Le « gasigasy » vu par Vanf

Loading

Dépêche Madagascar > Madagascar

LireIndro kely vita gasy

En résumé nous sommes donc des voretra, approximatifs et peu soigneux ? 🙂

Ça expliquerait pas mal de choses alors. Dont ce classement dans le top 5 des pays les plus pauvres (et nuls) au monde ?

Actutana sur Whatsapp

Cliquez ici pour être rapidement notifié des “urgences” dans l’actualité 🙂

S’abonner
Notification pour
guest
8 Commentaires
Le plus ancien
Le plus récent Le plus populaire
Commentaires en ligne
Afficher tous les commentaires
Rainintsara
7 années il y a

Na ny mpitondra, na ny entina,… na ny mpanoratra dia tsy gasy fa… gasigasy.

Ny Andrianatomponirevy
Ny Andrianatomponirevy
7 années il y a

Tsy gasigasy ihany fa « miasa kely » foana fa tsy « miasa ampy ». Izany no tsy ahatratrarana tanjona sy fiavian’ ny « tsy misy »

babakaty
babakaty
Répondre à  Ny Andrianatomponirevy
7 années il y a

@Ny Andrianatomponirevy,Mba ampireveo kely any ingahindriana a 😉

rafangy
rafangy
Répondre à  babakaty
7 années il y a

, tsotra fotsiny e: makanesa any amin’i dia ho hitanao i @hic! sy i @faux rhum

Raingoro
Raingoro
7 années il y a

Voan’ny tsy maintsy nadeha lavitra tampoka, tsy naha sakafo na nanomana sakafo noho ny hamaihana. Eo @ adiny 3 tsy ahatongavana dia nahita hôtely 😀 ka tsy maintsy nihinana, ampolony ny vahoaka nisakafo tao @ ilay toerana dia nalefa ny kaomandy « Akoho ronony ». Niramarama nisakafo ary, noho nisasaka ny vary dia nisy anana, dia nohanina teny fa mety hoe zvt latsaka, efa ho lany dia mbola nisy ndray. Teo vao tonga saina hoe sao mba natambatran’ny mpahandro tao ary ny sisa tsy lany tany le aza.

rafangy
rafangy
Répondre à  Raingoro
7 années il y a

, hoy i mamanay hoe ny sakafo tsy tetezindoha! izaho na dia mahita mofo mampilendalenda aza ka mijery ny manodidina aho tsy mahita paompindrano dia efa lalovako fotsiny izay! tahaka izany koa ny hotely, raha vao lavitry ny rano dia efa tsy miditra aho tahaka ny ao Manerinerina izany izany!

despote
7 années il y a

« En résumé nous sommes donc des voretra, approximatifs et peu soigneux ? » Et encore, la liste est longue. Les malgaches sont :
– « tia kely ». Les exemples sont pléthore. Le laitier ambulant qui, cherchant à faire un peu de profit, n’a aucun scrupule à couper son lait avec de l’eau. Les bouchers inconscients qui utilisent des invendus pour en faire des saucisses (bonjour les salmonelles!). Certains commerçants qui espèrent s’enrichir en traficotant leur balance. Et j’en passe.
– « be fialonana ou be fianarana »: L’épicerie de mon voisin attire beaucoup de clients et du coup, je me mets aussi à ouvrir la mienne, à proximité, même pas 5 mètres.
– « fainéants »: Faut vraiment vous faire un dessin ?
Faut donc pas s’étonner qu’on soit bon dernier dans tous les domaines, sauf ptèt dans la bêtise où nos dirigeants excellent.

