5 mbola tsy hita.
Tsy tso drano mihintsy izao.
Izao no atao hoe velirano. Milaza fa nanao velirano i Rajoelina ka io ary izy fa manomboka.
Tsy itako zay hidirina ANR amzany ?
Sa ilay feux d’artifice (nisy ihany ve sa annulé?) no nahatonga anio tany io nihotsaka ?
Mon explication sur les feux d artifice est juste en dessous.
Niantso rano sy velirano ange i ANR e.
Tsy azo ataotao fahatany ny manao velirano izany. Misy Hasina oa ity tanindrazana ity.
Rehefa tsy manaja fomba sy fady dia izay.
il veut dire vely (frappe) rano (eau) 🙂 à chaque mot qu’il prononçait ses partisans répliquaient ´velirano, velirano ´.
Moi je n’habiterai plus jamais autour de manjakamiadana. J’ai vécu cet enfer il y a cinq ans.
dia tsy nisy koa ny afomanga saika hatao avy eny @ Rova,
Mbola misy Hasina kely ihany na dia novetavetaina aza ity firenena ity.
Toerana tsy azo handefasana afomanga i Manjakamiadana.
Rehefa hitan-Janahary fa tsy mety ilay zavatra saika atao teny @ Rova dia nalefany ny orana ary tsy nijanona raha tsy ela be.
Mihevitra angamba ny sasany fa voasakan’ny lacrymogene i Zanahary.
Teny atsipy ho an’ny manam-panahy. Izay no izy dia afaka tezitra sy romotra indray fa tsy maninona.
lol.. on peut aussi penser que nous sommes en période cyclonique donc avoir de la pluie et des orages chaque fin d’après-midi est on ne peut plus normal 🙂
la question demeure : nisy feux d’artifices ihany ve sa tsy nisy omaly ?
Tsy nisy e.
Efa hoe tsy azo handefasana afomanga i Manjakamiadana.
Ho hitanao eo rehefa 25 juin fa aza Mbola miteny aloha
asa aloha ilay antony @ le heritreritrao ! fa tsy hidirako
fa za aloha tsy d’accord @ le handefasana afomanga avy eny @Riva, satria mandoro ilay ety ambany (amboninampahamaroinana snsn) et nanao io mako i rossy taloha dia nanatakaitra olona mary sy trano maro ilay vokany
Tokony ho eny @ toerana misy raho hivarinan’ny tain’afo no hanaovana ireny satria tsy zavatra 1 na 2 no apoaka fa maro ; fa rey zareo manko te hi zesta hoe zareo mahay fa soa fa misy no orana izay tsy nahafahana nandefa miaramila, hahaha
Tana tsy nisy, ary soa ihany sinon le drame aurait été plus grave. dire que c’est tabou le feu d’artifice là haut est étrange. les rois aimaient bien les coups de canon à l’époque. resaka be izany.
je suis d’accord : arrêtons avec ces “fady” retrogrades… C’est pas que je ne respecte rien mais franchement, si les pyrotechniciens confirment que c’est faisable sans problème, tsy itako inona ny problème.
ilay izy tsy ilay hoe fady fa le vokatr’ireo tain’afo miverina ka atahorana hilatsaka @ olona, zava-maniry ary mety handrehitra ny manodidina. Dia isika gasy koa moa mafy loha raha tsy ampiasaina hoe fadin-drazana, fadin’ny vazimba dia misy manitatra @ zay @ zay tafiditra tsara ny fandrarana
ka io le teneniko hoe “si les pyrotechniciens confirment que c’est faisable sans problème” …
afaka miteny koa manko ny techniciens hoe “tsy mety. trop risqué”