@mangableu, tsy afaka ny ho lazaina mihitsy izany raha mbola eo ny hvm e! efa impiry izay no nisy tratra sy ny vavabe nataon’ireo tomponandriakitra fa tsy nisy tohiny ny resaka e! ireo kalaky efatra tratra tany Toamasina tamin’ny famonoana an’i Annie sy fitazonana an’i Arnaud, avy taiza ireo miaraka amin’ny bala 119?
@Rafangy, Ny ahy indray dia aza tratrako fa izay kalak sy bala azoko dia ataoko tresor de guerre. Alaiko tsara ny num de série, aparitako @media rehetra, tapatapahako @disqueuse amizay ny kalak, ny bala sy chargeur potehiko @marteau.
Ateriko @polisy sy zandary amizay dia izay hifanarahan ndry zareo any amizay fefa tsy hay ampiasaina intsony iny!
@mangableu, asa na lehiben’ny faritra na lehiben’ny zp aty aminaroe i Rabe izay kolonely fony andron’ny foza dia mampiomehy fa izy kolonely indrya no manaiky ho baikondry Lylison sy Sarla kely izay komandà tami,n’izany tamin’ny andron’ny fis izany ! ny tiako lazaina dia tsy hihambahamba ny zp hisambotra anao fa lazainy fa mpamatsy fitoavampiadiana, kanefa mbola betsaka ny mila anao na dia misera eto fotsiny aza fa tsy misy tehaita anao ho tazon’ireo any!
babakaty
9 années il y a
C’est d’autant plus facile alors de les appréhender monsieur le président si les kidnappeurs sont issus de la société… Si c’étaient des commandos parachutes de daesh c’est une autre histoire… Alors qu’attendez-vous pour agir?
@hic!, fantany tsara daholo satria ny mpanao famotorana dia mandefa any aminy ny vokatra rehetra, izany hoe fantany daholo izany hoe iza no nanao inona sy tamin ny oviana
Little Kelly
9 années il y a
Aie. Warning! Une déclaration de ce genre a motivé le financement du coup qui a destitué Ra8!
@dadazaka, tsy dia mino izany loatra aho raha ny fahitako andry zareo lazaina fa mpitandro filaminana mandehandeha etsy sy eroa miaraka amin ny kalaky sy bala marobe ireny! taloha dia tsy azo entina mody ny basy fa hatramin ny taona 2009 dia tsy fantatry ny lehibeny akory ny isan ny basy ampiasain ny olona iray eo ambany fifehezany
@dadazaka, na i fatsoraly an ny mpanantanteraka dia samy mila ho helohina ho faty daholo!tadidintsika moa fa noho ny fakana ankeriny ny zanaky Lindbergh no nanaovan ny amerikana lalana hoe voaheloka ho faty izay manao fakana ankeriny!
jurassic park
9 années il y a
voilà une affirmation de looser indigne d’un chef d’état.Vivement 2018 sa mère
Rakoto dans Ce n’est qu’un au revoir…: “A bientôt Elman. Merci pour tout ! On garde contact via FB” 30/10/2026 à 15:09
Afist dans Vous connaissiez le Pig Butchering ?: “Welcome back Mr Elman, tojours en forme. Et les forongony qui en profite pour souffler sur les braises et abattre…” 30/10/2026 à 08:08
angady dans Ce n’est qu’un au revoir…: “Perso, je sentais la fin venir depuis le début de l’été. Et je vous comprends tellement. Il y a des…” 27/10/2026 à 23:10
Rakotovelo dans Ce n’est qu’un au revoir…: “Bon vent pour la nouvelle aventure ! Merci pour ces dix années !” 27/10/2026 à 14:25
Rakotomangamijoro dans Ce n’est qu’un au revoir…: “Bonne continuation Elman. J’espère qu’on va quand même se revoir quelque part.” 26/10/2026 à 19:24
Nifin'Akoho dans Ce n’est qu’un au revoir…: “Mety ve mo sa tsa mety e. Mety e. Mirary soa hatrany Elman. Misaotra anao ihany koa nanome fisokafana miteny…” 23/10/2026 à 09:56
rnaivos dans Ce n’est qu’un au revoir…: “Quelle tristesse d’apprendre la fin d’Actutana… mais quelle joie de vous savoir lancé dans une nouvelle aventure professionnelle ! J’ai…” 22/10/2026 à 13:02
Doraadm dans Ce n’est qu’un au revoir…: “Mankasitraka indrindra e Qlqs part, on le sentait venir satria ohatr’izao ihany koa t@ faran’i Tananews dia niala avy any…” 22/10/2026 à 09:21
jurassic park dans Ce n’est qu’un au revoir…: “Vous nous manquerez!merci d’avoir pensé à Débile prof’ pour le mot de la fin” 21/10/2026 à 03:00
Izaho dia mbola tsy naheno, naha iray aza, ka oe ilay kalak tratra tamin’ny fanafiahana tary… dia an’i …. polisy/zandary atsy…
@mangableu, tsy afaka ny ho lazaina mihitsy izany raha mbola eo ny hvm e! efa impiry izay no nisy tratra sy ny vavabe nataon’ireo tomponandriakitra fa tsy nisy tohiny ny resaka e! ireo kalaky efatra tratra tany Toamasina tamin’ny famonoana an’i Annie sy fitazonana an’i Arnaud, avy taiza ireo miaraka amin’ny bala 119?
