Pfff, raha misy ny vola tsy voaloha azo takiana, afaka mifanaraka…androany, rahampitso….fa ny pesta tsy miandry, isaky ny masoandro misandratra dia hoy izy hoe : misy maty anio, tik tak tik tak…misy maty anio. Izay miasa dia tsy maintsy miaritra trefla foana… enga anie ka trefla à 4 feuilles indray andro any.
@ zagasy: Fa ngà le Tiko tsy mba afaka manara-dalana e( permis environmental etc ) fa tsy zatra manao lalan-dririnina ka fahavaratra avy manao hintsin-dalana. Sady B taim-bava loatra ka aleo hikatona any e. Rejoindre la discussion
io anie usine efa nisokatra efa ela fa tsy hoe vao naorina e! mino aho fa tsy maintsy nahazo an’izany permis environnemental zany izy t@ nananganana azy. Koa rehefa miverina misokatra ndray zany izy dia mila permis environnemental vaovao? Raha ny taim-bava ndray dia zony ny miteny sy manao izany rehefa tsy manompa na manalabaraka okona izy: zany no atao hoe demôkrasia sy fahalalahana raha tsy fantatr’ingahy. Sa anjely ireo mpitondra lelafinao ireo ka tsy azo kianina sy tenenina ny tsy mety ataony?
@ sotasota : Tsisy vahoaka maty noana zany nony tsy finana yaourt sy fromaga. Regulariser-o aloa ny taratasy vo afaka misokatra. D miandrasa @ 2018 vo manao taim-bava.ejoindre la discussion
En fait en décrie tellement le putch de 2009 sauf que pendant toute la transition d’ariary est resté stable face à l’€ à un peu plus de 2800 ar/euro alors qu’aujourd’hui il dépasse allègrement les 3600 ar/€ ce qui veut dire que pendant le règne sans partage de Hery l’ariary a perdu près de 800 ar/€ ce qui veut dire que pour un salaire d’environs 200 000 ar cela fait un manque à gagner de plus de 45 000 ar alors que les denrées n’ont pas cesser d’augmenter. Peut-être qu’un comptable un peu plus sérieux que celui qui est aux affaires de l’état pourrait nous en dire un peu plus sur ce sujet?
R@ mangableu : F ngà moa ny Tiko irery ihany no nivarotra menaka sy dibera teto é. Tsy nisy situation de monopole ntsony teto an!e.joindre la discussion
Afaka mihinana dibera tsy mihepo @masoandro sy menaka mandry ianao fa tsy maninona ka. Lalanan’ny varotra io ka raha mbola afaka misafidy ny mpividy dia tsy maintsy maka ny tsara sy izay takatry ny volany. 🙂
Betsaka ny tsara sy mora vidy fa tsy voatery ho ny produits Tiko ihany akory no tsara é. Zao no hatao hoe “mandrora mitsilany ka ny tenany ihany no nifatrarany”.Rejoindre la discussion
il faut des éléments armés pour fermer une usine? décidément, ça s’arrange pas
Appellez moi Diego
7 années il y a
Je pense que plus les élections approcheront, plus il y aura de personnes qui ne dormiront plus tranquillement. Certaines personnes risquent gros et même très gros si Ra8 est élu! Et le plus marrant, c’est qu’ils le savent…mdr
elman dans 2653 jours que je vis en France: “bah voyons https://www.lejdd.fr/Societe/algerien-et-fier-les-batards-la-reaction-haineuse-du-footballeur-youcef-belaili-apres-une-bagarre-dans-un-avion-159778” 03/07/2025 à 20:10
elman dans Paludisme : nous quand on était petit: “Je suis revenu au bled en 1980, pas souvenir de cette “obligation” scolaire. Par contre à chaque descente sur Tamatave,…” 03/07/2025 à 18:02
The Man dans Paludisme : nous quand on était petit: “En 1979 la distribution hebdomadaire de nivaquine, à chaque lundi pour être précis, existait encore du moins dans mon établissement,…” 03/07/2025 à 17:57
elman dans Ah les annales du BEPC ça existe: “Gemini a voulu faire sa prude mais je lui ai forcé la main https://actutana.com/wp-content/uploads/2025/07/1751544688505.jpg” 03/07/2025 à 15:12
idefix dans Ah les annales du BEPC ça existe: “Et à la bougie ou pas cette année ? Si oui, ça va encore rester dans les anales annales 😛” 03/07/2025 à 14:51
Nifin'Akoho dans Il y a la maigreur du cheval certes: “Lay deba ray ao amin’ny senat ao efa manana satroka. Soavaly sisa. Soavaly manao sitiringy fa tsy korotamby (moto fa…” 03/07/2025 à 14:51
Information également relayée par le député Guy Rivo R. Le fitondrana se verse dans la provocation pour aboutir à quoi au juste? Pathétique.
Les critiques sur le samva et les subventions de la CUA semblent être restées en travers de la gorge de certains caciques du pouvoir.
c’est ce que je me dis auusi
Pfff, raha misy ny vola tsy voaloha azo takiana, afaka mifanaraka…androany, rahampitso….fa ny pesta tsy miandry, isaky ny masoandro misandratra dia hoy izy hoe : misy maty anio, tik tak tik tak…misy maty anio. Izay miasa dia tsy maintsy miaritra trefla foana… enga anie ka trefla à 4 feuilles indray andro any.
plus jaloux que tonton hery tu meurs!
moi,moche méchant fénéant et jaloux de lui,beau sympa et travailleur
Il me semble que c’est OMS sur ce coup là
Ny mampalahelo dia mpivavaka mafana fo daholo ry zalahy mpanenjika ireo. Kristiana djihadistes angamba ?
