Izay ilay hoe ny ratsy dia miharatsy ihany :/ @elman: je me permets, “hala-botry” fa tsy “ala-botry”. On dit “halatra” mais pas “alatra” … Andrianiko ny teniko, ny an’ny hafa koa feheziko 😉 …. sao manjary lasa miteny hoe “Maery ny rahan’i Jesosy” 😀 😀
Little Kelly
8 années il y a
En parlant de fête, aujourd’hui c’est le 29 mars. Aucun écho?
no name
8 années il y a
ny any aminay any ambanivohitra hono ny vary any antanimboly no misy mijinja. dia satria izy mila laoka ihany koa dia nalainy @ alina ihany koa ny gana, ny akoho sy ny kisoa.
ka zany ange izao na aiza na aiza e! ny mangahazo misy mihady, ny vomanga sns
misy ary moa hoe manakarama miaramila hiambina tanana dia gaga ny tena hoe fa aiza le hetra alaina @ karamako isam-bolana sy ny hetra alaina etsy sy eroa dia mbola karamaina koa ny miaramila fa tsy miahanina @ karamany izay efa aloha avy @ hetran’ny vahoaka. Dia ireo tsy mba manana anakaramana izany manao ahoana ?
zay mihintsy no tokony hatao fa tsy hoe kidnapper ny zanaky ny henjana dia ny vahoaka no hikapokapoka sotro sy vilia fa r’efa ny vahoaka dia tsy misy miteny ny henjana na dia hanao klaxon ary mety tsy hiasany saina akory
Izay ilay hoe ny ratsy dia miharatsy ihany :/
@elman: je me permets, “hala-botry” fa tsy “ala-botry”. On dit “halatra” mais pas “alatra” … Andrianiko ny teniko, ny an’ny hafa koa feheziko 😉 …. sao manjary lasa miteny hoe “Maery ny rahan’i Jesosy” 😀 😀
En parlant de fête, aujourd’hui c’est le 29 mars. Aucun écho?
ny any aminay any ambanivohitra hono ny vary any antanimboly no misy mijinja. dia satria izy mila laoka ihany koa dia nalainy @ alina ihany koa ny gana, ny akoho sy ny kisoa.
ka zany ange izao na aiza na aiza e! ny mangahazo misy mihady, ny vomanga sns
misy ary moa hoe manakarama miaramila hiambina tanana dia gaga ny tena hoe fa aiza le hetra alaina @ karamako isam-bolana sy ny hetra alaina etsy sy eroa dia mbola karamaina koa ny miaramila fa tsy miahanina @ karamany izay efa aloha avy @ hetran’ny vahoaka. Dia ireo tsy mba manana anakaramana izany manao ahoana ?
A vos klaxons, couvercles et cuillère