ils n’ont qu’à balancer les infos officielles: ça coupera court à toute rumeur. c’est qui déjà qui se sont réuni pour l’accord politique pour désigner Ntsay?
hihihi, tsy azo sary angaha le hoe fihaonana miafina nifidianana an’i Ntsay ho PM par intérim nefa avy eo nanaovan’i Ravalomanana démenti hoe tsy nisy izany fihainana izany sy ny fifanarahana izay nisy nilaza fa nisy
Le vao² eto ange tena misy tsy fiable mihintsy e! na dia mivoaka an-gazety aza, fa mba hanasoketana ny hafa dia atao hatramin’ny farany izay haharatsy azy
izaho indray dia tsy mba mivaky loha amin’ny gazety eto amintsika fa ny eto anie resaka felaka dia mamoaka sy manoratra izay tinao ny gazety e!hadinonao angaha fa tsy azo atao mihitsy, raha tsy hoe tehiala sasatra mandritra ny volana vitsy, iantohana sakafo sy trano eny mabany atsinanana ny fanononana ny anaran’ny tompon’io gazety io!
elman dans Privatisation de la Jirama…: “euh taloa kosa 100% société d’Etat, donc sous le contrôle du Ministère de l’énergie et de l’eau ? Zao lasa…” 08/06/2025 à 09:50
RMC dans Privatisation de la Jirama…: “ok, ekeko hoe t@ mars 2025 teo. fa inona izany moa no naha-société d’Etat azy hatr@ izay raha ohatra ka…” 08/06/2025 à 08:46
elman dans Allez expliquer ça aux T2 et aux “Priscolaire”: “Que celui qui n’a jamais peché jete la première prière. Beaucoup ont reconnu avoir fait fausse route depuis 2009, ils…” 08/06/2025 à 00:25
idefix dans Allez, j’embarque le pylône: “j’embarque aussi les drapeauxVoleur misy saina hono 😛” 08/06/2025 à 00:04
RAKOTOARIVONY Solofoniaina Nirina dans Allez expliquer ça aux T2 et aux “Priscolaire”: “Iza anefa no nandrodana ny fanjakana izay nampanjaka ny fiainana mirindra sy milamina teto tamin’ny 2009 ? Tsy anisany ve…” 07/06/2025 à 22:32
Nifin'Akoho dans Privatisation de la Jirama…: “Tsy manamarina ny filazan’ilay député faripeo iny fa tsy ilay ao amin’ny jirama no esorina fa io olona miteniteny foana…” 07/06/2025 à 18:32
et on dirait aussi que le numero 12 serait la bas
Dans l’attente des autres faites vos jeux, rien ne va plus, …
shhi, peut importe tout le monde peut se rencontrer, hahaha, non?
Mais chacun a son choix!
Vu l’ambiance, le moindre fait et geste sera scrupuleusement épié. Et interprété. Les gasy adorent les tsaho.
ils n’ont qu’à balancer les infos officielles: ça coupera court à toute rumeur. c’est qui déjà qui se sont réuni pour l’accord politique pour désigner Ntsay?
oui, ce sera une bonne idée
Pourquoi secrète si tout le monde est au courant?
à cause de Polichinelle 🙂
secrète, mais il n’y a pas de secret avec la radio trottoir, hihihi
Et bé voila on aura pas attendu longtemps pour que ça jacasse

hihihi, tsy azo sary angaha le hoe fihaonana miafina nifidianana an’i Ntsay ho PM par intérim nefa avy eo nanaovan’i Ravalomanana démenti hoe tsy nisy izany fihainana izany sy ny fifanarahana izay nisy nilaza fa nisy
Le vao² eto ange tena misy tsy fiable mihintsy e! na dia mivoaka an-gazety aza, fa mba hanasoketana ny hafa dia atao hatramin’ny farany izay haharatsy azy
izaho indray dia tsy mba mivaky loha amin’ny gazety eto amintsika fa ny eto anie resaka felaka dia mamoaka sy manoratra izay tinao ny gazety e!hadinonao angaha fa tsy azo atao mihitsy, raha tsy hoe tehiala sasatra mandritra ny volana vitsy, iantohana sakafo sy trano eny mabany atsinanana ny fanononana ny anaran’ny tompon’io gazety io!
Ka naninona raha nantsoina indray i Lelyson sy ny tropiny nitifitra avy ao @ trésor dia amizay nilamina avy atrany ny raharaha..?
ka tsy nahazo tsodrano(fa tsy eto antoerana ilay mpanome tsodrano) ilay mpitifitra ivoho!
voarara ve ny fihaonana ? R8 nandalo tao @ Ntsay toa tsy mba nasiana resabe nefa tena nisy.
plus on avance tgv a l air du gentil et ravalo du mechant raval nous aurait il menti ???