Izay maharitra ihany no vadin’i …euh Perline. Mahafinaritra, tena lasa BMW.
Be My Wife.
rafangy
8 années il y a
Arabaina naharitra namerina azy e! tsapako ilay fitaintainana hoe ho velona ve sa tsy mbola! inona ny mety mikasoka sy tsy mbola ao tsara any? fa tsy very maina akory ny fotoana sy vola nolanianao tao e fa tena tsara tokoa i Perline, ary mihoatra ilay 60 tapitrisa nisy nanombana azy io ary ny ho vidin’io raha hitan’ireo vazaha ireo!
mangableu
8 années il y a
… et elle reprend vie et fait peau neuve! Et pour l’autre ca avance?
Rakotovelo dans L’archipel du goulag: “Sanatria ohatra ny hoe tsy mbola zakan’ny Malagasy mihitsy ny mitondra an’i Madagasikara dia ho ataon’ny olona rapa-dango ! Na…” 21/03/2026 à 17:17
elman dans L’archipel du goulag: “le fond du problème ne réside pas tant dans les relations, qu’elles soient russes, françaises, européennes, américaines ou autres, peu…” 21/03/2026 à 13:38
Vola dans L’archipel du goulag: “Mba inona anie no endriky ny Rosia amin’izao 2026 ?” 21/03/2026 à 13:29
petakaman dans L’archipel du goulag: ““Extraction dans les mines, abattage de bois, construction de lignes de chemin de fer … tiens ça peut être pas…” 21/03/2026 à 12:05
MasyLau dans L’archipel du goulag: “Tsy marina ny filazana fa i Madagasikara dia tsy mahaleon-tena sady tsy mananana ny fiandrianiny . Ny marina dia tsy…” 21/03/2026 à 11:43
idefix dans L’archipel du goulag: “Mikaely avec Trump je pense que ça plus de gueule… je dis ça je dis rien 😛” 21/03/2026 à 11:37
est-ce que le capitonnage est en peau de vache? 🙂
tena misy manao mihintsy du côté d’Anjeva (cuir de vache) fa tsy nahita fotoana nandalovana tany
Hay nitsangana t@ maty t@ taona faha-3 ?
Izay maharitra ihany no vadin’i …euh Perline. Mahafinaritra, tena lasa BMW.
Be My Wife.
Arabaina naharitra namerina azy e! tsapako ilay fitaintainana hoe ho velona ve sa tsy mbola! inona ny mety mikasoka sy tsy mbola ao tsara any? fa tsy very maina akory ny fotoana sy vola nolanianao tao e fa tena tsara tokoa i Perline, ary mihoatra ilay 60 tapitrisa nisy nanombana azy io ary ny ho vidin’io raha hitan’ireo vazaha ireo!
… et elle reprend vie et fait peau neuve! Et pour l’autre ca avance?
tena mbola stand by kely aloa, mbola mila ezaka ilay 60 000 briques 🙂
Et on est ou ?
🙂
Elman c’est toi Letnà Colombo?
La peinture blanche est-elle faite à partir de dioxyde de titane extrait de l’ilménite malgache ?
Oui, le temps passe très vite. Ca donne la nostalgie elman an! Mahafinaritra e. Ho avy tsy ho ela amin’izay an!
Chapeau !
Sous l’œil attentif de Ardine. Chez moi aussi à chaque fois que je touche une voiture, y a Renintsara qui se débarque et pose la question : mety?
Et après : “hoatrinona indray” ? 🙂
Vous répondez: deux fois coiffure ou la moitié d’une paire de botte, ou quand c’est vachement chèr une petite robe noire 🙂
Pour moi ça marche