Ils disent que les conditions ne sont pas encore remplies pour aller là-bas. J’aimerais bien savoir lesquelles.
D’un autre coté, c’est l’excuse classique pour ne pas faire face à un changement quelconque, c’est valable partout
tena izany mihitsy, satria efa ela ange no hoe, amboarina ilay gare routière e.Médiatisé be aza ilay travaux, dia ahoana no tsy niomana t@ izany ny transporteurs?
Sa miompy jiolahimboto, mpanera, manendaka ery anaty gare pourrie feno fotaka ery no tian’ny zareo?Mety @ dry zareo coopératives fa tena tsy mety aminay usagers an!
barman
7 années il y a
Bon, pour ceux qui habitent Ambohibao, Talatamaty, Ambohidratrimo, Ivato, … bon courage ! Prévoir 2h30 de trajet en moyenne pour 15km ! Et pour ceux qui doivent s’enregistrer à l’aéroport 2h avant le dépar, ben prévoir de quitter Tana 4 à 5h avant le vol alors !
Certes, mais quand ça bouchonne, c’est la cata des 2 côtés (rocade et route digue). Et même si tous les transports ne prennent pas la RN4 (mais RN1), imaginez ce flux à Ambodivona et Fasan’ny karana transposés à Andohatapenaka (et dans cette transposition, je reconnais déjà que le déménagement ne concernent pas les transports pour la RN2 et RN7). Au niveau du rond point d’Ampasika, rajoutez dans la file donc les concernés par la RN1 … !
moi, je plains les riverains même si le long de la digue à adohatapenaka, l’air est irrespirable à cause des wc à l’air libre, ensuite la sécurité va s’aggraver aussi
oui, une gare routière n’est rien sans ces hordes de mpanera, mpivarotra, mpangalatra, mpangataka, taxi, posy, bus. Pas moins de 5% de la population se déplaceront la bas. il y aura des bouchons monstres à longueur de journée. vivement que ce rajao règle ses ardoises avec les chinois pour ouvrir la route d’Alarobia.
Ce sont surtout les parasites comme les mpanera qui ne veulent pas bouger parce que si le transport est trop bien organisé pour le bien des voyageurs, ils n’auront plus rien à se mettre dans les poches.
rafangy
7 années il y a
hier, j’y suis passé, et j’ai noté qu’il y a encore des parties qui ne sont pas finies ou destinées à autres choses?et ce matin j’ai croisé un cortège de taxibrouses pour tsi/didy en route pour rejoindre le nouveau stationnement!
je sens que des mpanotra vont etre très très contents car les taxibe devront payer « un peage » à Ampasika et à Anosipatrana, et c’est sur que ce sont les autres mpanotra de fasan’ny karana et Ankadin’ny peuple qui verront leurs recettes diminuer
j’ai vraiment envie de filmer les mpanotra sur le by pass (1er point au croisement by pass bretelle filatex, 2e point près du pont vers TV plus). ces voleurs paient des écolages à leurs supérieurs s’ils ne sont jamais inquiétés depuis tout ce temps. le comble, c’est que taxi brousse et camions s’arrêtent automatiquement (réflexe des enq*).
tena le izy ange ry reto tena misy fotoana tsy fidiny an’ilay mpamily e! ny fiara manao taxi brousse Tanà/Diego ohatra lany vola @ le mpanotra efa ho 250 000 fmg farafahakeliny e! ary ianao dia tsy maintsy hahitany zavatra soratana foana, ianao koa moa manao lalan-davitra satria 1 200 km tsy ankiato ka mba misy zavatra tsy mety indray² ny fiara r’efa any an-dalana fa tadidiny ianao @ le tsy manome iny, fa r’efa le misy hahatratrarany anao iny tonga dia mande ohatrinona no ataony raha tsy izany amoronany infraction tsy hai² izany; dia matahotra ny saofera dia manome foana
Misy hoe gazety no vidiana,
de le izy arakaraky ny grady ny sasany 500 ar, ny sasany 1000 ar, fa ny sasany tonga de tsy mety mandray raha vao latsaky 5000 ar
eny Andranonahoatra Itaosy dia tsy mety mandray 5 000ar ny polisy vavy fa hoy ny avaliny ny taksibe eny hoe: »angaha izahay makorelina no handray 5 000ar! »na diso ianao amin’io na tsia an!
raha vao tsy manome mihooatra ny 10 000ar ianao dia efa befamaliana sy manopa polisy dia sintoniny ny taratasin’ny fiara dia « fourrière » hoy izy, rehefa « fourrière » izany dia tsy latsaka ny 50 000ar vao miverina ny taratsinao
hayy, ve
za aloha t@ nanao taxi-brousse no tratra fourrière lava , hihihi. Fa @ io tena efa mio-voyage impiry vao azo ny papier fa fifafila re izay. Misy an’izany hoe tsy eo @ toerana nangalany ny papier-anao ry zalahy @ fotoana handalovanao, fa dia grave !
Besorongo
7 années il y a
COTISSE no olana. Raha tsy mifindra eny koa io koperativa io dia manana argument (mitombina) ny ambiny rehetra hijanonana eo amy mahazatra…
filambanony kosa raha izany satria ny cotisse, ny kofimanga ary ny vaatsy dia samy manana ny toerany manokana, fa ireo koperativa hafa anie ka trano hazo mirefy 1m x 1m no mba birao, tsy misy efitra fiandrasana, tsy misy trano fivoahana!
