Les températures ont considérablement chuté dans la Capitale depuis le début de la semaine, pour atteindre un minima de 8°.
La canicule dans l’hémisphère nord, les rigueurs hivernales dans le sud.
Il est sans doute temps de migrer vers les cotes malgaches, aux températures beaucoup plus douces en hiver.
‘ty ririna’ty
Ririna moa sa ririnina? Mitovy @ Ralenina koa.
Solution: se mettre dans des vitres blindées sady efa misy ao Mahamasina
Za zao vao nandro tamin’ny rano mangatsika taty Bira ! Mangitsy a !
@zagasy, mihazakazaka maraina dia avy eo mandro amin’ny rano mangatsiaka, efa nataoko tay Antsirabe izany fony izaho nipetraka taty nandritra ny heritaona sy tapany! fa tsy ho vita intsonyizany izao e!
@Rafangy, Mihezaka kely fotsiny ! Fahasalamana aby zany a !
@zagasy, tsy mety intsony e!
Afaka 9 volana izany dia homaro indray ny zaza teraka. 🙂
na aty @ cote aza manara be zao ko, 4jours misesy zay f gravy b an