60 ans ! Oui, la THB nationale fête cette année ses 60 bougies ! Un anniversaire de la mamie qui se doit d’être fêté en grandes pompes bien entendu. Cela a été fait ce vendredi (magnifique) 23 mars 2018, à l’hôtel Panorama, Andrainarivo. Le elman y était bien entendu, suivez le guide 🙂
Cliquez sur les numéros ci dessous pour passer à la page suivante
Waouh! Bonjour mesdemoiselles!
60 ans ? “Socialement responsable”, selon ses différents publi-reportages. En 60 ans, combien de gens se sont soûlés…de sucrerie?
Manja daholo zany sipa zany le
Elman angaha maka sary afatsy ny manja ihany e!
🙂
ka izaho kosa hatramin izay heritaona latsaka nisian ity actutana ity izay , mbola tsy nahita sarina sipa nofa izany mihitsy tato e!fa dia ireny manjabe manaitaitra ireny foana no miseho ato! hihihihihi!
zava-pisotro mamosavy ny gasy satria io no hataony rano fisotro (manala hetaheta)
manimba ny fahasalaman’ny gasy ka tsy ilaina
Avelao hamisaviny tenany zay te hamisavy ny tenany.
ary ilay mesdemoiselles manjakely be dia be ireny ve tsy mamosavy ? hihihi
Aleo maso mijery fotsiny fa tsy mitondra mody e 🙂
ny ahy ny hitako sy tsapako aloha dia orinasa manome asa sy mampivoatra ny toekarena!noho izany tena ilain ny firenena tokoa ary tokony ho maro ny orinasa tahak izao !fa heverinao fa raha tsy nisy ny star dia tsy hisy labiera eto izany?mba mandalova ao Fisakana(tsy lanimboay) ianao dia hahita ny fisotro ny tanora lahy sy vavy ny toaka ao
Une petite suggestion pour les reportages photos: est-ce que ça pourrait etre possible de pouvoir naviguer avec le diaporama d’un seul coup sans tenir compte des pages? (oui, je sais, techniquement c’est un peu tordu 🙂 )
Si ça ne me met pas de nouveau le serveur par terre 🙂
tchin tchin, a nos femmes et a nos chevaux comme a ceux qui les montent !
la photo c’est le quinté +++ ? 😛