Parcage privé ny an’i Cotisse ka azo terena hifindra ve ? I Vatsy koa tsy voatery hifindra. Ny olana anie hono dia lasan’ny « tompony » ny tany eo @ fasan’ny karana dia voatery mifindra ireo tsy tompony e !
mila mahatanty concurrence ilay gasy fa lasa be fialonana, lasa hoe raha maty aho matesa rahavana. Parcage privé ange ny an’ireny e! za zao mahalala olona maro manana parcage privé makany avaratra eny anosibe eny , eny tanjombato eny ka inona no olana , sa satria ve ny cotisse eny ambodivona dia omena tsindry hazolena fa matahotra ny concurrence sao tsy hahazo olona.
Tsy efa mba tsara ve raha manome solution ny fanjakana hoe ary ianaro no mifindra toy izay hoe izay rehetra tsy manana infrastructure afaka iantsonan’ny fiarany sy mamaly ny zavatra ilaina rehetra mahakasika ny fitanterana olona dia tsy mahazo manao mpitatitra @ taxi-brousse. Toy izay hoe ny an’ny hafa ary no tiana horavana
Tsy ny COTISSE no tonga voalohany teo Ambodivona fa koperativa hafa. Ireo koperativa ireo no nanamasaka io toerana io ho tonga toerana mahazatra ny mpandeha. Satria mahay sady manambola kokoa ny COTISSE dia nahavita nividy tany lehibe ho azy ary nanao infrastructure manarapenitra. Raha mbola misy koperativa tavela zany eo aminio toerana io dia mazava be fa tsy hiala eo koa ireo mpandeha efa zatra anio toerana io. Concurrence DELOYALE izany fa tsy conccurence tsotra. Raha mahatanty conccurence ny COTISSE dia tokony hanaiky hifindra hiaraka amy besinimaro. Tsy resaka fialonana izany fa lojika tsotra.
nisy tsena tery akaikin’ny total ery taloha saingy ravan’ny rivotra, ary efa voaomana teny ny fiara mianavaratra sy avaratra andrefana rehetra iny, saingy sady tsy nety niditra teny ny fiara mpitatitra ireo, izay avy any vasakosy taloha fa hoe milentika lalina loatra,moa ny mpivarotra koa nibodo ilay fiantsonana ary moa tehahahzo mpifidy ny akfm kdrsm dia navelany nijanona teo ivelany ireo koperativa dia io baranahiny io! rehefa nanalehibe ny lalana ny kaomina ny taona 1999-2000 dia nikomy ireo mpivarotra sy ny koperativa fa hoe ho very izy ireo nefa dia nanaiky ihany!
ka ny tany ipetrahan’ireo biraon’ny koperativa ireo anie tsy azy fa tanin’ny kaomina e, ny an’ny cotisse, kofimanga, vaatsy dia andry zareo manokana ary tsy misy hoe fifaninanana tsy aradrariny satria samy mandeha any Sava ny eny Andranobevava sy eo Ambodivona fa samy manana ny mpanjifany koa! dia tahak’izny koa ny mpanjifan’ny cotisse sy ny koperativa hafa
ny cotisse (sy vatsi) tsy manelingelina ny fifamoivoizana, ary tsy mampiasa ny sisin-dalana ikambanana. toerana manokana ny azy. tsy misy antony hifindrany. izao na aiza na aiza no misy ny cotisse sy vatsi, dia any ihany aho no handeha fa tsy ho terena hitaingina fiaran’omby. jereo ny parking lehibe ampiasain’ny cotisse, sy ny lalana miala embouteillage tonga dia mahazo ny Masay.
aza adino fa ireo koperativa alana ireo mampiasa tany tsy azy.
moa ny sécurité assuré, misy toerana hiandranana ihany koa na @firy no hiainga na @ firy fa tsy voatery hoe ho anaty fiara satria na ny toerana hipetrahanao ary tsy hananan’iore guichet kely 1m x 1m , 2mx 2m farafahabeany
Inona no idiran’ny concurrence déloyale amîn’izany? Rehefa tsy mahay mifaninana @ fanatsarana ny tolotra ve ny hafa dia mandragaranga hevi-diso! Mbola ny ady @ « médiocrité » aloha no sahaza antsika sy mila resena voalohany!
za anie mba gaga e! samy mba manatsara ny azy, ary ireo coopérative aza mba ampian’ny fanjakana hanana io infrastructure io hampiasainy fa aleo le hivazizotra ihany ary hitady hevitra hoe aleo hijanona eny @ le tery tery kely amoron’arabe ka na dia ny parcage hijan’on’nany fira 1 aza mila tsy ho hita manoloana ilay guichet
ka ny tany sy infrastructure anga an’ny fanjakana ? sa manatompo hafa ka hoe ilai’ny tompon’ny tany ?
