Toa misy olona efa henjana amin’ny fahaizana mitady haingana ny ati-doha nikotrika rehefa toe-javatra toy izao raha tsy diso aho. Afaka antsoina sy ampiasaina izy.
amperinasa tsara mihitsy izy, ary ny trano fonenany irery no misy mpiambina roa lahy ao amin ny toby ao, misy dikany izany!
kof
8 années il y a
Bien sûr que c’est du cinéma. Qui aurait intérêt à faire un truc pareil? Pas un opposant en tout cas. Encore moins un voyou. Un voleur aurait volé. Aucun sens.
i risara baomba ve no tianao ho lazaina?? tena tsisy imagination mihintsy ngahy rainy an : mitovy foana ny scenario…; agamba kosa betsaka ny stock nangonina t@ transition dia tsy maintsy ”écouler-na”. Sady ko ” il faut justifier son salaire” e…
rafangy
8 années il y a
tantara efa nandeha hoy ny fiteny, fa dia tena tiandry zareo ny datin ny faha 25(janoary) faha 26(jiona) dia izao faha 24!fa tsy ho tratra mihitsy aloha izay nanao izany e, tahaka ireo efa taloha ihany, na dia iarahamahafantatra aza fa mora fantarina izany grenady izany
The Man
8 années il y a
Terrrorisme d’État quand tu nous tiens! Prochaine étape, report sine die des élections pour cause d’instabiIlité politico-sociale. Entre temps, nos “mpitondra” continuent de s’aimer les uns les autres.
Za Ihany dans Des tanks russes pour Madagascar: “Colonel: A quoi ça sert un bombardier? Soldat: à bombardier Colonel Colonel: A quoi ça sert un canon? Soldat: à…” 15/04/2026 à 12:13
Grosseblague dans Non, vous n’avez pas le droit de pourchasser les enfants: “Le plus difficile pour la population sera d’accepter qu’il faudra, une fois encore, mener le combat. Les réseaux façonnent l’opinion…” 14/04/2026 à 22:17
Rafangy dans Il va peut-être envahir le Vatican aussi ?: “ka izao hono ny antony nifidianan’ny maro an’isa azy e!Bush zanany noa natyaoko fa tena v indrindra fa ity efa…” 14/04/2026 à 12:43
Théâtre ? cinéma efa lany daty 🙂
Toa misy olona efa henjana amin’ny fahaizana mitady haingana ny ati-doha nikotrika rehefa toe-javatra toy izao raha tsy diso aho. Afaka antsoina sy ampiasaina izy.
amperinasa tsara mihitsy izy, ary ny trano fonenany irery no misy mpiambina roa lahy ao amin ny toby ao, misy dikany izany!
Bien sûr que c’est du cinéma. Qui aurait intérêt à faire un truc pareil? Pas un opposant en tout cas. Encore moins un voyou. Un voleur aurait volé. Aucun sens.
quand on veut arrêter quelqu’un, on ne lésine pas sur les méthodes.
Antsoy indray i Jeneraly Baomba hamaha ny olana fa hainy io!!
zareo ihany zany, antoko maty ho azy eo io raha tsy mangalatra, pas besoin de bombe
Même dans l’intox , les gouvernants actuels sont mauvais
Bombman a repris le service et après booom
i risara baomba ve no tianao ho lazaina?? tena tsisy imagination mihintsy ngahy rainy an : mitovy foana ny scenario…; agamba kosa betsaka ny stock nangonina t@ transition dia tsy maintsy ”écouler-na”. Sady ko ” il faut justifier son salaire” e…
tantara efa nandeha hoy ny fiteny, fa dia tena tiandry zareo ny datin ny faha 25(janoary) faha 26(jiona) dia izao faha 24!fa tsy ho tratra mihitsy aloha izay nanao izany e, tahaka ireo efa taloha ihany, na dia iarahamahafantatra aza fa mora fantarina izany grenady izany
Terrrorisme d’État quand tu nous tiens! Prochaine étape, report sine die des élections pour cause d’instabiIlité politico-sociale. Entre temps, nos “mpitondra” continuent de s’aimer les uns les autres.
perso si bombe y avait,ils le valent bien non?
le peuple se fait péter le Q du matin au soir pour pas un rond:”alors pourquoi pas eux!”