Vraiment dommage, il a utilisé l’étiquette “Indépendant” à mauvais escient. Et dire que c’est lui le député qui a été élu – et de loin – avec le plus de suffrages
K******’ty aloha dia mampiteny ny moana mihitsy eh! Tsy mahagaga ny HVM raha nanjavona toy ny zavona tratry ny masoandro maraina fa fatin’olona daholo no nangoningonina tao @ lapan’ny Tsimbazaza tao. Ny PM noesorina tsy nomena seza hafa lasa adva, toy izany koa ny ministra nefa ny seza voatery nozaraina t@ fahavalo pôlitika. Tsy dia mahagaga raha tsy ho hita tabilao intsony ra Herymbôtay, “aller simple” ilay t@ 7 septembra iny.
aiza kosa e!tsy hitovy na oviana na oviana ny olomboafidy lrem sy ny hoe mahaleotena eto amintsika:laisoa jean pierre, voafidy tamin’ny mahaleotena fa lasa hvm hiringiriny, dia lasa big max indray, kathy avy any manajary, voafidy tamin’ny lisitra mapar, lasa voavidy ny hvm,io zalahy resahina io, izay jaona mpamitaka no tena hafantaran’y olona azy dia efa nisandoka ho olondra8 tamin’ny fifidianana azy, dia avy eo mahaleo tena, dia mapar dia lasa hvm hiringiriny(namoaka ampaosy mihitsy izy hiarovana ny lalimanga tamin’izany) dia izao miverina mapar, dia misy ben’ny tanana hvm eny itaosy, nanao sonia ny fifanakena hampandany an’i mampiesona izy dia nahazo moto, fa rehefa tonga tany antranony izy dia nesoriny ilay laharana faha12 tamin’ilay moto dia avy eo nolokoina hafa ilay moto manga, dia amin’izao fotoana izy miaraka amin’io zalahy mpivadibadika io, ka ahoana izany ry ingahy jaobarison, filoha lefitra ny hvm sady mponina eny itaosy fa mikorontana ane izany antokonareo izany e!
Bon bah ! Pour compléter le tout, j’attends la déclaration de rivo rakotovao. Tout est possible dans ce pays. Hery va se suicider croît moi. C’est dure ce qui lui arrive. Mais andry va aussi subir les mêmes sort avec ces vaux rien
Tabraka
6 années il y a
Sanatriavin’ny vava ladian’ny lela, aza mba ireny no lasa rafozan-janaka fa aleo misitri-belona
heverinao fa hadalana izany ny an’ireo ray amandreny rehefa mifampitaritarika eny ny zanany no mamotopototra? ary ny fanontaniana voalohany mipetra amindrazazalahy dia ny hoe:avy aiza moa ianareo?
fa nisy olon’ny mdrm koa anie teto e, nalaza ho nandimby andrasanjy nandritra ny raharaha 1947 fa tsy nahazo vady teto mihitsy ny zanany telo vavy raha tsy nifindra monina tany ampita,
Geronimo
6 années il y a
Eto amintsika hoa RAMASABOMANGA sy JIOLAHIMBOTO POLITIKA no misy eto fa tsisy mpanao politika zany mihitsy eto madagasikara.
Ny kibony sy ny vola no mibaiko azy.
Sam dans CENI / Sénat : de l’eau dans le gaz: “En fait exceptionnellement le gouvernement devrait proposer des lois. C’est plutôt le rôles des députés afin de les faire voter…” 06/06/2025 à 00:03
Sam dans La Jirama devient Société anonyme: “Un peu comme Air MalAD, l’état actionnaire majoritaire et la CNAPS second actionnaire, mais est ce que l’on a demandé…” 06/06/2025 à 00:00
Rafangy dans CENI / Sénat : de l’eau dans le gaz: “fa tsy misy kosa ny hoe ultra confidentielle izany raha mbola resaka lalana satria tsy mainty entina eo anivon’ny solombava…” 05/06/2025 à 16:55
idefix dans La Jirama devient Société anonyme: “Bientôt l’autre délicieuse poissonnière va rentrer en piste pour terminer le boulot ? 😛” 05/06/2025 à 16:48
RMC dans CENI / Sénat : de l’eau dans le gaz: “non ka ! afaka manao proposition de lois ny rehetra ka ! na ianao aza afaka manolotra, fa homenao ny…” 05/06/2025 à 16:40
Rafangy dans La Jirama devient Société anonyme: “Ahenantsika ny vidin-jiro tompokolahy sy tompokovavy? anisany teniny voalohany io taorinan’ny fanonganampanjakana ary dia notznterahiny tokoa dia taty aoriana ilay…” 05/06/2025 à 16:31
c qui lui!?
