“Anao ny tanàna?…” an an, efa tsy ahy intsony fa efa navotsotry ry bomba bekapsily ry ry Fidy gros bras izaho dia izao tratra farany izao
RMC
9 mois il y a
tsy haiko izay fahamarinana an, fa ”nalazan’ny vadin’i naina varira” tao @ bianco hono io tompon-tanàna io lors de son enquête, dia izay no nahavoaantso azy tany. izy koa moa pca tao @ cua t@ andron’i varira madio tànana maire
tsy maneso fa efa izay ilay fahafantarana azy! nisy mpilalao baolina mahay izay, avy any Boeny, Michel no anarany fa Charbon no nahafataran’ny maro azy tany, voafidy tao amin’ny ekipampirenena izy dia niteny ampahibemaso mihitsy hoe Michel no anarako sy fiantso ahy fa tsy iznay Charbon izany, fa dia Charbon ihany no filazan’ny rehetra azy! ny tiako lazaina dia efa tsy fanesona intsony ilay izy fa efa anarapetaka, toy ny hoe amiraly nefa tsy manana sambo ohatra
Sam dans Vendeur en boutique, un métier en voie de disparition aussi ?: “Et elle n’a même pas proposer la cabine de peinture gonflable ? https://www.leroymerlin.fr/produits/cabine-vevor-de-peinture-gonflable-4x3x2-75-m-avec-souffleur-de-750-w-gris-75007683.html?megaBoost=&at_medium=Search%2Bengines&at_source=google&at_campaign=fiche-gratuite” 15/08/2026 à 15:24
elman dans Vendeur en boutique, un métier en voie de disparition aussi ?: “Alors mécanicien chevronné effectivement.. mais par contre peintre complètement débutant lol .. https://actutana.com/wp-content/uploads/2026/08/20260814_1119513.jpg … et ma foi pour une première…” 14/08/2026 à 15:12
Afist dans Fédéralisme ? Décentralisation effective ?: “Il ne faut pas oublier le cas du Vatovavy Fito Vinany, ces gens qui sont voisins mais qui ne peuvent…” 09/08/2026 à 18:39
Ianao ilay candidat panjakana moa? An an, tsy niteny an’izany aho tompoko
Anao ny tanàna? Efa nifonako iny kah
“Anao ny tanàna?…” an an, efa tsy ahy intsony fa efa navotsotry ry bomba bekapsily ry ry Fidy gros bras izaho dia izao tratra farany izao
tsy haiko izay fahamarinana an, fa ”nalazan’ny vadin’i naina varira” tao @ bianco hono io tompon-tanàna io lors de son enquête, dia izay no nahavoaantso azy tany. izy koa moa pca tao @ cua t@ andron’i varira madio tànana maire
Ilay maneso olona du genre “varira” hoy aho toa tsy mendrika ny niveau an’ity site ity nefa moa asa na izay ny charte
tsy maneso fa efa izay ilay fahafantarana azy! nisy mpilalao baolina mahay izay, avy any Boeny, Michel no anarany fa Charbon no nahafataran’ny maro azy tany, voafidy tao amin’ny ekipampirenena izy dia niteny ampahibemaso mihitsy hoe Michel no anarako sy fiantso ahy fa tsy iznay Charbon izany, fa dia Charbon ihany no filazan’ny rehetra azy! ny tiako lazaina dia efa tsy fanesona intsony ilay izy fa efa anarapetaka, toy ny hoe amiraly nefa tsy manana sambo ohatra
Efa politiquement correcte no malaza @ zao.
Et vu hoe inona no anaovan’ny mpiara-belona amintsika ny zaza varira, tena hitako hoe tsy approprié