Efa hoe taiza no ahalan’izay olona vao teraka dia dobera no fihinany an’izay fahantrana.
Zao no iafarany. Mahita tsara tenisany zao. Tapitra hatreo ny révolution orange sy ny tana-poza. Mahantra nareo sa manan-karena. Filaminana a filaminana, na ny kankana ao ankibonareo nareo nga milamina rehefa tsisy arapaka nareo mianakavy, sa ry be baoty efa lasa ody kankana.
rnaivos dans Le pire qui puisse arriver à l’âge de la retraite ?: “Bravo, et bonne continuation. D’une certaine manière, effectivement, nos trajectoires se rejoignent dans cette même rupture avec le métro-boulot-dodo, même…” 05/10/2026 à 13:00
izay mihintsy. na ilay gare routière fisandratana ary, efa ahitra no maniry ao.
ambopo diso toerana
Mety be reno koa ramatoa dia izay no ”ma dam” azy
Efa hoe taiza no ahalan’izay olona vao teraka dia dobera no fihinany an’izay fahantrana.
Zao no iafarany. Mahita tsara tenisany zao. Tapitra hatreo ny révolution orange sy ny tana-poza. Mahantra nareo sa manan-karena. Filaminana a filaminana, na ny kankana ao ankibonareo nareo nga milamina rehefa tsisy arapaka nareo mianakavy, sa ry be baoty efa lasa ody kankana.
Par rapport aux exactions commises aux dames, aux nourrissons, aux jeunes filles, aiza ny madame Fitia ?