Oui c’est qui?
Le député Jaona Elita, le plus gros supporter du HVM.
Enfin, jusqu’au mois d’avril dernier où il pensait sérieusement qu’il allair devenir ministre, sur le quota présidentiel.
Bah non.
Ah oui maintenant que vous le dites, son visage me revient. 🙂
En tout cas, c’est l’archétype du politicien gasy.
Et il a un très gros nœud…
de cravate 🙂
Vraiment dommage, il a utilisé l’étiquette “Indépendant” à mauvais escient. Et dire que c’est lui le député qui a été élu – et de loin – avec le plus de suffrages
Ilehio ilay nanao panneau hoe “don de Jaona Elite”. C’est qui est triste ce qu’il y a encore des gens qui croient à ce qu’il dit
ka lasa 73+1 députés sa Paon d’or-1 député ?
K******’ty aloha dia mampiteny ny moana mihitsy eh! Tsy mahagaga ny HVM raha nanjavona toy ny zavona tratry ny masoandro maraina fa fatin’olona daholo no nangoningonina tao @ lapan’ny Tsimbazaza tao. Ny PM noesorina tsy nomena seza hafa lasa adva, toy izany koa ny ministra nefa ny seza voatery nozaraina t@ fahavalo pôlitika. Tsy dia mahagaga raha tsy ho hita tabilao intsony ra Herymbôtay, “aller simple” ilay t@ 7 septembra iny.
tezitra ary io The Man an!
io ange mitovy amin’ny LREM any ivelany any e.
aiza kosa e!tsy hitovy na oviana na oviana ny olomboafidy lrem sy ny hoe mahaleotena eto amintsika:laisoa jean pierre, voafidy tamin’ny mahaleotena fa lasa hvm hiringiriny, dia lasa big max indray, kathy avy any manajary, voafidy tamin’ny lisitra mapar, lasa voavidy ny hvm,io zalahy resahina io, izay jaona mpamitaka no tena hafantaran’y olona azy dia efa nisandoka ho olondra8 tamin’ny fifidianana azy, dia avy eo mahaleo tena, dia mapar dia lasa hvm hiringiriny(namoaka ampaosy mihitsy izy hiarovana ny lalimanga tamin’izany) dia izao miverina mapar, dia misy ben’ny tanana hvm eny itaosy, nanao sonia ny fifanakena hampandany an’i mampiesona izy dia nahazo moto, fa rehefa tonga tany antranony izy dia nesoriny ilay laharana faha12 tamin’ilay moto dia avy eo nolokoina hafa ilay moto manga, dia amin’izao fotoana izy miaraka amin’io zalahy mpivadibadika io, ka ahoana izany ry ingahy jaobarison, filoha lefitra ny hvm sady mponina eny itaosy fa mikorontana ane izany antokonareo izany e!
Un tee shirt gratuit c’est un tee shirt les gars, même pour être utilisé comme un torchon je le prends moi !
Adala tompo!
un t-shirt n’a pas d’odeur.
vous croyez? passez a moins de un metre d’un tireur de poussepousse vetu d’un t-shirt orange et ouvrez bien vos narines!hihihihihi!
Taiza ho aiza teny Itaosy moa no tratra ny Tenues de combat marobe t@ andro nanonganam-panjakana Ra8 ireny ?
Perso, je lui suggère plutôt de changer le pseudo en Jaona Wayne 😛
Non…, Macron.
Bon bah ! Pour compléter le tout, j’attends la déclaration de rivo rakotovao. Tout est possible dans ce pays. Hery va se suicider croît moi. C’est dure ce qui lui arrive. Mais andry va aussi subir les mêmes sort avec ces vaux rien
Sanatriavin’ny vava ladian’ny lela, aza mba ireny no lasa rafozan-janaka fa aleo misitri-belona
hahaha,