rafangy
rafangy
7 années il y a

tsy mora ny manao zavatra; tsy hitan’izay tsy nanao azy io; angaha hisy handova an’io eo? ireo no fiteny mahazatra antsika gasy ka tsy mampivoatra mihitsy! rehefa sarotra ny manao zavatra dia tsy manao izany fa avela hataon’izay mahay azy mora; tsy maninona na misy ratsy aza ny asa satria tsy ho hitan’izay tsy nanao azy hono! fa dia jamba daholo iznay ny olona? angaha hisy handova an’io eo: dia avela ho potika sy simba eo, ny lakandrano avela ho tsentsin’ny fako eo, dia rehefa avy anefa ny orana dia mivarina manakaiza ny rano maloto ? tsy ao amin’ny trano ihany?
tena fiteny mahasorena ahy mihitys ny mandre an’ireo

Fil info

Vos réflexions

  • patriot dans « Le téléphérique va réduire le trafic de 2000 véhicules par jour »: “ah, parce que tout le monde habite et roule sur son axe routier?07/02/2025 à 20:02
  • patriot dans 7 février 2009: “le coupable revient toujours sur la scène de crime. ces fanatiques d’orange n’ont aucune dignité, le DJ il s’est enfui…07/02/2025 à 20:01
  • Raglady dans Samy manana n’y TGV any marina: “samy manana TGV https://www.youtube.com/watch?v=04_sw7owW5U07/02/2025 à 18:46
  • Raglady dans 7 février 2009: “Ka mety poritra ry zalahy izay ka ny ao mantsy mihidy lakile ny WC. Dia ny chef no mitazona io…07/02/2025 à 18:22
  • elman dans Viols en RDC : « on voyait de la fumée du côté des mamans »: “La forêt vierge tropicale, dense et humide ho izy Francis Turbo Zay moa07/02/2025 à 17:13
  • RMC dans Viols en RDC : « on voyait de la fumée du côté des mamans »: “nisy nandoro teo am-panolanana izany ny ala atsinanana ka inona indray no hivoaka setroka eo re a ? je sors…07/02/2025 à 17:10
  • elman dans 7 février 2009: “Ça me rappelle un gardien que j’avais éjecté : ce crétin avait « repeint » bien comme il faut son logement avant…07/02/2025 à 16:35
  • babakaty dans 7 février 2009: “Tantara tena marina io tantarain’i Rafangy io ka,nisy fianakaviako akaiky be niasa tao amin’io ministeran’ny vola Antaninarenina io nilaza izany…07/02/2025 à 16:08
  • Rakoto dans 7 février 2009: “Izaho indray isaky ny mahita an-dry zareo miverina eny rehefa 7 février dia mahatsiaro ny tenim-bazaha hoe ‘le meurtrier revient…07/02/2025 à 15:59
  • elman dans 7 février 2009: “dia satria moa nisy ny nifoka ilay zavatra dia nangereny teo ambony birao, J’essaie de visualiser la scène07/02/2025 à 15:47
  • Rafangy dans Ambohitrimanjaka : on ne sait plus trop ce qui choque sur cette photo: “miala kely ny tatezana dia notapahandry zalahy tamin’ny tronconneuse ilay glissiere de securite dia noloarany ny fako (aty amin’ny ankavanan’ny…07/02/2025 à 15:45
  • Rafangy dans 7 février 2009: “nalaina daholo ny isan’ny maty teny amin’ny boriboritany rehetra sy ny tao amin’ny hjra mba hampitomboina ny isan’ny maty, ary…07/02/2025 à 15:40
  • Rafangy dans 7 février 2009: “ny tena naparitaka teny amin’ny 13 mey dia ny hoe handroba indray ny lapa sy ny banky foibe dia nanaraka…07/02/2025 à 15:34
  • RMC dans 7 février 2009: “izaho oa isaky ny 7 février, depuis 2009, dia manontany foana hoe : iza no efa nahita ny pm de…07/02/2025 à 14:39
  • Miserana dans 7 février 2009: “Av7 no nafarana AVC..esar no tonga ve?07/02/2025 à 14:35
  • elman dans 7 février 2009: “à celui qui ce jour là s’est barré ?07/02/2025 à 14:01

Veuillez autoriser les annonces sur notre site

Il semblerait que vous utilisiez un bloqueur de publicité. La publicité permet de financer notre site.