« Ne vous inquiétez pas, c’est potable et propre à la consommation » nous affirme la Jirama.
Et bien qu’ils le prouvent alors, qu’ils en boivent un verre devant nous ou devant les caméras alors ?
Efa mihinana ny tsy fihinana mbola asaina misotro fotaka ihany, pfff
Et par ailleurs, la Jirama semble re-découvrir tous les ans qu’il pleut beaucoup à partir du mois de décembre.
Dans quelques jours, je vous parie qu’on va nous parler de sable qui bloque les turbines de Mandraka ou d’Andekaleka.
Jus d’orange ? ou jus de Bou?
ranon’ampango 🙂
ny ranaon’ampango ry Malala, mitovy loko amin’ny whisky a! fa tsymisy zavapisotro mitovy loko amin’ny ranon’ny jirama fantatro aloha hatrizao!
ah ! jus de tomate afangaro @ zavatra hafa ngamba, manome lokon’ny ranopotaka
ny voatabia izao efa 2 200ar ny kilao dia ho ariana ao ve?
Fa inona lay resaka e? f’angaha tsy mampitovy ilay ranopotaka @ zavatra fisotro? toa otran’ny very ndray aho zany
te hanandran aho hoe alain any ranona voatabia dia asian inona mba hitovy loko amin’ny ranon’ny jirama, dia nieritreritra ny vidin’ny voatabia aho dia tsy hanandrana indray! fa tsy very ianao
Hydromel sa betsabetsa ?
eto madagasikara ihany no manao izany ny rano rehefa fahavaratra fa any ivelany any toa tsy miova fa madio hatrany.
Ka ny eto famonoana olona no tadiavina
izany tokoa fa toa tsy mba nahatadidy aho hoe mena ny rano eto rehefa fahavaratra taloha tany! rehefa misy fanamboarana ny fantsona dia mena ny rano voalohany fa avy eo miverina madio ihany fa izao, efa tamin’ny zoma anie no avy farany ny orana e, dia androany talata ve mbola ho mena foana?
tapaka ny rano ka! dia avy eo niverina dia lasa ohatran’io ny lokony! asa raha teo ve Ingahy Razanamasy dia nanaiky nisotro an’io?