
Quand on voit ce vary mara mora importé débarquer à Ambatondrazaka, euh non dans tes rêves (ou ton Q) le grenier 🤣
Car c’est Ambatondrazaka, et la région Alaotra Mangoro en général qui sont LE grenier du riz endémique.
Donc déjà si tu es obligé d’importer du riz pour nourrir ton grenier…
Pour devenir grenier de l’Océan Indien, commence d’abord à être grenier d’Ambato puis de Tamatave après de Madagasikara enfin de l’Ocean Indien.
Nahita sady vavolombelon’ ny tantaran’ny Marovoay sy FIFABE za fa tena lavitra ezaka be mihitsy. RIP dada a.
Maramara saina loatra ny mpitondra.
hamalan-kira kely indray aho. izany »grenier » izany ve oa tsy ilay efitra farany ambony @ trano, fitoerana korontan’entana tsy ilaina intsony ireny e ?
je sors …
sy korontam by ?
voilà ! izay korontana rehetra. tsy nilain’ny tompony intsony ry vary maramora, dia nalefany aty ho tehirizintsika any @ grenier misy voalavo sy ramanavy
tsy voalavo sy ramanavy ihany fa fozaorana koa! mahagaga tokoa fa ireny vary mora ireny anie ka tsy maharitra indray andro akory e fa sady miteradrano no masiso ny ampitso
ka tsy hay ze hiaviny.. na hoe efa firy volana teny ambonin’ny sambo
toy ilay hampiteraka omby vositra io
Efa feno atsanga tsy aman’orana ny grenier manerana ny nosy.
(Ndlr: atsanga tsy aman’orana = bourbier et aussi les nouzalon)
Vous appuyez là où ça fait mal… En attendant que « Rajoelina » et sa cour se réveillent de leur rêve éveillé.