izaho kosa tsy mba miteny na manoratra mihitsy hoe foza orana, foza fotsiny dia mahalaza azy tsara,
ka amin’izy mi tourne io no anaovako azy hoe foza anie
Rafangy
2 années il y a
ianareo kosa e! tsy maintsy mandroso ny fangalrana ny harempirenena no lazainy fa tsy fampandrosona araky ny heverantsika
Sam dans Vendeur en boutique, un métier en voie de disparition aussi ?: “Et elle n’a même pas proposer la cabine de peinture gonflable ? https://www.leroymerlin.fr/produits/cabine-vevor-de-peinture-gonflable-4x3x2-75-m-avec-souffleur-de-750-w-gris-75007683.html?megaBoost=&at_medium=Search%2Bengines&at_source=google&at_campaign=fiche-gratuite” 15/08/2026 à 15:24
elman dans Vendeur en boutique, un métier en voie de disparition aussi ?: “Alors mécanicien chevronné effectivement.. mais par contre peintre complètement débutant lol .. https://actutana.com/wp-content/uploads/2026/08/20260814_1119513.jpg … et ma foi pour une première…” 14/08/2026 à 15:12
Afist dans Fédéralisme ? Décentralisation effective ?: “Il ne faut pas oublier le cas du Vatovavy Fito Vinany, ces gens qui sont voisins mais qui ne peuvent…” 09/08/2026 à 18:39
Tsy mba tiako ilay fanambanina olona hoe “foza orana” fa tokony hitovy daholo ny olona rehetra (izay no nahatonga ahy hisafidy io “samyfoza” io), fa izao aho vao tena resy lahatra fe tena marina ilay fiteny hoe ” Biby mi-tourne” … Fandrosoana mankanay amin’ny vodiny.
izaho kosa tsy mba miteny na manoratra mihitsy hoe foza orana, foza fotsiny dia mahalaza azy tsara,
ka amin’izy mi tourne io no anaovako azy hoe foza anie
ianareo kosa e! tsy maintsy mandroso ny fangalrana ny harempirenena no lazainy fa tsy fampandrosona araky ny heverantsika
Mankany mankany ve mety ram’s? Iny lalana iny moa?
Any izay ilay RN13 e…
Efa nivadika RN3 kosa ka !
Hihomezana kely: https://www.facebook.com/100047153435528/videos/961705688316312/?__so__=permalink