@Rafangy, Ny ahy indray dia aza tratrako fa izay kalak sy bala azoko dia ataoko tresor de guerre. Alaiko tsara ny num de série, aparitako @media rehetra, tapatapahako @disqueuse amizay ny kalak, ny bala sy chargeur potehiko @marteau.
Ateriko @polisy sy zandary amizay dia izay hifanarahan ndry zareo any amizay fefa tsy hay ampiasaina intsony iny!
@mangableu, asa na lehiben’ny faritra na lehiben’ny zp aty aminaroe i Rabe izay kolonely fony andron’ny foza dia mampiomehy fa izy kolonely indrya no manaiky ho baikondry Lylison sy Sarla kely izay komandà tami,n’izany tamin’ny andron’ny fis izany ! ny tiako lazaina dia tsy hihambahamba ny zp hisambotra anao fa lazainy fa mpamatsy fitoavampiadiana, kanefa mbola betsaka ny mila anao na dia misera eto fotsiny aza fa tsy misy tehaita anao ho tazon’ireo any!
C’est d’autant plus facile alors de les appréhender monsieur le président si les kidnappeurs sont issus de la société… Si c’étaient des commandos parachutes de daesh c’est une autre histoire… Alors qu’attendez-vous pour agir?
@babakaty, le prm attend que le dossier cloclo soit cloturé
Mahalasa eritreritra ilay teniny an. Toa milaza hoe mahafantatra izany izy raha dinihana io teniny io. Anjaran’ny tsirairay no mandinika
@hic!, en théorie il a toujours la liste de Goldblatt entre ses mains ?
@hic!, fantany tsara daholo satria ny mpanao famotorana dia mandefa any aminy ny vokatra rehetra, izany hoe fantany daholo izany hoe iza no nanao inona sy tamin ny oviana
Aie. Warning! Une déclaration de ce genre a motivé le financement du coup qui a destitué Ra8!
Quel con!
@kof, vous m’en direz tant
io hoa tsisy afatsy i Fatsouraly ihany no ao ambadik’ireo kidnapping ireo, ny gasy kely irakiraka sy mpanantanteraka fotsiny
@dadazaka, “fatsouraly” eo ihany fa le mpanatateraka no manahirana : iza no manana kalachnikov eto @ tanana ?
@elman, ka ny kalach anie tsy mivoaka raha tsisy sôsy bé “avance” é!!! Location tsy maintsy payer-na mialoha
@dadazaka, tsy ilaina location ireny raha ry zalahy tompony ihany no mampiasa azy!
@dadazaka, tsy dia mino izany loatra aho raha ny fahitako andry zareo lazaina fa mpitandro filaminana mandehandeha etsy sy eroa miaraka amin ny kalaky sy bala marobe ireny! taloha dia tsy azo entina mody ny basy fa hatramin ny taona 2009 dia tsy fantatry ny lehibeny akory ny isan ny basy ampiasain ny olona iray eo ambany fifehezany
@elman, tsy mbo za! tsy mbo za! marina mafy io raha mbo za!
@dadazaka, na i fatsoraly an ny mpanantanteraka dia samy mila ho helohina ho faty daholo!tadidintsika moa fa noho ny fakana ankeriny ny zanaky Lindbergh no nanaovan ny amerikana lalana hoe voaheloka ho faty izay manao fakana ankeriny!
voilà une affirmation de looser indigne d’un chef d’état.Vivement 2018 sa mère
@jurassic park, sheriff,si vous n’arriviez pas à faire régner l’ordre dans votre bordel,rendez votre étoile
@jurassic park, mais jamais au grand jamais. Cette étoile est à lui pour la vie.
Aparitaho amin’ny fotoambitE ny rediredy ra prezi ah!