ramatoa
7 années il y a
ka le olan-tsika dia lohany @ fanoherana, tsy mety hanoa lalana, manao tsinotsinona ny miezaka. Efa ela ihany izay hoe tokony hifindran’ny eny Ambodivona tokony ho eny Andohatapenaka izay fa foronina daholo ity reska rehetra ity mba tsy hifindrana. Izay no nahatonga ireo tsena maro natao ho an’ny « recasment des marchands » t@ zany tsy nisy mpivarotra nanaiky ho eny fa naleondry zareo ho eny analakely foana nefa hoe @ zany mba manantona ny tsena izay akaiky azy, mivarotra ny mpivarotra
Isika izany dia sarotra amintsika le manoa fa le didi-jadona ihany angamba no mety sy le hoe ozizy vazà, na ozizy sefo, na ozizy ny mpamatsy vola …
Vzmb
7 années il y a
ny tena mahatalanjona ahy akohatr’izay, dia ireo manorina eo ambony, na ambadiky ny digue (côté Ikopa) manoloana io stationnement fasan’karana eo io, ansa halàlana avy aiza, dia avieo esorina teo dia hoe efa 20taona izahay no nonina teto… dia torak’izay koa ny manamorona ny digue Sisaony anelanelan’Anosizato-Ampitatafika, tsy hita intsony ny maha digue fiarovana ilay digue fa lasa tanàna 🙁
lasa tanàna fa amin’ny trano roapolo dia zara raha misy kabone iray, dia maimbo sy maloto ny eny, dia manao hoe izahay ambany tanana e tsy mba misy mijery
fa ny mahagaga ange dia ôtrany tsy vola ny niala t@ reny e! maninona raha mba manofa parking dia mba au moins mba misy minimum de sécurité. Le eny @ devant an’ny rotsirotsy andravoahangy sy ny EPP koa ange mba jereo r’efa le maina iny e! 4×4 be firy eny ampovoan’ny arabe no mijanona, de tsy tafafoha maraina angamba ry patrons isany dia eno ilay fiara na dia efa @ firy maraina ray
Fa ny loza dia ireny olona ireny koa no manary fako eny ampandehanan’ny fiara, carton pizza, mouchoir à jeter, verre à jeter sachets isan-karazany…
ary vao maik hahazo aina ny mpanendaka izany, mila mitandrina i Rafangy sy Mavo satria vao maika hitombo ny mpisinto-mahery eny Andohatapenaka sy ampasika iny , sy ireo mpamaky fiara tratry ny embouteillage. Sady ny ririnina efa ho avy dia efa maizina manomboka @ 6ora hariva
Fa le olona hoa any @ Score digue sy ny tsena rehetra eny (Akoor …) mila mitandrina koa izany fa hahita marché vao² indray ny mpanendaka fa tsenan’ny manankarena aty hoy ry zareo
hahaha, sy eny @ Gare routière By Pass Ambohimanambola
Mavo
7 années il y a
Teo aloha 2h mankaty itaosy, izao 3h… Mahafinaritra ka.
Sahiko ny miloka fa efa lasan’i filatex izao io fasan’ny karana nisy gare taloha io.
Farafaharatsiny ny taxi brousse rn4 rn6 sy ny mianavaratra no natao teo fa ny RN1 najanona ihany ohatra, satria lasa sady embouteillage ampasika no embouteillage anosizato
fisainana hvm anie tsy mitovy amin’ny rehetra e! tadidintsika tsar ingahy ministry ny fanajariana ny tany voalohany tamin’ity fitondrana hvm ity , minisipanjakana moa fa tezitra izy raha tsy atao an’izany,nanatona ny tompon’ny filatex, dia rehefa nivoaka avy tao dia nilaza hoe marina sy rariny ny ataon’ny filatex tamin’ny resaka ady tany teny ankadimbahoaka!ministra ve ianao eto amin’ny taninao dia ianao no manatona olontsotra!
Raha vita tsara toy ny alhambra sns, tsy mampaninona ahy na lasany aza, fa mba jeréna ihany ny tombotsoa iombonana. Dia omeo ny zony koa ny olona manana taratasy ara-dalàna raha misy tsy maintsy esorina @ taniny
Ny ankabeazan’ny taxi brousse rn1 anie ka efa eny antanimenakely no mameno e… Izany izao mety, tokony izany no natao fa tsy anosy indray aloha no amoronana laharampahamehana
ka izay mihitsy anie no tokony hatao e:ny mpampiasa ny rn1 rehetra dia tokony aty Avarabohitra iny no hanamboarana fiantsonana, ny mianavaratra dia aty akaikin’Ambohitrimanjaka, dia sady mampihena ny fitohanana ao afovoatanana ao izany no manitatra ny tanana koa, saingy ny fisain’ny hvm tsy toy ny an’ny rehetra
ka lasa tsy justifier ilay tanin’ny Ra8 nalaina hoe hatao inona, dia aleo alaina ny tanin’ny gasy fa ilain’ny fanjakana dia omena ny vahiny ny an’ny fanjakana fa tsy azo omena ny gasy kaa
dia iza hono ilay tompony?mbola tsy tapitra ny 5 taona mahatapitra ny fetrandro azo nanenjehana azy taorinan’ny revolisiona natao ny taona 2009 dia nahoana no tsy nitory izany ilay tompony?
dia gaga @ io koa aho, efa culture ve ilay manda hifindra @ zavatra (infrastructure) tsara, sa rehefa namboarin’ny adversaires politiques dia « tsia, tsy mety aminay wa wa wa sns… »
Ny vahoaka koa no tokony tonga saina tsy hi consomme @ tsena tsy ara-dalana, tsy hividy ticket @ gare routière pourrie.
