Le prix final sera … de 5000 ar le ticket ! 🤣
Ho tratra ve ilay versement de 1 milliard ar isakerinandro ram’s ?
Voyons voir : 1 milliard / 5000 = 200 000 trajets par semaine pour rembourser vazaha.
Et ce pendant 14 ans.
Après n’oublions pas qu’il y a d’autres charges d’exploitation : personnel, frais de maintenance, etc.
Déjà quand je vois que ça a du mal avec les 600 ar du taxibe, on n’imagine même pas avec 5000 ar.
5083.74 ar
4465.78 ar
Ho faty momoka hatraty amboalohany izy ty. Io izy io, za ngah itondra intsony am zany, izay hifanarahanareo ao.
Omaly zao tapatapaka impiry tsy hay hoe maninina le jiro.
Ajanony dieny izao io fa tsy io mihitsy no atao hoe fandrosoana. Io no terena aodina nefa faty antoka iray lavaka no miandry.
200 000 olona isankerinandro,na 33 000 isanandro(ankoatran’ny alahady),na 2 500 isan’ora,nefa omaly be olona indrindra aza,tsy nihoatra ny 1 700 ny adiny roa,hay moa izy tsy mahay kajy!
ah oui même pas 1700 tickets en 2 heures.. on va dire 3500 la journée.
Alors qu’il en faudrait.. 40 000 ?
Loooool
Tena mbola lavitry ny afo ny kitay ! Lol
Pour la demo et les selfies qui vont avec…
Je ne sais plus ce que pense le Rasta de ce truc. Quand la vie était rose avec les lôranjy, il était parmi les fervents protecteurs de ce projet avec le, je paraphrase, ‘Rehefa ho vita sy handeha io, ho maro lisany mpanadroadro no hipingapinga voalohany hanao selfie eo’.