Une bêtise humaine infinie disions nous ? Un caveau a donc été profané vendredi dernier dans la commune d’Ambohimangakely.
A ce stade je ne vois plus qu’une option : la peine capitale. Et ça se discute vraiment car sinon ces idiots finiront par tous nous tuer avec leurs bêtises.
@Batman 2, Ka isika efa manaraka ny fanatontoloana dia tsy manao peine capitale intsony. Fitsaram-bahoaka sisa no azo atao. Kanefa moa raha taolana misy pesta no nangalariny dia efa ho faty ihany izy.
@Zainjafy, des tas de voleurs ont été arrêté et personne n’a pipé mot? je ne crois pas! ils auraient au minimum pu dire à qui ils fourguaient ces ossements.
D’accord avec vous Elman, peine capitale par incinération. Ça n’a que trop duré.
Lasaina fa hoe ny malagasy manaja ny razana..very tanteraka
Je suis d’accord tokony hovaina ny code pénal
@Batman 2, Ka isika efa manaraka ny fanatontoloana dia tsy manao peine capitale intsony. Fitsaram-bahoaka sisa no azo atao. Kanefa moa raha taolana misy pesta no nangalariny dia efa ho faty ihany izy.
@kalita, izy maty ho izy Manoelina hoe tsy raharako fa izy mamindra @ hafa no manahirana.
Mampalahelo ! moa ve isika voahozona no ho tonga am’izao toetsaina izao !
@Biry32, fahantrana, fanabeazana tsy ampy, foto-pisainana efa taolo izay efa hita no maharatsy azy, ao daholo zany ê 🙂
Avant la peine capitale, une bonne petite soupe s’impose pour ces gens pilleurs de tombes. 🙂
Fa atao inona ireny e? izay zao no tokony hipetrahan’ny fanadihadiana. Nisy zandarma iray CIRGN t@zany nivahiny t@ télé iray, io hono tsy fantatra marina izay anaovana azy. Fa sahala @ bizina fotsiny hono. Dia izay tratra farany mibaby ny vokany.
@Zainjafy, ka matoa mis mibizn dia ao raha. Ny hiafarantsika ity anie dia hihinan’ny tsy fihinany daholo e! Au sens propre du terme mihitsy!
@Zainjafy, des tas de voleurs ont été arrêté et personne n’a pipé mot? je ne crois pas! ils auraient au minimum pu dire à qui ils fourguaient ces ossements.
@mclient, secret de polichinelle?
@mangableu, aux Chinois c’est ça ?
@elman, Hihihi