Ilay hoe tsy ampy fotoana aloha excuse bidon satria samy nahita teto isika fa efa en cours ny travaux, efa ela, ny usagers aty @ provinces aza au courant, dia ry zareo transporteurs sasany indray no tsy au courant.
Il faut arrêter cette mentalité, misy relent politique izany rehetra izany ary izahay na mpanohitra aza, tsy mpomban’ny mpanao sabotage.
angamba ilay toetsaina tia manohitra befahatany fotsiny e!raha vao misy fanovana dia ny hitsipaka ihany aloha no aroso voalohany! tadidinareo koa rehefa namboarina ny fiantsonana teny Ampasampito ka nafindra teny ny Moramanga Mahanoro snsns!
plus, ny média sasany dia tia mandranitra: il y a trois chauves et un tondu (olona dimy) no hitako manao wa wa wa dia alaina vidéo. Firy azafady ilay olona mba faly mandeha gare routière tsara? Avelao eo ireo tsy d’accord hifindra dia isika usagers no MITSARA!
Izaho dia mpanohitra an’io fitondrana io, fa tsy tiako mihitsy ilay sabotage tanindrazana. Mankaleo be.
anjaratsika rehetra usagers koa no misafidy hividy tickets any Andohatapenaka au lieu d’Ambodivona.
Izaho tsy handeha @ coopérative izay manery anay ho avy @ 6h30, nefa mitsangana @ mangatsiaka adiny roa, à 8°C vao migadona ny départ, @ toerana maimbo pipi.
Tena tsy raharahiko ry zareo izany resaka COTISSE izany a, ny intérêts -ko en tant qu’usager no jereko voalohany (io koa défaut be an’ny malagasy). Raha afaka manampy vola aho, dia eny, mandeha COTISSE eny Ambodivona koa, satria izahay dia:
tia zavatra tsara, madio, seza tsara, des WC etc.c’est aussi simple que cela
Concernant les infrastructures Andohatapenaka, vous donnez combien de semaines avant qu’ils soient saccagés dans les normes? Endroit sale, envahi par les vendeurs, Toilettes bouchées, seza simba ets?
Ny mpanera, ny mpivarotra, ireo no tena be zizo tsy te hifindra io. Mba isaorana aza Dada nanome ny tany hanaovana gare, sy ny fanjakana namboatra azy. 🙂
ny fanjakana a? angaha tsy ny total no nanamboatra an’io niaraka tamin’ny mpiombon’antoka hafa fa tsy nisy vola nomen’ny fitondrana na ariary aza!sa diso aho fa misy volampanjakana tokoa lasa ao?
Rahandy dans Tiens, le Pape est mort: “J’y ai pensé aussi, diplomatiquement, y aller est plus important que de voir le gugus, après il a au moins…” 21/04/2025 à 13:34
zafimbaza dans Tiens, le Pape est mort: “Triste nouvelle. Je suis protestant mais j’ai tjrs eu du respect pour cet homme . Pourvu que Macron fasse demi-tour…” 21/04/2025 à 12:45
elman dans Des « accords de coopération » donc: “et propres jusqu’à la prochaine saison des pluies. vous croyez que ça restera comme ça jusqu’en novembre ? euh je…” 21/04/2025 à 10:57
Sam dans Des « accords de coopération » donc: “Rien à comprendre ou plutôt si, comme d’hab, c’est un détournement du réel objectif de la venue de Macron. Il…” 21/04/2025 à 10:50
Miserana dans Lundi de Pâques : nous serons ouverts demain monsieur: “Habitué et habile à viser la première place après l’avant dernier, certains z’heros placés suivent toujours leur même logique.” 21/04/2025 à 10:24
Nifin'Akoho dans La Jirama vous souhaite de Joyeuses Pâques: “Aody ry miakan-drefam-baravana. Nodimandry ny ranonareo fa hitsangana izy amin’ny andro fahatelo.” 20/04/2025 à 16:56
Nifin'Akoho dans Ah on nettoie Anosy aussi ?: “Mafinaritra ny fihetsika fa rehefa manao hoy aho dia ataovy manara-penitra lay fiteninareo lalan-dava. Tsy tenenina fotsiny io fa atao…” 20/04/2025 à 16:38
elman dans Ah on nettoie Anosy aussi ?: “En temps normal on dirait bien qu’on ne veut pas alors ?” 20/04/2025 à 11:50
elman dans Civisme : c’est bien de nettoyer le tanana… mais: “fihavanana eee.. soatoavina eee… marimaritra iraisana eee … lol Résultats des courses ? Tu es le pays le plus nul…” 20/04/2025 à 11:18
Coco dans Ah on nettoie Anosy aussi ?: “Au moins, c’est un geste à saluer. Toutefois, quand on veut on peut !” 20/04/2025 à 10:00
Nifin'Akoho dans Civisme : c’est bien de nettoyer le tanana… mais: “Rahoviana vao hiova ny olon-dia ? Rehefa tsy hisy intsony ny elanelam-panahy sy ny marimaritra iraisana. . Rehefa diso dia…” 20/04/2025 à 07:40
Ils disent que les conditions ne sont pas encore remplies pour aller là-bas. J’aimerais bien savoir lesquelles.
D’un autre coté, c’est l’excuse classique pour ne pas faire face à un changement quelconque, c’est valable partout
tena izany mihitsy, satria efa ela ange no hoe, amboarina ilay gare routière e.Médiatisé be aza ilay travaux, dia ahoana no tsy niomana t@ izany ny transporteurs?
