oui oui!Fa tena mila mizatra satria “épuré” be ilay interface vaovao dia ohatrany tsy hitako intsony ilay “convivialité” tao @tnn. Hohita miandalana eo ihany ny fiovany e! Pejy vaovao izy ity
Ny tena marina dia natao ho any smartphone/tablette izy ito. Fa misaotra amin’ilay commentaires, ho entina hanatsarana daholo zany commentaires rehetra zany 🙂
Eo @ interface angamba no mila avaozina kely raha tsy mahadiso ny milaza azy. Tsy hoe tsy maintsy hitovy @ TNN akory fa mba ahitana hoe ity ny lohahevitra, dia ireto ny valiny sy ny fijein’ny hafa! Resaka loko e!
Ohatran’ny hafahafa ilay fond fotsy be rano iray na zara fa gris kely!
Hihihi!Ratsy place be izany discussion de bienvenue antsika izany an!Ato @clo clo ve rangaha no hifankahalalana voalohany @elman.
Faly mahafantatra anao e. Bizarre be ilay mahita tarehy ny administrateur an!
Mino ve nareo fa tsy efa voafindrafindra daholo izay ny volany rehetra tany am banky? Ny immobiliers angaha no azo mbola tratrarina fa raha vola any am banky izany mety ho efa nadio ny rano nitany an!
Vola azo t@ kilaodaoka sy ny alahelom-bahoaka ireny ka hahasoa azy vetivety ary hivoaka @ makarakara sy hahafoy andro azy e! Tsy hitovy @ teto an-toerana ny fiainany any ivelany! Ary na ho ela na ho haingana, olona efa zatra nanana fiainana ohatr’ireny teto, manin-te hody sy mahatsiaro ny tany fodiana! Raisi-potsiny izy @ izay! Tsy hisy intsony fomba hahafahany hanao fanodinkodinana ny volan’olona any @ izay misy azy any fa dia mihinan’izay azo sy mandany ny halatra no azony atao. Volabenao io araka ny hira, tsy hitondra anao ho any @ Mausolée!
Miza
8 années il y a
Pourquoi vos peseudos sont tous en majuscule, mila ovana mba miniscule sao hanangatra l’autre an! (babakoto nahazo blouson vao ka aty Maevatanana no mizesta), sady mba esthétique amzay , fa masosotra be ny mijery azy.Simple suggestion pour l’amélioration!
elman dans Magro behoririka : la réouverture enfin: “Quand on écoute les rageuses sur FB on a l’impression que le gars c’est Al Capone lol” 03/04/2026 à 22:13
Raza dans 16 jours pour refaire intégralement tous mes papiers: “Oui et en plus la version numérique est assez facile à valider pour ces 3 cartes. Malheureusement, les médecins, praticiens…” 03/04/2026 à 19:30
Tsotsy dans Qui est la vraie menace pour la sécurité mondiale ?: “froid avec les alliés traditionnel (UE)Allies? Vassale plutot. La Russie et la Chine, chez qui tout le monde se tourne…” 03/04/2026 à 13:42
Nifin'Akoho dans Qui est la vraie menace pour la sécurité mondiale ?: “Na i Trump na tsy i Trump efa io mihitsy lay hoe Amerikana. Atao inona moa ny anamboarana fitaovam-piadiana raha…” 03/04/2026 à 11:23
Nifin'Akoho dans Ah des projets d’assassinat maintenant ?: “An’i zanak’anabaviko ny tanàna e. Tetiteteo fa ratsy fanahy, mihinana ny fihinanay dia vonoy ataovy minan’ny fatiny. Raha maty tokoa…” 03/04/2026 à 11:04
Tsotsy dans Qui est la vraie menace pour la sécurité mondiale ?: “Affaire EpsteinFin du petro-dollar (fin de la protection des pays du golfe)La court federal a annule le fameux droit de…” 03/04/2026 à 10:08
Rasolo dans Qui est la vraie menace pour la sécurité mondiale ?: “hatraty Madagasikara io mitady hatoritory io ram’s a ! Mila manara-baovao tsara ra-Jackson sinon on va tous y rester !…” 03/04/2026 à 09:53
Tianabloo dans Madagascar : vous y croyez ve ?: “L’usage du concept de “patrie” interroge, tant il entre en contradiction avec les racines matriarcales profondes de Madagascar. Mais le…” 03/04/2026 à 09:43
Que le Bianco et la Justice (pas le ministre!) continuent dans ce sens! Au moins c’est un beau début!
