Nous avons tous des petits problèmes, des petits soucis dans notre vie de tous les jours.
Aujourd’hui, ardine et moi avons une petite pensée pour tous ceux qui traversent en ce moment même de très très grosses difficultés. Courage à vous tous.
efa fantatro fa hoe misy vavikely mihoatra ny roa, ka ny iray efa 24 taona (ilay akaikin’ny rainy io)fa hay kay roa vavy, dia ilay fahatelo lazaina anie izany mandimby ny rainy e(tsy azo atao eto ilay fiteny mahazatra), fa dia faly mahafantatra ay mirary ny soa hatrany ho anareo e
Izay mahasoa atao ny mpandahatra e. Quoique cette question me tue aussi. Tu restes en Europe, quand t’as de problème pour la garde des enfants t’as pas les grands parents à côté. Tu rentres à Mada, ben tu veux quand même que tes gosses poussent/ grandissent dans un milieu hary fomba.
en parlnt de bozaka, comment vont les plantations chez le macon franc? le salon de la gastronomie vient de fermer ses portes(les sakay que vous avez achete la-bas l’annee derniere)
rafangy
7 années il y a
merci a vous deux d’avoir pense a nous,meme si vous etes a 10 000km!
petakaman dans Celui qui a chassé le dictateur…: “C’est exactement ce que nous devons faire: ne jamais anesthésier nos inquiétudes avec de l’espoir qui aveugle vite ou une…” 15/12/2025 à 09:16
Nifin'Akoho dans Celui qui a chassé le dictateur…: “Antsoina tsy tonga. Asaina miasa tsy miasa. Mandraisa anjara, aleo ataony ao. Andao ataontsika an’izao, sa ahoana ? Tsy mety…” 15/12/2025 à 04:39
Raglady dans Les pluies tombent, les eaux montent, les maisons tombent: “Dadabe Tsiranana no nanotitra voalohany nanao cité 67Ha Ny commune Antananarivo t@ andron’i Pasteur Andriamanjato tsy nanaiky nanototra fa nanangana…” 14/12/2025 à 19:33
Randria dans Les pluies tombent, les eaux montent, les maisons tombent: “Pendant ce temps, chez les autres : https://www.francebleu.fr/infos/transports/le-plus-long-telepherique-d-europe-ouvre-ce-samedi-dans-le-val-de-marne-4008100 Inauguration garantie 0% de werawera ou de descente en rappel népotiste.” 14/12/2025 à 13:02
petakaman dans Les pluies tombent, les eaux montent, les maisons tombent: “Le Grand Andrianampoinimerina a dit “Ny Betsimitatatra dia toerana ambolena faha tsy ipetrahana sy hanorenana fonenana”. Aussi moyen âgeux qu’ils…” 14/12/2025 à 09:16
Raglady dans Mais pourquoi Dubaï précisément ?: “Manontany ny mpandray entana hoe ianao izao no mitondra, afaka mifanaraka ve isika ohatrany nataon’iraika lahy taloha” 14/12/2025 à 08:56
Que Ste-Elisabeth pense à vous 4.
4 ?????????? misy kambana ngaha ? tara ndray za zany 🙂
ie 4 atreto aloa 🙂 Misy maharaka mihintsy ato an..

enchantée izany
Dia faly mahafantatra 🙂
efa fantatro fa hoe misy vavikely mihoatra ny roa, ka ny iray efa 24 taona (ilay akaikin’ny rainy io)fa hay kay roa vavy, dia ilay fahatelo lazaina anie izany mandimby ny rainy e(tsy azo atao eto ilay fiteny mahazatra), fa dia faly mahafantatra ay mirary ny soa hatrany ho anareo e
Ary papa rery no tsy manao solomaso 🙂
24 ? Non, 20 (bientôt 21) dia ampy ka.. Efa en 3eme année de médecine sahady, lehibe ny ankizy 🙂
Dia ho tafita soa oh!
izy indray mahay ka, atokisana.