Sa miompy jiolahimboto, mpanera, manendaka ery anaty gare pourrie feno fotaka ery no tian’ny zareo?Mety @ dry zareo coopératives fa tena tsy mety aminay usagers an!
Bon, pour ceux qui habitent Ambohibao, Talatamaty, Ambohidratrimo, Ivato, … bon courage ! Prévoir 2h30 de trajet en moyenne pour 15km ! Et pour ceux qui doivent s’enregistrer à l’aéroport 2h avant le dépar, ben prévoir de quitter Tana 4 à 5h avant le vol alors !
il y a qd mm la rocade de la francophonie pour désengorger cette zone des embouteillages. et tous les transports ne prennent pas tous la rn4.
Le soucis c’est la traversée de Talatamaty, là où toutes les routes convergent.
Certes, mais quand ça bouchonne, c’est la cata des 2 côtés (rocade et route digue). Et même si tous les transports ne prennent pas la RN4 (mais RN1), imaginez ce flux à Ambodivona et Fasan’ny karana transposés à Andohatapenaka (et dans cette transposition, je reconnais déjà que le déménagement ne concernent pas les transports pour la RN2 et RN7). Au niveau du rond point d’Ampasika, rajoutez dans la file donc les concernés par la RN1 … !
moi, je plains les riverains même si le long de la digue à adohatapenaka, l’air est irrespirable à cause des wc à l’air libre, ensuite la sécurité va s’aggraver aussi
oui, une gare routière n’est rien sans ces hordes de mpanera, mpivarotra, mpangalatra, mpangataka, taxi, posy, bus. Pas moins de 5% de la population se déplaceront la bas. il y aura des bouchons monstres à longueur de journée. vivement que ce rajao règle ses ardoises avec les chinois pour ouvrir la route d’Alarobia.
Ce sont surtout les parasites comme les mpanera qui ne veulent pas bouger parce que si le transport est trop bien organisé pour le bien des voyageurs, ils n’auront plus rien à se mettre dans les poches.
hier, j’y suis passé, et j’ai noté qu’il y a encore des parties qui ne sont pas finies ou destinées à autres choses?et ce matin j’ai croisé un cortège de taxibrouses pour tsi/didy en route pour rejoindre le nouveau stationnement!
je sens que des mpanotra vont etre très très contents car les taxibe devront payer « un peage » à Ampasika et à Anosipatrana, et c’est sur que ce sont les autres mpanotra de fasan’ny karana et Ankadin’ny peuple qui verront leurs recettes diminuer
j’ai vraiment envie de filmer les mpanotra sur le by pass (1er point au croisement by pass bretelle filatex, 2e point près du pont vers TV plus). ces voleurs paient des écolages à leurs supérieurs s’ils ne sont jamais inquiétés depuis tout ce temps. le comble, c’est que taxi brousse et camions s’arrêtent automatiquement (réflexe des enq*).
tena le izy ange ry reto tena misy fotoana tsy fidiny an’ilay mpamily e! ny fiara manao taxi brousse Tanà/Diego ohatra lany vola @ le mpanotra efa ho 250 000 fmg farafahakeliny e! ary ianao dia tsy maintsy hahitany zavatra soratana foana, ianao koa moa manao lalan-davitra satria 1 200 km tsy ankiato ka mba misy zavatra tsy mety indray² ny fiara r’efa any an-dalana fa tadidiny ianao @ le tsy manome iny, fa r’efa le misy hahatratrarany anao iny tonga dia mande ohatrinona no ataony raha tsy izany amoronany infraction tsy hai² izany; dia matahotra ny saofera dia manome foana
Misy hoe gazety no vidiana,
de le izy arakaraky ny grady ny sasany 500 ar, ny sasany 1000 ar, fa ny sasany tonga de tsy mety mandray raha vao latsaky 5000 ar
eny Andranonahoatra Itaosy dia tsy mety mandray 5 000ar ny polisy vavy fa hoy ny avaliny ny taksibe eny hoe: »angaha izahay makorelina no handray 5 000ar! »na diso ianao amin’io na tsia an!
de ohatrinona no tadiaviny vao manaiky izy ?sa tsy mandray fa miady @ kolikoly?
raha vao tsy manome mihooatra ny 10 000ar ianao dia efa befamaliana sy manopa polisy dia sintoniny ny taratasin’ny fiara dia « fourrière » hoy izy, rehefa « fourrière » izany dia tsy latsaka ny 50 000ar vao miverina ny taratsinao
hayy, ve
za aloha t@ nanao taxi-brousse no tratra fourrière lava , hihihi. Fa @ io tena efa mio-voyage impiry vao azo ny papier fa fifafila re izay. Misy an’izany hoe tsy eo @ toerana nangalany ny papier-anao ry zalahy @ fotoana handalovanao, fa dia grave !
COTISSE no olana. Raha tsy mifindra eny koa io koperativa io dia manana argument (mitombina) ny ambiny rehetra hijanonana eo amy mahazatra…
filambanony kosa raha izany satria ny cotisse, ny kofimanga ary ny vaatsy dia samy manana ny toerany manokana, fa ireo koperativa hafa anie ka trano hazo mirefy 1m x 1m no mba birao, tsy misy efitra fiandrasana, tsy misy trano fivoahana!
