ka tokony ho 777 777 777 ar ilay kajy izany fa efa lasa mpiasampanjakana mioa iznay ny ankabeazany dia izany no nampihena azy ho 600 000 000 sisa! hihihihi!
zagasy
7 années il y a
Satria tamin’ireny mantsy 500ar ny litatry ny menaka 🙂 izao izy efa 5000ar mahery
Autant que je sache, ce n’est pas Ravalomanana qui a obligé l’AV7 de se rendre dans la zone rouge d’Ambohitsirohitra … Cet acte insensé a été cautionné et encouragé par Rajoelina qui a même donné sa bénédiction publique, alors que ce soit Rajoelina qui débourse s’il faut plus que des bénédictions maintenant!
mangableu
7 années il y a
Avoir un membre de sa famille mort (ou tué) est devenu un moyen d’avoir de l’argent facile à Madagascar. Idem si vous avez eu le malheur de blesser quelqu’un (accident, bagarre,…) et que vous l’ameniez à l’hopital; attendez vous à des factures exhorbitantes avec des analyses, suivis,… à ne pas en finir.
le plus marrant dans cette demende de dommages, ce n’est pas seulement Ra8 qui est incrimé mais aussi Ralitera(pas le grand chancelier) qui n’a rien à y voir de près ou de loin car il etait à l’époque responsable de la securité de la hcc ,ou si des copains du colonel sniper postés de ce coté ont aussi tiré sur les foza
Pov de nous
7 années il y a
Tsena mora… maintenant vola mora! Rien d’étonnant vu la gueule des kamo be tenda de l’AV7. Nandresy ny tolona. L’autre abruti de revolution orange mora s’en rejouit!
Any @ Rajoelina no takiana n’y vola satria izy no naniraka anareo nitonantonana teny!
kof
7 années il y a
Sinon quoi?
Tsitàna
7 années il y a
Ho avy ny fifidianana e, entina hamohazana ny lonilony amin-dRavalo daholo izao, mba ho mora ny manilika azy tsy hifaninana @ 2018. Na dia eo aza ny hafatra mavesatra avy amin’ny Parlement européen.
Je lis tout ça et je me demande où en est ce fameux comité de réconciliation nationale, récemment élu et qui sont mandatés justement pour résoudre une bonne fois pour toute ces bisbilles ?
Sa efa voky be sahady, mandezatra dia tsy heno sy hita tableau intsony ?
il y a même des photos des journaux la gazette montrant une arme en train de tirer sur les foza mais qui ont été eclipsées peu de temps après
big
7 années il y a
Ialahy isany tokoa moa no te- ho eny Ambohitsorohitra koh. Izao le naniraka anareo ho eny “haka lapa” matory sy mipetraka amin’ny trano tsara any ivelany any fa ianareo nitondra takaitra rehefa avy nolazain’ilay jeneraly iray iny hoe :” hitifitra ny miaramila raha mandroso isika”…Dia nandroso ihany ianareo…Dia any amin-dRavalomanana ve no hangataka onitra ? F’angaha ren’ny sofinareo mihitsy le rangahy io nilaza hoe “tifiro ireo” ? fa izahay kosa nahare ilay iray nilaza hoe :”Mandehana Atoa Praiministra, an’ny Tananàn’Antananarivo Ambohitsorohitra ka atolotra anao hiasanao”, …dia nanaraka daholo e…
raossy
7 années il y a
Ka fangaha tsy i lelison sy ny irakin’ny sefofoza no nitifitra ireo av7 maty sy naratra? ; i Charles no nihizingizina nilaza io fa tsy iza akory..; koa mandehana nareo ry avesety any @ sefo domelina mitaky vola .. sa ny foza nivadika lalimanga indray no maniraka anareo anankorontana ??
