Allez tous en cœur, répétez bien avant d’y aller 🙂 🙂 25 SAHIA RY MALAGASY !
Ny Firenena izay hatsangatsika
Dia Firenena tena vanona
Ka andeha hiaraka hihira isika hoe :
« Tiako I Madagasikara »
Ka sahia,andeha hiara-dia !
Aza kanosa fa avia ! Ravalomanana no hitondra antsika
Ka mandresy no toro-marika !
Finona, Fahamarinana,
Fahamasinana no filamatra !
Ny herim-po sy ny fitiavana,
No hanavotra ity firenena !
Ka sahia,andeha hiara-dia !
Aza kanosa fa avia !
Fa fihavanana no apingatsika
Ka mandroso no toro-marika,
Ni hakingàna sy fahaizanao
No tokinay, Ravalomanana ô
Ry Malagasy aza matahotra !
Fa ho azonao ilay tany vavao.
elman dans Allez expliquer ça aux T2 et aux “Priscolaire”: “Que celui qui n’a jamais peché jete la première prière. Beaucoup ont reconnu avoir fait fausse route depuis 2009, ils…” 08/06/2025 à 00:25
idefix dans Allez, j’embarque le pylône: “j’embarque aussi les drapeauxVoleur misy saina hono 😛” 08/06/2025 à 00:04
RAKOTOARIVONY Solofoniaina Nirina dans Allez expliquer ça aux T2 et aux “Priscolaire”: “Iza anefa no nandrodana ny fanjakana izay nampanjaka ny fiainana mirindra sy milamina teto tamin’ny 2009 ? Tsy anisany ve…” 07/06/2025 à 22:32
Nifin'Akoho dans Privatisation de la Jirama…: “Tsy manamarina ny filazan’ilay député faripeo iny fa tsy ilay ao amin’ny jirama no esorina fa io olona miteniteny foana…” 07/06/2025 à 18:32
elman dans Privatisation de la Jirama…: “https://actutana.com/wp-content/uploads/2025/06/Screenshot_20250607-1258512.jpg ah c’était en mars teo, en catimini” 07/06/2025 à 14:00
elman dans Privatisation de la Jirama…: “My god, il me semblait bien que c’était déjà une SA ? J’investigue” 07/06/2025 à 13:57
Un petit coucou! A quand la présentation de la MAP?
Allez tous en cœur, répétez bien avant d’y aller 🙂 🙂 25
SAHIA RY MALAGASY !
Ny Firenena izay hatsangatsika
Dia Firenena tena vanona
Ka andeha hiaraka hihira isika hoe :
« Tiako I Madagasikara »
Ka sahia,andeha hiara-dia !
Aza kanosa fa avia !
Ravalomanana no hitondra antsika
Ka mandresy no toro-marika !
Finona, Fahamarinana,
Fahamasinana no filamatra !
Ny herim-po sy ny fitiavana,
No hanavotra ity firenena !
Ka sahia,andeha hiara-dia !
Aza kanosa fa avia !
Fa fihavanana no apingatsika
Ka mandroso no toro-marika,
Ni hakingàna sy fahaizanao
No tokinay, Ravalomanana ô
Ry Malagasy aza matahotra !
Fa ho azonao ilay tany vavao.
bodo c’est toi?
the return of the president,Marco le gladiateur
Un avant-goût 😉 🙂 🙂
http://image.noelshack.com/fichiers/2018/39/4/1538079989-wp-20170325-18-00-42-rich.jpg
http://image.noelshack.com/fichiers/2018/39/4/1538080152-wp-20170325-18-00-45-rich.jpg
Rhaaaaaaaaa ! C’est énervant les photos dans ce sens, désolé.
Allez bon week-end et bon reportage à Elman pour samedi ! 🙂 😉
Oh la la ! J’ai raté ce RV, est-ce qu’il y a d’autres de prévu ?