Mety hamaly fotsiny ny hcc hoe mbola tsy nilaza izy hoe hilatsaka. Fa raha io banderole io kosa aloha dia efa tena propagande mihintsy e! tsy afaka miala pas
angaha moa tsy fantatsika fa efa manao solomaso anie ingahy Eric e, dia tsy mahita tsara izany izy , ny taona koa efa mandrosoo dia mihalalodalovana izany, ka homena tsiny ve izany izy raha tsy mahita sy mandre ny fandikana lalana ataon’ny lalimanga?(izy rahateo koa efa lalima,nga rahateo!)
fa zavatra hafa mihitsy : naheno aho amin’ny resaky ny olona hoe raha te hiakatra jeneraly hono dia manao lalimanga hoy ny debaben’ny lalimanga!dia izay izany no antony nahabe isa an’ireo jeneraly tamin’ity! fa gaga moa aho tamin’ny filazan’ny sekreteran’ny zp hoe izao zy izao no mahatafakatra jeneraly, nefa mila misalaka tenda manga fostiny dia vita
pathétique
8 années il y a
C’est l’histoire du lièvre et de la tortue.
geronimo
8 années il y a
ny ahy na tsisy propangande aza dia efa fantatro ny olona hofidiako, tsy io amin’ny banderole na propagande io velively aloha an
Ka départ fotsiny no angalariny tsy quoi, fa raha vato tsy manga no alainy mety tsy ho tafa an!
razafi
8 années il y a
Est-on toujours dans un état de droit lorsque qu’un ministre de la justice soupçonné de corruption reste encore en place? Ny fanagalarana départ zany tena tsy misy dikany eo akaiky ny io aaa.
A la place des autres candidats je n’hésiterai pas à mettre une autre affiche juste à cotés. Comme ça s’ils l’enlèvent alors ils doivent aussi enlever les leurs. Oeil pour oeil, dent pour dent!
moustik
8 années il y a
urgent:on s’agite dans la Sava des camions suspect partent vers cap EST et des avions privés ramènent du cash,les gros poissons sont présents sur les lieux
Antsirabe sy miarinarivo ohatra izao efa fantatra. Itaosy koa
zo.zefa
8 années il y a
Faute d’orthographe en plus “ho an’i Filoha”, n’importe quoi on dit: “ho an’i (+anarana fa tsy mpamaritra). Eto ny marina dia hoe: “ho AN’NY Filoha”, mbola mila ezaka na ny ho an’ny tenin-dreny aza.
elman dans Madagascar a les 3 bouts et les 4 rois: “Non, en fait le tarot se rapproche énormément de la belote. La seule différence c’est que les atouts sont explicitement…” 03/07/2026 à 09:46
Rafangy dans C’est tout à fait légitime de vouloir s’émanciper: “hélas, beaucoup de jeunes n’ont la passion(monstre) pour la reconstruction de Madagascar, comme le dit angady, travailler tous les jours…” 03/07/2026 à 08:41
Rafangy dans Il n’y a pas que les îles Éparses comme différend: “il est loin le temps où les forces armées malgaches etaient respectées et craintes(car la plupart de ses cadres ont…” 02/07/2026 à 08:45
Coco dans Madagascar a les 3 bouts et les 4 rois: “Je connais le jeu que de nom. Jamais joué. Est-ce qu’il existe des coups de bluff au Tarot, comme au…” 02/07/2026 à 05:28
MasyLau dans Il n’y a pas que les îles Éparses comme différend: “Mamaly amin’ny tokony ho izy hoy ianao i LaFrantsa ka nilaza fa hamerina ireo Nosy Malagasy ireo amin’ny Malagasy .…” 01/07/2026 à 18:08
Nifin'Akoho dans Il n’y a pas que les îles Éparses comme différend: “Pepetandrafotsy zao mba mahasaropiaro ahy, torak’izay koa izy amin’ny beloha. Fa araka ny lalàna toa ahy ny azy ary ny…” 01/07/2026 à 13:44
Vola dans Il n’y a pas que les îles Éparses comme différend: “La France répond favorablement à la revendication de Madagascar concernant les îles Europa, Bassas da Indra et Juan de Nova…” 01/07/2026 à 12:51
Tssss!
Mety hamaly fotsiny ny hcc hoe mbola tsy nilaza izy hoe hilatsaka. Fa raha io banderole io kosa aloha dia efa tena propagande mihintsy e! tsy afaka miala pas
“Le peuple réclame sa candidature”
angaha moa tsy fantatsika fa efa manao solomaso anie ingahy Eric e, dia tsy mahita tsara izany izy , ny taona koa efa mandrosoo dia mihalalodalovana izany, ka homena tsiny ve izany izy raha tsy mahita sy mandre ny fandikana lalana ataon’ny lalimanga?(izy rahateo koa efa lalima,nga rahateo!)
fa zavatra hafa mihitsy : naheno aho amin’ny resaky ny olona hoe raha te hiakatra jeneraly hono dia manao lalimanga hoy ny debaben’ny lalimanga!dia izay izany no antony nahabe isa an’ireo jeneraly tamin’ity! fa gaga moa aho tamin’ny filazan’ny sekreteran’ny zp hoe izao zy izao no mahatafakatra jeneraly, nefa mila misalaka tenda manga fostiny dia vita
C’est l’histoire du lièvre et de la tortue.
ny ahy na tsisy propangande aza dia efa fantatro ny olona hofidiako, tsy io amin’ny banderole na propagande io velively aloha an
Maika be mitsy Prezidà kkkk
mangalatra départ ve ?
Ka départ fotsiny no angalariny tsy quoi, fa raha vato tsy manga no alainy mety tsy ho tafa an!
Est-on toujours dans un état de droit lorsque qu’un ministre de la justice soupçonné de corruption reste encore en place? Ny fanagalarana départ zany tena tsy misy dikany eo akaiky ny io aaa.
A la place des autres candidats je n’hésiterai pas à mettre une autre affiche juste à cotés. Comme ça s’ils l’enlèvent alors ils doivent aussi enlever les leurs. Oeil pour oeil, dent pour dent!
urgent:on s’agite dans la Sava des camions suspect partent vers cap EST et des avions privés ramènent du cash,les gros poissons sont présents sur les lieux
il s’agit de quoi exactement?
vanille? bois de rose?
Habitant dans la région je peux vous affirmer que la popularité de ce personnage ici est quasiment inexistante voir nulle!!
Fa iza no manana popularité any?