Misy dahalo nga ao amin’ny Tiko ? Sa Pesta ? Sa hoe ahoana ? Fa manino ny vy no tsy mety mikitrana irery ?
@ zagasy: Fa ngà le Tiko tsy mba afaka manara-dalana e( permis environmental etc ) fa tsy zatra manao lalan-dririnina ka fahavaratra avy manao hintsin-dalana. Sady B taim-bava loatra ka aleo hikatona any e. Rejoindre la discussion
Ny vy tsy mikitrana irery 🙂
io anie usine efa nisokatra efa ela fa tsy hoe vao naorina e! mino aho fa tsy maintsy nahazo an’izany permis environnemental zany izy t@ nananganana azy. Koa rehefa miverina misokatra ndray zany izy dia mila permis environnemental vaovao? Raha ny taim-bava ndray dia zony ny miteny sy manao izany rehefa tsy manompa na manalabaraka okona izy: zany no atao hoe demôkrasia sy fahalalahana raha tsy fantatr’ingahy. Sa anjely ireo mpitondra lelafinao ireo ka tsy azo kianina sy tenenina ny tsy mety ataony?
A qui profite le crime?
Pas aux plusieurs familles qui se retrouvent sans emploi en tout cas 🙁
bah, la concurrence.
et, mine de rien, l’euro re-dépasse la barre des 3600 ar
à cause de la fermeture de tiko lol
@ sotasota : Tsisy vahoaka maty noana zany nony tsy finana yaourt sy fromaga. Regulariser-o aloa ny taratasy vo afaka misokatra. D miandrasa @ 2018 vo manao taim-bava.ejoindre la discussion
befelonan-tay e
afaka oe tsy mihinana afa-tsy mangahazo, hahahah. Dia ireo mpiompy omby sy mpamokatra mivarotra vokatra @ TIKO any antoerana koa afaka tsy miasa fa mangataka fotsiny
Ny dobera afaka hoanina fa volan’ny dobera tsy maintsy any Iavoloha e
Aza adino ny string ny fermière 🙂
Mille bandes vous voulez dire. Mdr. Ary mbola misy tokoa ve reny?
Tsy efa novidiany Francis Turbo daholo ve ny stock ambiny tao ? 🙂
Mdr
Rehefa ngeda loatra ny loha ka kely ny atiny tsy voafehy fo, mifangaro ny fitiavana an-Ra8 sy ny tsy fitiavana hiasa/handroso.
En fait en décrie tellement le putch de 2009 sauf que pendant toute la transition d’ariary est resté stable face à l’€ à un peu plus de 2800 ar/euro alors qu’aujourd’hui il dépasse allègrement les 3600 ar/€ ce qui veut dire que pendant le règne sans partage de Hery l’ariary a perdu près de 800 ar/€ ce qui veut dire que pour un salaire d’environs 200 000 ar cela fait un manque à gagner de plus de 45 000 ar alors que les denrées n’ont pas cesser d’augmenter. Peut-être qu’un comptable un peu plus sérieux que celui qui est aux affaires de l’état pourrait nous en dire un peu plus sur ce sujet?
ou un économiste?
Allez on se rabat sur Jadida, Beurk !
pas ça!
Il n’y a pas que Jadida sur le marché voyons.
T@ andron’ny Tiko nanjaka tokana no tsy nisy hafa tsy produit Tiko teto @ tanàna fa zao efa bobaka sady misy tena tsara lavitra nohon’ny Tiko.
Ireo dobera nafarana avy any ivelany mitovy amin’ny jabora ve? Aoka ihany marina
karcher au Samva!
ce qui constitue un aveu que le problème vient bien du samva, pas de la cua!
Diversion
Il est temps de faire des stocks d’huile, beurre, … si c’est le cas.
C’est le cas.
il faut toujours le faire.
R@ mangableu : F ngà moa ny Tiko irery ihany no nivarotra menaka sy dibera teto é. Tsy nisy situation de monopole ntsony teto an!e.joindre la discussion
Afaka mihinana dibera tsy mihepo @masoandro sy menaka mandry ianao fa tsy maninona ka. Lalanan’ny varotra io ka raha mbola afaka misafidy ny mpividy dia tsy maintsy maka ny tsara sy izay takatry ny volany. 🙂
Betsaka ny tsara sy mora vidy fa tsy voatery ho ny produits Tiko ihany akory no tsara é. Zao no hatao hoe “mandrora mitsilany ka ny tenany ihany no nifatrarany”.Rejoindre la discussion
Mahabe loha ihany tia fitiavanao manokana ny Tiko ity ka, bisous eo amin’ny loha, mmh.
so de voany avc eo koa 🙂
Fa anisan’ny tsara izy raha vita malagasy no resahana.
Quelle est la raison?
Maty ndray zany ny mpamboly sy mpiompy any. Zareo mivarotra ronono sy ny vokatra haodina isan-karazany. Ny mpiasan’ny TIKO mo tsy tenenina tsony
tsy maninona izany e. sady ireny tsy isaina @ ireo matin’ny peste.