@elman, indrya taona izay , nandeha nandevina tany Alaotra izahay, dia rehefa vita ny fandevenana dia niangavy ny rehetra teo ny fianakaviana tompômanjo mba hiaraka aminy hiverina any antrano, dia alohan’ny hidirana, dia gaga aho fa misy fitohanana dia nanatona aho nijery,inonany niseho: misy tompomanjo iray mitana sotro dia misy vary sosoa vao mafana notondrahana tantely eo dia fahanany amin’ilay sotrokely avy ny olona rehetra miditra, iny sotrokely iny ihany no hamahanana fa tsy hoe sasana na ovana ! tsy mahazo miditra izay tsy mihinana, fa izaho tsy nety niditra fa nijanona teny alatrano dia hoy i Mamanay hoe mijanona raha tsy tehiditra ianao!
ahoana no hanekeko iny sotro irayiny no hifandimbiasan’ny rehetra eo, ao ny mihinaparaky, dia eo vao aloany ny paraky! tsy nety mihitsy aho e!
J’avais encore la mauvaise haleine lundi matin et je suis allé acheté du bonbon jock. J’ai donné 200Ar et on ne m’a offert que 6: “3 Arzato ny zao ny bôbô ramose ah”.
RAKOTOARIVONY Solofoniaina Nirina dans Allez expliquer ça aux T2 et aux “Priscolaire”: “Iza anefa no nandrodana ny fanjakana izay nampanjaka ny fiainana mirindra sy milamina teto tamin’ny 2009 ? Tsy anisany ve…” 07/06/2025 à 22:32
Nifin'Akoho dans Privatisation de la Jirama…: “Tsy manamarina ny filazan’ilay député faripeo iny fa tsy ilay ao amin’ny jirama no esorina fa io olona miteniteny foana…” 07/06/2025 à 18:32
elman dans Privatisation de la Jirama…: “https://actutana.com/wp-content/uploads/2025/06/Screenshot_20250607-1258512.jpg ah c’était en mars teo, en catimini” 07/06/2025 à 14:00
elman dans Privatisation de la Jirama…: “My god, il me semblait bien que c’était déjà une SA ? J’investigue” 07/06/2025 à 13:57
RMC dans Privatisation de la Jirama…: “aleoko tapa-tsinay sisa mijery ireto sary 2022 – 2023 – 2024 sy ny légendes rehetra miaraka aminy mba homeo ny…” 07/06/2025 à 13:50
Balbo dans Privatisation de la Jirama…: “Mila miary hina, même si chacun reçoit une convocation, autant que l’entreprise cesse de fonctionner, jiro efa tapaka lava io.…” 07/06/2025 à 13:05
1500 kg mangeable?
@mangableu, yes
tout le monde peut lécher?
@Zainjafy, dain !
@elman, comment cela dain? puisque personne ne peut le fourrer dans sa bouche, autant en lécher un peu non? hihihihi!
@Rafangy, daiiiin !
@elman, indrya taona izay , nandeha nandevina tany Alaotra izahay, dia rehefa vita ny fandevenana dia niangavy ny rehetra teo ny fianakaviana tompômanjo mba hiaraka aminy hiverina any antrano, dia alohan’ny hidirana, dia gaga aho fa misy fitohanana dia nanatona aho nijery,inonany niseho: misy tompomanjo iray mitana sotro dia misy vary sosoa vao mafana notondrahana tantely eo dia fahanany amin’ilay sotrokely avy ny olona rehetra miditra, iny sotrokely iny ihany no hamahanana fa tsy hoe sasana na ovana ! tsy mahazo miditra izay tsy mihinana, fa izaho tsy nety niditra fa nijanona teny alatrano dia hoy i Mamanay hoe mijanona raha tsy tehiditra ianao!
ahoana no hanekeko iny sotro irayiny no hifandimbiasan’ny rehetra eo, ao ny mihinaparaky, dia eo vao aloany ny paraky! tsy nety mihitsy aho e!
@Rafangy, daiiiiiiiiiin
@Zainjafy, Azoko sary an-tsaina marina!Hihihi
J’avais encore la mauvaise haleine lundi matin et je suis allé acheté du bonbon jock. J’ai donné 200Ar et on ne m’a offert que 6: “3 Arzato ny zao ny bôbô ramose ah”.
@Raingoro, ah du coup je suis allé en acheter. 2 pour 50 ar 🙂

@elman, il fut un temps où c’était: dimy ariary efatra. depuis, certains ont grandement contribué à appauvrir le pays.
@mclient, oay e f’angaha tsy ny melia lé. Mbola tasidiko ilay pub hoe dimy ariary efatra anie ny cigarette-nao melia blé
@Rainintsara, izany ve? tsy tsaroako tsara fa niovaova foana ny vidin’ny pecto arakaraky ny dévaluation nisy!
Y aura donc la tournée de Monsieur PectoMan! Vous vous souvenez du “Bonbon Pe(c)tomane” chez “Farces & Attrapes” à Ambatonakanga?
@Lemaizina, je parle d’un temps où les moins de … ans ne peuvent pas connaître, bien sûr!
@Lemaizina, ce magasin aurait du encore exister s’il n’y avait pas la revolisonina sosialista
@Lemaizina, c’était là qu’on s’approvisionnait en boule puante!
@mclient, ainsi que du poil à gratter!
@Lemaizina, Je me demande si Elman est dans la génération de ceux qui ont vu ce magasin. Même l’odeur à l’intérieur était, comment dire, étrange.
@intelligentsia, non désolé j’ai pas connu
@intelligentsia, le magasin a déjà fermé depuis belle lurette quand Elman a commencé à aller à l’ecole seul!
@Rafangy, Et en plus il ne fréquentait pas souvent ce quartier. Mais l’immeuble René Depuis, peut-être qu’il connait.
Mahatsiaro anity faha dimanpolo taona anity bonbon pecto ity izaho, satria taloha tsy fantako firy aminareo no efa teraka taminizany fa natao pub mihitsy izy io taloha taminy radio: Bonbons pecto” efatra no ariary”, asa aminizao fotoana izao,mahazo efatra ve ny ariary
@malama loha, même la pièce de monnaie de circule plus!
Pub
Zaza mitomany e!
Watsssa
Au moins les garçons n’auront plus le complexe dans le vestiaire en voyant le gros gros bonbon pecto.