Et ô joie, très peu d’embouteillages aussi.
Il faudrait donc y voir une relation de cause à effet ?
Oui mais du coup, sans taxi-be, comment les gens feraient pour de déplacer ?
Et bien, ça tombe bien, il y a ça par exemple 🙂
Je vous assure, si comme moi vous avez été amené à faire la queue au taxibe avec 100 personnes devant vous un soir vers 18:00 et un bus toutes les 20 minutes, vous auriez été très content d’avoir cet engin sous la main pour rentrer chez vous 🙂
Tsy voavidy ny malagasy io, tsy hitanao ngaha dia vidiny?
Ny tsara tsy mora ka.
Marina fa tsy mety @tsika malagasy lay vidiny ka
raha sarambabe bahoaka aloa tsy possible @ volohany e.. fa otrany carte sim ihany io e : luxe taminy voalohany, zao efa vulgarisé. Zay sahy miditra @ io ketrika vaolohany mety S be an
Sarotra be satria mora hangalarina eto dago. Mandeha ianao velesiny @ bois rond, sady maratra no very fananana
Mampahatsiaro ahy taloha manao kalesa namboarina t@ kesika sy roulement , dia atosika eny @ lalana midina , nahafinaritra ery t@ zany 🙂
Ka maninona tsy ameliorena ilay concept kalesa dia manambotra zavatra otranio ?
Tena marina mihintsy zany, zavatra otran’itony no falaina tahaka 🙂 , za aloha tsy mahay fa ho anareo ngamba mety mahavita an
Tena otrany possible an.. mila ketrika kely fotsiny
Miandry anareo zany , anareo ny marché fa atombohy 🙂
mety ho tsara raha any amorontsiraka, fa Tanà be miaka-midina be sady be olona sy lalana ratsy, sahirana ihany.
Problema hahitana solution daholo zany o
Pour ma part cela ne m’effraie pas de faire une dizaine de km à pied plutôt que de me faire trimbaler dans un taxibe bondé.
et une dizaine de km à pied par jour?
aiza kosa e!
za nandeha an-tongotra moa omaly maraina : 1h 15min
dia ny hariva nandeha fiaran’ny orin’asa hatreo analakely dia nandeha an-tongotra indray 20 min
fa na dia tsy nisy aza ny taksibe dia nisy fitohanana lavareny ihany teny amin’ny mahazatra rehetra an!asa noho ireo fiara tsy mandeha loatra no tsy maintsy navoaka dia nitrangan’olana teny ampandehanana angamba?
nisy mihints ny embouteillage, fa tsy dia tena hoe trop noho ny isan’nadro. Ny fiara eto amintsika mihintsy no efa be dia be nefa ny lalana ny omaly tsy nitombo
Ny ao Tana ihany anie no tsy dia nanana an’io « culture vélo » io(sauf mpitondra ronono) fa vao miala kely ny renivohitra ianao dia mitaingina bisikileta ihany ny olona e!(ohatra Antsirabe)
ka eto sarotra sa be dia be ny fiara mifamoivoy izay tsy miraharaha ny olona en 2 roues, moa ny fiakarana sy ny fidinana lavareny be dia be koa mampatahotra sy mandreraka
marina tokoa izany fa na izaho mpitaingina bisikileta ity aza dia efa marobe ny toerana tsy sahiko handehanana intsony na andro atoandro aza satria ireo mpamily fiara tena tsy miraharaha anao mihitsy!taloha (tany amin’ny fiandohan’ny taona 2000 tany) dia tsy mampaninona ahy mihitsy ny mivezivezy eran’Antananarivo, fa izao mahia ny eo Ambohidahy sy Ambohijatovo iny dia tena raikitahotra aho!nefa i Mangableu manao Mandroseza-Jjr ao antin’ny 20mn fony izy mpianatra
ka ilay toetsaina eto mihitsy no hafa e!mandeha mianatra ianao mitondra bisikileta dia lazaina fa hoe mpitondra ronono(asa maninona ny mpitondra ronono aloha),mitsidika namana ianao mitondra bisikileta dia sady hihomezandry lerony no mbola misy miteny koa hoe « dia bisikileta ohatran’ny an’ny mpitondra ronono ireny izny? »
mpitondra kinàka ve? 🙂
taloha , eny tompoko!