Parcage privé ny an’i Cotisse ka azo terena hifindra ve ? I Vatsy koa tsy voatery hifindra. Ny olana anie hono dia lasan’ny « tompony » ny tany eo @ fasan’ny karana dia voatery mifindra ireo tsy tompony e !
afaka terena tsara mihitsy ny cotisse hiova parcage, dia ny azy privé ataony parking ny fiarany fotsiny sisa.
tsy mety izany satria misy an’ireo fiara miainga eo amin’ny hotel mellis tsaralalana mihazo an’i mahajanga,sy antsirabe, misy an’ireo eny andranobevava makany avaratra atsinanana, dia hoterena hifindra koa ve izy nefa ny ay ny toerana efa tsara sy aradalana misy seza fipetrahana, trano fivoahana, trano fisakafoanana!
ankaotran’ireo misy vitsivitsy eny Anosibe tsena mandeha mianavaratra, misy koa eny tanjombato mandeha mianavaratra, misy koa eny anosizato aux alentours ny station jovena vao² ,
ny tena olana dia ireo koperativa mampiasa tany tsy azy nefa te hametraka ny lalànany. nefa tsy ry zareo no au pouvoir, ha ha.
marina izany
dia avy eo hisy hilaza fa tsy jerena mihintsy ny majinika
mila mahatanty concurrence ilay gasy fa lasa be fialonana, lasa hoe raha maty aho matesa rahavana. Parcage privé ange ny an’ireny e! za zao mahalala olona maro manana parcage privé makany avaratra eny anosibe eny , eny tanjombato eny ka inona no olana , sa satria ve ny cotisse eny ambodivona dia omena tsindry hazolena fa matahotra ny concurrence sao tsy hahazo olona.
Tsy efa mba tsara ve raha manome solution ny fanjakana hoe ary ianaro no mifindra toy izay hoe izay rehetra tsy manana infrastructure afaka iantsonan’ny fiarany sy mamaly ny zavatra ilaina rehetra mahakasika ny fitanterana olona dia tsy mahazo manao mpitatitra @ taxi-brousse. Toy izay hoe ny an’ny hafa ary no tiana horavana
Tsy ny COTISSE no tonga voalohany teo Ambodivona fa koperativa hafa. Ireo koperativa ireo no nanamasaka io toerana io ho tonga toerana mahazatra ny mpandeha. Satria mahay sady manambola kokoa ny COTISSE dia nahavita nividy tany lehibe ho azy ary nanao infrastructure manarapenitra. Raha mbola misy koperativa tavela zany eo aminio toerana io dia mazava be fa tsy hiala eo koa ireo mpandeha efa zatra anio toerana io. Concurrence DELOYALE izany fa tsy conccurence tsotra. Raha mahatanty conccurence ny COTISSE dia tokony hanaiky hifindra hiaraka amy besinimaro. Tsy resaka fialonana izany fa lojika tsotra.
nisy tsena tery akaikin’ny total ery taloha saingy ravan’ny rivotra, ary efa voaomana teny ny fiara mianavaratra sy avaratra andrefana rehetra iny, saingy sady tsy nety niditra teny ny fiara mpitatitra ireo, izay avy any vasakosy taloha fa hoe milentika lalina loatra,moa ny mpivarotra koa nibodo ilay fiantsonana ary moa tehahahzo mpifidy ny akfm kdrsm dia navelany nijanona teo ivelany ireo koperativa dia io baranahiny io! rehefa nanalehibe ny lalana ny kaomina ny taona 1999-2000 dia nikomy ireo mpivarotra sy ny koperativa fa hoe ho very izy ireo nefa dia nanaiky ihany!
ka ny tany ipetrahan’ireo biraon’ny koperativa ireo anie tsy azy fa tanin’ny kaomina e, ny an’ny cotisse, kofimanga, vaatsy dia andry zareo manokana ary tsy misy hoe fifaninanana tsy aradrariny satria samy mandeha any Sava ny eny Andranobevava sy eo Ambodivona fa samy manana ny mpanjifany koa! dia tahak’izny koa ny mpanjifan’ny cotisse sy ny koperativa hafa
Samy teo Ambodivona ihany kosa fa ry zareo nivoatra dia nikopakelatra sy nanova anarana e! sa ve hoe AaA :p
ny cotisse (sy vatsi) tsy manelingelina ny fifamoivoizana, ary tsy mampiasa ny sisin-dalana ikambanana. toerana manokana ny azy. tsy misy antony hifindrany. izao na aiza na aiza no misy ny cotisse sy vatsi, dia any ihany aho no handeha fa tsy ho terena hitaingina fiaran’omby. jereo ny parking lehibe ampiasain’ny cotisse, sy ny lalana miala embouteillage tonga dia mahazo ny Masay.
aza adino fa ireo koperativa alana ireo mampiasa tany tsy azy.
moa ny sécurité assuré, misy toerana hiandranana ihany koa na @firy no hiainga na @ firy fa tsy voatery hoe ho anaty fiara satria na ny toerana hipetrahanao ary tsy hananan’iore guichet kely 1m x 1m , 2mx 2m farafahabeany
Inona no idiran’ny concurrence déloyale amîn’izany? Rehefa tsy mahay mifaninana @ fanatsarana ny tolotra ve ny hafa dia mandragaranga hevi-diso! Mbola ny ady @ « médiocrité » aloha no sahaza antsika sy mila resena voalohany!
