Zafy Albert : le programme

Loading

Dépêche Madagascar > Madagascar

FAHALASANAN’NY FILOHA ALBERT

Miiba ny sainam-pirenena malagasy manomboka rahampitso. Rahampitso amin’ny 3 ora no ho tonga eto ny nofo mangatsiakany, ary hisy ny fanomezam-boninahitra azy manomboka eny amin’ny seranam-piaramanidina.

Hivantana any amin’ny trano fonenany izany rahampitso, amin’ny Alahady kosa no hiandrasana azy ao amin’ny Lapan’ny fanatanjahan-tena sy ny kolo-tsaina Mahamasina.

Hisy ny fotoam-pivavahana lehibe iarahana amin’ny FFKM ny Alatsinainy, mialoha ny hitondrana azy an-tanindrazany any Ambilobe.

Tsy mbola voafaritra ny andro handevenana satria miankina amin’ny fahatongavany any an-tanindrazany. Hajaina ny fomba fanaony fony fahaveloany, rehefa mandeha amin’iny lalana iny, raha misy tanana mangataka ny mba hijanonany dia mijanona ao aloha.

Manomboka amin’ny fotoana andevenana azy no hanomboka ny fisaonam-pirenena.

Actutana sur Whatsapp

Cliquez ici pour être rapidement notifié des “urgences” dans l’actualité 🙂

S’abonner
Notification pour
guest
10 Commentaires
Le plus ancien
Le plus récent Le plus populaire
Commentaires en ligne
Afficher tous les commentaires
sotasota
sotasota
7 années il y a

Mandria am-piadanana.

ranicks13
ranicks13
7 années il y a

Concrètement, cela veut dire quoi: « manomboka @ fotoana handevenana azy no manomboka ny fisaonam-pirenena »?

ranicks13
ranicks13
Répondre à  elman
7 années il y a

Oui, mais concrètement, qu’est-ce qu’il se passe?

Jojo
Jojo
7 années il y a

Les mesures contre la peste seront donc ignorées pendant la veillée du corps au palais des sports?

Jojo
Jojo
Répondre à  elman
7 années il y a

my mistake

Lemaizina
Lemaizina
Répondre à  Jojo
7 années il y a

voir mon post par ailleurs: on vient, on présente ses condoléances, on ne serre pas la main, et sort tout de suite!

mclient
mclient
Répondre à  Lemaizina
7 années il y a

et pestiféré s’abstenir!

Fil info

Vos réflexions

Veuillez autoriser les annonces sur notre site

Il semblerait que vous utilisiez un bloqueur de publicité. La publicité permet de financer notre site.