Je suis doué.. Mais elle est surdouée 🙂 Et la benjamine aussi.
ka ataony tsar ny hoe ny adala no toa andrainy e!mirary soa ho anareo rehetra e
hmm, lehibe marina ny ankizy
marina izany 24 izny fa nafangaroko tamin’ny taonan’ny dadany! soratra diso tsy mba kabary e, dia ialana tsiny
Bonjour la petite famille! 🙂
Rejoindre la discussion…Ampio 1 farafaharatsiny fa mahasosotra ilay ataon’ny olona hoe :”Ireny i’zefa mianaka” raha miaraka eny an-dalana ianareo (Izahay mantsy tratran’izany nefa ny usine efa tsy mamokatra intsony).
zany ve? hihihi
ka izany anie ny antodiany hijanonany ela any izao e!tongava soa ilay handimby andrainy e!
de le zefa mianaka ve no mi-gener anareo? hihihi
Mba henjana ihany anie ilay ataon’ny olona hoe Zefa eh.
Bonjour la famille Elman
oay izany points d’interrogation e, hihihi
hihihihi , otrany naheno aho hoe 3 miverina, dia gaga ndray aho hoe 4 koa hihihi
ie, nisy an’izay resaka izay teto ka, hoe 3 no hiverina
ie, 3 ihany no miverina ka… sauf si kambana ou triplé ou que sais-je. Les 2 grandes soeurs continuent leurs études en France 🙂
hmmm
Saino kely anie, ohatran’inona ny hafaliana izy roa ( izy roa izy) rehefa ronga ny kambana roalahy?
fa tena kambana ngaha ? hihihi
Vu ce que l’on va essayer de faire, ie, mety possible ka. Fa matetika faux jumeaux raha tena misy.
na kambana na faux jumeaux dia tongava soa zareo
Merci. Ie, na 1 na 2 na 3 mety foana ka.
Mmh, savl ihany raha telo an.
raha nisy kambana tany aloha na tany amindrainy na tany amindreniny dia mety hanao kambana izany, dia miova hoe nenindry kambana!
Kay ! Mety tsy avelany hody any dago intsony ngamba raha zany 🙂
Tena misy ka.
Izay mahasoa atao ny mpandahatra e. Quoique cette question me tue aussi. Tu restes en Europe, quand t’as de problème pour la garde des enfants t’as pas les grands parents à côté. Tu rentres à Mada, ben tu veux quand même que tes gosses poussent/ grandissent dans un milieu hary fomba.
Où que vous vivez vous aurez toujours des avantages et des inconvénients 🙂 Après à chacun de voir où est ce que son bozaka est le plus vert.
en parlnt de bozaka, comment vont les plantations chez le macon franc? le salon de la gastronomie vient de fermer ses portes(les sakay que vous avez achete la-bas l’annee derniere)
merci a vous deux d’avoir pense a nous,meme si vous etes a 10 000km!
Misaotra
un petit western union de votre part nous fera plaisir. Merci quand même
AH oui, mais qui donc a des difficultés et pleure au pays du sourire, un certain Hery peut être ? 🙂
Ah non, pas une pensée pour cet escroc, merde quoi !
Yess…tena mankahery be. Misaotra indrindra.
Misaotra betsaka 🙂
Misaotra. Merci. Danke. Thanks. Grazie
c’est très généreux de votre part, merci à vous 2
que Dieu vous bénisse
Merci Elman . On ne se connaît que par Internet mais Félicitations à vous et à votre famille .
Ce qui ne tue nous rend plus fort! Mankahery hatrany eh.
ary kay ve moa efa lehibe anaka ianareo? mahafinaritra e, mahavità soa amin’izay atao daholo tsika. Misaotra mahatsiaro
Mirary soa Elman mianakavy kely. Mankasitraka amin’ny rehetra e.