za anie mba gaga e! samy mba manatsara ny azy, ary ireo coopérative aza mba ampian’ny fanjakana hanana io infrastructure io hampiasainy fa aleo le hivazizotra ihany ary hitady hevitra hoe aleo hijanona eny @ le tery tery kely amoron’arabe ka na dia ny parcage hijan’on’nany fira 1 aza mila tsy ho hita manoloana ilay guichet
Mianara aloha mandalin kevitra fa aza zatra manao bontolo…
ka ny tany sy infrastructure anga an’ny fanjakana ? sa manatompo hafa ka hoe ilai’ny tompon’ny tany ?
ka le olan-tsika dia lohany @ fanoherana, tsy mety hanoa lalana, manao tsinotsinona ny miezaka. Efa ela ihany izay hoe tokony hifindran’ny eny Ambodivona tokony ho eny Andohatapenaka izay fa foronina daholo ity reska rehetra ity mba tsy hifindrana. Izay no nahatonga ireo tsena maro natao ho an’ny « recasment des marchands » t@ zany tsy nisy mpivarotra nanaiky ho eny fa naleondry zareo ho eny analakely foana nefa hoe @ zany mba manantona ny tsena izay akaiky azy, mivarotra ny mpivarotra
Isika izany dia sarotra amintsika le manoa fa le didi-jadona ihany angamba no mety sy le hoe ozizy vazà, na ozizy sefo, na ozizy ny mpamatsy vola …
ny tena mahatalanjona ahy akohatr’izay, dia ireo manorina eo ambony, na ambadiky ny digue (côté Ikopa) manoloana io stationnement fasan’karana eo io, ansa halàlana avy aiza, dia avieo esorina teo dia hoe efa 20taona izahay no nonina teto… dia torak’izay koa ny manamorona ny digue Sisaony anelanelan’Anosizato-Ampitatafika, tsy hita intsony ny maha digue fiarovana ilay digue fa lasa tanàna 🙁
lasa tanàna fa amin’ny trano roapolo dia zara raha misy kabone iray, dia maimbo sy maloto ny eny, dia manao hoe izahay ambany tanana e tsy mba misy mijery
ireny aza mbola olona mahantra sady tsy dia nianatra. fa jereo ny olona mahavidy touareg v6 tdi eny Ankadifotsy, nefa tsy manana garage fa apetraka eny amin’ny sisin-dalana, miady amin’ny commune fotsiny.
ireo nanakarena tampoka indray ireny e
fa ny mahagaga ange dia ôtrany tsy vola ny niala t@ reny e! maninona raha mba manofa parking dia mba au moins mba misy minimum de sécurité. Le eny @ devant an’ny rotsirotsy andravoahangy sy ny EPP koa ange mba jereo r’efa le maina iny e! 4×4 be firy eny ampovoan’ny arabe no mijanona, de tsy tafafoha maraina angamba ry patrons isany dia eno ilay fiara na dia efa @ firy maraina ray
Fa ny loza dia ireny olona ireny koa no manary fako eny ampandehanan’ny fiara, carton pizza, mouchoir à jeter, verre à jeter sachets isan-karazany…
ary vao maik hahazo aina ny mpanendaka izany, mila mitandrina i Rafangy sy Mavo satria vao maika hitombo ny mpisinto-mahery eny Andohatapenaka sy ampasika iny , sy ireo mpamaky fiara tratry ny embouteillage. Sady ny ririnina efa ho avy dia efa maizina manomboka @ 6ora hariva
Fa le olona hoa any @ Score digue sy ny tsena rehetra eny (Akoor …) mila mitandrina koa izany fa hahita marché vao² indray ny mpanendaka fa tsenan’ny manankarena aty hoy ry zareo
misaotra e!
ts’isy fisaorana ô!
eritrereto hoe ireo trano hitanao ampitan’ny fasankarana ireo koa mba hifindra eny andohatapenaka atsy hoatsy.
tsy gaga intsony aho raha ho feno ohatran’io koa eo ambonin’ny digue eo andohatapenaka atsy ho atsy, satria efa avy talanjona tetsy ambony
hahaha, sy eny @ Gare routière By Pass Ambohimanambola
Teo aloha 2h mankaty itaosy, izao 3h… Mahafinaritra ka.
Sahiko ny miloka fa efa lasan’i filatex izao io fasan’ny karana nisy gare taloha io.
Farafaharatsiny ny taxi brousse rn4 rn6 sy ny mianavaratra no natao teo fa ny RN1 najanona ihany ohatra, satria lasa sady embouteillage ampasika no embouteillage anosizato
fisainana hvm anie tsy mitovy amin’ny rehetra e! tadidintsika tsar ingahy ministry ny fanajariana ny tany voalohany tamin’ity fitondrana hvm ity , minisipanjakana moa fa tezitra izy raha tsy atao an’izany,nanatona ny tompon’ny filatex, dia rehefa nivoaka avy tao dia nilaza hoe marina sy rariny ny ataon’ny filatex tamin’ny resaka ady tany teny ankadimbahoaka!ministra ve ianao eto amin’ny taninao dia ianao no manatona olontsotra!
