Pendant que tout le monde est focalisé sur cette rencontre Macron – Rajaonarimampianina en France, les petits trafics tentent de se poursuivre à Ivato.
Cette semaine encore un passager pour Hong Kong a tenté de faire passer en douce près de 4 kilos d’or dans ses bagages.
Plus de 200 000€ ? Non, certains Malgaches sont loin d’être pauvres effectivement.
A chaque fois: « Tsy anà ireo entana ireo! »
Na dia efa firy aza no tratra, tsy maintsy mbola misy foana ny miseho azy ho dadany sy mahery sy manam-bitana ary mihevitra azy tsy tratry ny aloka!
Matoa ireny olona ireny manao io trafika tsy mijanona io, dia satria mitompo tena fantatra fa misy azony ianteherana ao @ ambony (ao raha sanatria ka tratra eo Ivato! Eo ihany mantsy no tena somary henjana ny famoahana volamena fa rehefa eo no tafavoaka, saika tafiditra any @ tany aleha matetika!
tsy nandalo insony angaha ilay kolonely mpandrahoana?
@raossy, mbola occupé nivarotra volamena