izaho manokana dia tena mankafy gisa! aleoko gisa toy izay vorontsiloza fa io moa samy manana ny tiany!(samihafa mihitys nytsiron’ny taolantratran’ny gisa sy ny an’ny vorontsiloza)
elman dans Ranohira, février 2020: “comment ça combien de diplômés ?” 25/06/2026 à 10:48
zafimbaza dans Ranohira, février 2020: “Combien de diplômés ? Je vous signale que le colonel a baissé le budget de l’enseignement à Mada et augmenté…” 25/06/2026 à 10:13
Rafangy dans Que demande la population au quotidien ?: “moi, aussi, j’ai toujours en tete ce que vous ecrivez, mais une question, une seule n’a pas de reponse: comment…” 24/06/2026 à 12:07
Rafangy dans Que demande la population au quotidien ?: “curieux, mais les 3 premiers piliers ont deja existe avant 1975, pour le 4ème, je ne peux pas me prononcer…” 24/06/2026 à 11:57
mpijery dans Que demande la population au quotidien ?: “Il manque un cadre strict sur ce qu’on veut vraiment mais que les “hetahetam-bahoaka” ne vont pas nécessairement remonter Indépendance…” 24/06/2026 à 11:13
Za miompy anankiroa fa tsy hamidiko fa sakaiza tsy foy 😉 hakàna tranaka 😉
tranaka ?
hampitombona taranaka gisa mo zany e 🙂
Donc avec 20 gisa ça fait 1 million ar ? Intéressant.
oui oui mila mihary amin’ny fomba tsotra sy madio ary tsy manararaotra rehefa tonga ny andro hamarotana azy 🙂
Route digue akaikin’ny art malagasy. Aleo mividy sady ireny bozaka fotsiny dia ampy. Saingy ny hena tsy mankaiza loatra.
izaho manokana dia tena mankafy gisa! aleoko gisa toy izay vorontsiloza fa io moa samy manana ny tiany!(samihafa mihitys nytsiron’ny taolantratran’ny gisa sy ny an’ny vorontsiloza)
fa tezitra ny zanako fa nisy gisa tao aminay dia voasoroka madiodio daholo ny tanana fa tsy nety naniry intsony ny bozaka!
bref, mieux qu’une tondeuse à gazon 🙂
Angalana taranaka no atao mpimbina trano?
alarme naturelle
Voalazanao tsara Rainintsara 🙂
ary ny gisa mainty? 🙂
miampy ny vidina loko mainty zany mety eo amin’ny 555000 ar ny gisa mainty 🙂
i Turbo irery izao no fantatro manana an’izany!
ie! fa tsy mivarotra izy fa CD no amidiny 🙂
fa indraindray koa mahita aho amin’iny lakandranon’Andriantany iny rehefa feno menaka be ilay rano
Caille.. lé an’an!
sampanana Ambohitrimanjaka
je dirai “idem”!
Yes bonne réponse 🙂
Je n’aime pas beaucoup la viande de “Gisa”.
Je préfère la viande de “Vorontsiloza”, combien coûte les gros dindons maintenant?
Sinon, ilay biby maloto koa matsiro be 🙂
Et les canards?
mmh, un bon petit magret 🙂
Pour se les faire voler?