Raha vita tsara toy ny alhambra sns, tsy mampaninona ahy na lasany aza, fa mba jeréna ihany ny tombotsoa iombonana. Dia omeo ny zony koa ny olona manana taratasy ara-dalàna raha misy tsy maintsy esorina @ taniny
Ny ankabeazan’ny taxi brousse rn1 anie ka efa eny antanimenakely no mameno e… Izany izao mety, tokony izany no natao fa tsy anosy indray aloha no amoronana laharampahamehana
ka izay mihitsy anie no tokony hatao e:ny mpampiasa ny rn1 rehetra dia tokony aty Avarabohitra iny no hanamboarana fiantsonana, ny mianavaratra dia aty akaikin’Ambohitrimanjaka, dia sady mampihena ny fitohanana ao afovoatanana ao izany no manitatra ny tanana koa, saingy ny fisain’ny hvm tsy toy ny an’ny rehetra
ka lasa tsy justifier ilay tanin’ny Ra8 nalaina hoe hatao inona, dia aleo alaina ny tanin’ny gasy fa ilain’ny fanjakana dia omena ny vahiny ny an’ny fanjakana fa tsy azo omena ny gasy kaa
Tsara ihany manamarika fa io tany io tsy an’i Ra8 mihitsy, fa tany nangalariny io, nalaina t@ hafetsena, anisan’ny abus de pouvoir nataony t@ izy teo @ fitondrana.
dia iza hono ilay tompony?mbola tsy tapitra ny 5 taona mahatapitra ny fetrandro azo nanenjehana azy taorinan’ny revolisiona natao ny taona 2009 dia nahoana no tsy nitory izany ilay tompony?
de gaga ianao !
dia gaga @ io koa aho, efa culture ve ilay manda hifindra @ zavatra (infrastructure) tsara, sa rehefa namboarin’ny adversaires politiques dia « tsia, tsy mety aminay wa wa wa sns… »
Ny vahoaka koa no tokony tonga saina tsy hi consomme @ tsena tsy ara-dalana, tsy hividy ticket @ gare routière pourrie.
Ilay hoe tsy ampy fotoana aloha excuse bidon satria samy nahita teto isika fa efa en cours ny travaux, efa ela, ny usagers aty @ provinces aza au courant, dia ry zareo transporteurs sasany indray no tsy au courant.
Il faut arrêter cette mentalité, misy relent politique izany rehetra izany ary izahay na mpanohitra aza, tsy mpomban’ny mpanao sabotage.
angamba ilay toetsaina tia manohitra befahatany fotsiny e!raha vao misy fanovana dia ny hitsipaka ihany aloha no aroso voalohany! tadidinareo koa rehefa namboarina ny fiantsonana teny Ampasampito ka nafindra teny ny Moramanga Mahanoro snsns!
plus, ny média sasany dia tia mandranitra: il y a trois chauves et un tondu (olona dimy) no hitako manao wa wa wa dia alaina vidéo. Firy azafady ilay olona mba faly mandeha gare routière tsara? Avelao eo ireo tsy d’accord hifindra dia isika usagers no MITSARA!
Izaho dia mpanohitra an’io fitondrana io, fa tsy tiako mihitsy ilay sabotage tanindrazana. Mankaleo be.
C’est toi Lema?
anjaratsika rehetra usagers koa no misafidy hividy tickets any Andohatapenaka au lieu d’Ambodivona.
Izaho tsy handeha @ coopérative izay manery anay ho avy @ 6h30, nefa mitsangana @ mangatsiaka adiny roa, à 8°C vao migadona ny départ, @ toerana maimbo pipi.
Tena tsy raharahiko ry zareo izany resaka COTISSE izany a, ny intérêts -ko en tant qu’usager no jereko voalohany (io koa défaut be an’ny malagasy). Raha afaka manampy vola aho, dia eny, mandeha COTISSE eny Ambodivona koa, satria izahay dia:
tia zavatra tsara, madio, seza tsara, des WC etc.c’est aussi simple que cela
Concernant les infrastructures Andohatapenaka, vous donnez combien de semaines avant qu’ils soient saccagés dans les normes? Endroit sale, envahi par les vendeurs, Toilettes bouchées, seza simba ets?
un peu comme les pylônes solaires pas loin ?
Les gasy n’aiment pas les zavatra tsara, ils préfèrent les choses crades, ils sont pas à l’aise si c’est pas crade et moche 🙂
Eh Elman tu pourrais passé à Andohatapenaka pour voir l’état du stationnement actuel, pour avoir la comparaison dans 2 mois? 😀
Ny mpanera, ny mpivarotra, ireo no tena be zizo tsy te hifindra io. Mba isaorana aza Dada nanome ny tany hanaovana gare, sy ny fanjakana namboatra azy. 🙂
ny fanjakana a? angaha tsy ny total no nanamboatra an’io niaraka tamin’ny mpiombon’antoka hafa fa tsy nisy vola nomen’ny fitondrana na ariary aza!sa diso aho fa misy volampanjakana tokoa lasa ao?
hihihi, tiako ilay mody gisa. Non, miteny am-pahendrena kay moo
tsy diso ianao ka fa mitandrina sao misy mitory hoe manao diffamation, hihihi
le célèbre 3P e. Isaorana koa zany ny Total
Quand on voit l’état de l’axe anosy-anosizato actuellement…
omme toujours:on transfere d abord les taxibrousses, puis on reflechit apres sur l etat de la route