elman dans Allez expliquer ça aux T2 et aux “Priscolaire”: “Que celui qui n’a jamais peché jete la première prière. Beaucoup ont reconnu avoir fait fausse route depuis 2009, ils…” 08/06/2025 à 00:25
idefix dans Allez, j’embarque le pylône: “j’embarque aussi les drapeauxVoleur misy saina hono 😛” 08/06/2025 à 00:04
RAKOTOARIVONY Solofoniaina Nirina dans Allez expliquer ça aux T2 et aux “Priscolaire”: “Iza anefa no nandrodana ny fanjakana izay nampanjaka ny fiainana mirindra sy milamina teto tamin’ny 2009 ? Tsy anisany ve…” 07/06/2025 à 22:32
Nifin'Akoho dans Privatisation de la Jirama…: “Tsy manamarina ny filazan’ilay député faripeo iny fa tsy ilay ao amin’ny jirama no esorina fa io olona miteniteny foana…” 07/06/2025 à 18:32
elman dans Privatisation de la Jirama…: “https://actutana.com/wp-content/uploads/2025/06/Screenshot_20250607-1258512.jpg ah c’était en mars teo, en catimini” 07/06/2025 à 14:00
elman dans Privatisation de la Jirama…: “My god, il me semblait bien que c’était déjà une SA ? J’investigue” 07/06/2025 à 13:57
Fa maninona no hoe 600M Ar ,fototra na kajy inona no niaingana ? Kajimpahantrana lalina nafitsoky ny fandresen’ny tolona mihoampapana loatra ?
ka tokony ho 777 777 777 ar ilay kajy izany fa efa lasa mpiasampanjakana mioa iznay ny ankabeazany dia izany no nampihena azy ho 600 000 000 sisa! hihihihi!
Satria tamin’ireny mantsy 500ar ny litatry ny menaka 🙂 izao izy efa 5000ar mahery
ny vary moa efa tsy tenenina intsony ?
Autant que je sache, ce n’est pas Ravalomanana qui a obligé l’AV7 de se rendre dans la zone rouge d’Ambohitsirohitra … Cet acte insensé a été cautionné et encouragé par Rajoelina qui a même donné sa bénédiction publique, alors que ce soit Rajoelina qui débourse s’il faut plus que des bénédictions maintenant!
Avoir un membre de sa famille mort (ou tué) est devenu un moyen d’avoir de l’argent facile à Madagascar. Idem si vous avez eu le malheur de blesser quelqu’un (accident, bagarre,…) et que vous l’ameniez à l’hopital; attendez vous à des factures exhorbitantes avec des analyses, suivis,… à ne pas en finir.
Je confirme
le plus marrant dans cette demende de dommages, ce n’est pas seulement Ra8 qui est incrimé mais aussi Ralitera(pas le grand chancelier) qui n’a rien à y voir de près ou de loin car il etait à l’époque responsable de la securité de la hcc ,ou si des copains du colonel sniper postés de ce coté ont aussi tiré sur les foza
Tsena mora… maintenant vola mora! Rien d’étonnant vu la gueule des kamo be tenda de l’AV7. Nandresy ny tolona. L’autre abruti de revolution orange mora s’en rejouit!
Ho mora kokoa ny fiainanao ao amin mangazay M
http://electionmadagascar2013.blogspot.com reo zalahy tsiahy mety tsy misy hifandraisany fa tsiahy e
Pourquoi ne pas aller encore une fois dans une zone rouge, l’ av7 aura 2 fois plus que cette somme?
Hoy ilay tsianjery hoe
Indray mandeha ireto foza hono
Nantsoiny izay bitro izay
Handeha isika hifamono
Ka ho hita izay tsy mahay….
Velona indray angaha ireo matin’ny AVC ireo!bibi . Miasà fa tsy miandry tolotra ! Fangaha tsy nandresy ny tolona ??? hihihi
Any @ Rajoelina no takiana n’y vola satria izy no naniraka anareo nitonantonana teny!
Sinon quoi?
Ho avy ny fifidianana e, entina hamohazana ny lonilony amin-dRavalo daholo izao, mba ho mora ny manilika azy tsy hifaninana @ 2018. Na dia eo aza ny hafatra mavesatra avy amin’ny Parlement européen.
Je lis tout ça et je me demande où en est ce fameux comité de réconciliation nationale, récemment élu et qui sont mandatés justement pour résoudre une bonne fois pour toute ces bisbilles ?
Sa efa voky be sahady, mandezatra dia tsy heno sy hita tableau intsony ?
Efa naka vola i Maka
Mbola manao budget hahazoana tombotsoa isan-karazany. Dia miandry vola …
ne pas oublier que les tirs les plus meurtriers venaient des balcons d’un bâtiment en vis-à-vis du palais!