efa misy système anti piratage tsara ity site tsika ity ra Elman sao dia tratrany giahy Ra Nsomeware isika vao banky rovitra zay an zay maty daholo ny projet ho milliardaire ato ato an . mdr
angaha moa tsy efa misy herinaratra mandeha amin ny masoandro koa ao aminao rehefa tapatapka ireny ny jira***? taty aminay anie ka 3 andro ngarangidina tsy nisy rano nandeha na dia indray mitete aza e! filaharambe teny amin ny mpivarodrano
Za Ihany dans Des tanks russes pour Madagascar: “Colonel: A quoi ça sert un bombardier? Soldat: à bombardier Colonel Colonel: A quoi ça sert un canon? Soldat: à…” 15/04/2026 à 12:13
Grosseblague dans Non, vous n’avez pas le droit de pourchasser les enfants: “Le plus difficile pour la population sera d’accepter qu’il faudra, une fois encore, mener le combat. Les réseaux façonnent l’opinion…” 14/04/2026 à 22:17
Rafangy dans Il va peut-être envahir le Vatican aussi ?: “ka izao hono ny antony nifidianan’ny maro an’isa azy e!Bush zanany noa natyaoko fa tena v indrindra fa ity efa…” 14/04/2026 à 12:43
J’ai vu ça à 4 h du mat.et bien bon retour..
Moi j’ai ca tout le temps “Error establishing a database connection”
« Error establishing at babakoto connection » est une erreur normale ! 😛
ny jira*** no voasoketa taty aminay satria hoe noho ny fahatapanjiro indray no mahatonga an io!
Mbola tsy au top tsara izy zao an!
Sao dia misy ambadika politika? 🙂
ambadika teknika fotsiny ka 🙂
Izahay zanaky actutana manko efa naika vonona be higrevy hoe ” Avohay Elman, avohay Ardine!” 🙂
🙂
eto ihany ka
efa misy système anti piratage tsara ity site tsika ity ra Elman sao dia tratrany giahy Ra Nsomeware isika vao banky rovitra zay an zay maty daholo ny projet ho milliardaire ato ato an . mdr
probléma tsy maintsy misy foana ka. Atao fotsiny zay tsy maha lava lotra anlé delestage 🙂

lollll