Ca va faire revenir la dame et/ou les milliards dérobés?
Salama namana ato ndray zany no miresaka.Manomboka izy izany
otrotrany 🙂
oui oui!Fa tena mila mizatra satria “épuré” be ilay interface vaovao dia ohatrany tsy hitako intsony ilay “convivialité” tao @tnn. Hohita miandalana eo ihany ny fiovany e! Pejy vaovao izy ity
Ny tena marina dia natao ho any smartphone/tablette izy ito. Fa misaotra amin’ilay commentaires, ho entina hanatsarana daholo zany commentaires rehetra zany 🙂
Eo @ interface angamba no mila avaozina kely raha tsy mahadiso ny milaza azy. Tsy hoe tsy maintsy hitovy @ TNN akory fa mba ahitana hoe ity ny lohahevitra, dia ireto ny valiny sy ny fijein’ny hafa! Resaka loko e!
Ohatran’ny hafahafa ilay fond fotsy be rano iray na zara fa gris kely!
+1
+1
vox populi 🙂
Ary maninona no tsy mivadika https @ zay fa toa mbola http?
Inona no antony nisafidianana manokana ny loko maitso?
>Elman: Faly miarahaba anao aloha ny tenanay fa izay moa no fahalalam-pomba raha vao miresaka voalohany!
mankasitraka ô 🙂
C’est parti pour un nouveau tour.
Hihihi!Ratsy place be izany discussion de bienvenue antsika izany an!Ato @clo clo ve rangaha no hifankahalalana voalohany @elman.
Faly mahafantatra anao e. Bizarre be ilay mahita tarehy ny administrateur an!
Aza mampihomehy Mangableu a! N’aiza n’aiza ato anaty forum, afaka atao ny fifankalalana @ Admin e! Tsy misy mahadiso angamba, ny zava-dehibe dia tsy adino ny fifampiarahabana!
Zay zany ny actualité, akory atao 🙂
Faly tokoa misy ito sehatra vaovao ito manohy ny asan ny tnn.
Asio rubrique iray marina ry Elman mba hifampiarahabana na hanomezana ery an’i Elman manohy ny asa makadiry nataon’i Admin
Aleo atambatra eto http://www.actutana.com/quelle-mouche-a-pique-elman/ sa ahoana ?
Mety e …
Mino ve nareo fa tsy efa voafindrafindra daholo izay ny volany rehetra tany am banky? Ny immobiliers angaha no azo mbola tratrarina fa raha vola any am banky izany mety ho efa nadio ny rano nitany an!
Vola azo t@ kilaodaoka sy ny alahelom-bahoaka ireny ka hahasoa azy vetivety ary hivoaka @ makarakara sy hahafoy andro azy e! Tsy hitovy @ teto an-toerana ny fiainany any ivelany! Ary na ho ela na ho haingana, olona efa zatra nanana fiainana ohatr’ireny teto, manin-te hody sy mahatsiaro ny tany fodiana! Raisi-potsiny izy @ izay! Tsy hisy intsony fomba hahafahany hanao fanodinkodinana ny volan’olona any @ izay misy azy any fa dia mihinan’izay azo sy mandany ny halatra no azony atao. Volabenao io araka ny hira, tsy hitondra anao ho any @ Mausolée!
Pourquoi vos peseudos sont tous en majuscule, mila ovana mba miniscule sao hanangatra l’autre an! (babakoto nahazo blouson vao ka aty Maevatanana no mizesta), sady mba esthétique amzay , fa masosotra be ny mijery azy.Simple suggestion pour l’amélioration!
+1
voaray ary misaotra ô
Dia faly ihany koa ny tenanay, miarahaba anao driamatoa elman.