Après un premier entretien avec l’ATT (agence de transport terrestre), les transporteurs et notamment l’UCTU font marche arrière dans leur intention de passer les frais de taxibe à 700 ar.
Donc même pas de décision ferme de la part de l’Etat et les transporteurs font déjà machine arrière ?
On verra ce qu’il en sera jusqu’au 25 avril.
Voky izay ny mpitarika.
Ohatran’ny grevy teny ankatso ihany e… bla bla bla, bourse izao e, équipement izao e.. Mivory any @ minisitera ny mpitarika (Ra-danz MFM sy Vazaha t@ andronay), dia hoe atsahatra aloha ny grevy fa efa andàlana ny fikarakarana. 2 volana aty aoriana, mbola tsy misy bourse fa i ra-danz no namoaka clio.
ka ho very nankaiza fotsiny teo ary ireo volabe ireny e? ny malety anie afaka afangaro amin ny taratsain`asa e, sady tsy sendrasendra koa ny nanaovana ny vola 20 000ar!tsy izany moa izy io ry zareo mpitarika ny uctu?
zay mihintsy, nahazo be ny mpitarika
za tsy hiteny hoe nahazo kely zay ry zalahy
ka ny herisetra mampiova hevitra (cf. jean pierre d’ankatso).
herisetra kosa ve no nahazo ny UCTU ?
tsy voatery mivantana. ilay dg att ange lasa mpibaiko ny zandary eto antananarivo e.
ary mety izay no anisany antony nampihemotra ny mpitatitra! hevero izany fa lasa deban
ny emmoreg ilay talen
ny att, izay mpiaro fatratra ny fitondrnaBoff ce n’est qu’un recul pour prendre de l’élan et mieux hausser la barre par la suite.
Des menaces de contrôle fiscale et technique peut être