Oui le prétexte médical est un grand classique chez les endémiques pour éviter la cellule en taule en allant se planquer à l’infirmerie ou même mieux à l’hôpital 🤣
Mais sur ce coup ci ça semble sérieux.
Ka raha tsy nanao ratsy maninona no tsy mody any Madagascar e ?
fanintsiana,i pr Zafy no niteny hoe , amiraly a, aleo aho aloha hihomehy!
enga anie ka ho tonga aminy araky ny fanairiany izany aretimpo izany, sady tsy ampahafirin’ny fiainan’olona maro nopotehiny anie izany e, firifiry no lasa narary fo tsy fidiny noho ny nataony na ireo akaikin’ireo nogadrainy sy nosamboriny
tsytiafoza
1 mois il y a
Millions de Dollars kosa ve no voageja tsy hankarary fo? Mbola aiza ny lalana hodiavina? Izaho aloha tena maniry azy hiverina eto dia hotsaraina. Toy izany koa DJ Rajojo. Mbola salama ve sa miandry ho voasambotra vao hampiseho symptôme? Aretina hafa simuler na fa sirika be raha milaza hoe marary fo koa an!
aleo izy any ihany e! raha tafaverina eto izy dia be ny matimbola ireo ao amin’ny fitsarana ao dia sazy mihantona enimbolna no azony fa aleo hahita iznay figadrana izany, i Sarkozy aza migadra
Nifin'Akoho
1 mois il y a
Tsy zakan’lery ny alahelom-bahoaka. Ny sasany any zay mety misy mivilambavan’ny tazon-karena.
Bluestone pensait tout maîtriser mais absolument tout . Mais il a oublié qu’il y a des colosses au pied d’argile .
Raza
1 mois il y a
Avec ses milliards, il s’achètera un nouveau cœur…
Les condamnés à la peine de mort en Chine vendent leur organes au plus offrant.
Le mafieux pourrait avoir le cœur d’un malfra.
mayonnaise malsaine.
Dernière modification le 1 mois il y a par Raza
sam
1 mois il y a
La « maladie du cœur brisé », ou syndrome de Takotsubo, est une pathologie cardiaque réelle causée par un stress émotionnel intense ou une douleur physique aiguë. Il doit vraiment aimer son argent cet animal au point de se faire des micro-fissures au coeur a ce point. Typiquement ce genre de personne imbuvable, qu’ils soit milliardaire ou pauvre. Vous les cotoyez et tres vite il faut s’en defaire, impression de parler a des comptables. Picsou en personne. A gerber.
barman dans Alban Rakotoarisoa nommé DG de l’ACM: “Excusez ma question mais je ne le connais qu’en tant que chanteur et mpikabary : il s’y connait en aviation…” 23/12/2025 à 16:22
Za Ihany dans Alban Rakotoarisoa nommé DG de l’ACM: “le chef d’escale est une autre personne que je connais, pas Baba (que je connais également)” 23/12/2025 à 15:11
Rafangy dans Il y en a un qui a bien tiré son épingle du jeu: “dès sa nomination en 2018, son cortège ainsi que son silence assourdissant m’ont frappe: une douzaine de vehicules, et après…” 23/12/2025 à 09:04
elman dans Alban Rakotoarisoa nommé DG de l’ACM: “peut-être parce-que la destination Madagougou reste très … rentable ? Donc entre se mettre en froid avec les instances “orange”…” 23/12/2025 à 08:58
aleo aho aloha hihomehy hoy i Deba izay ! mbola aiza re izany e. kely fofon’aina nefa tia ady an-tsena hoy ny ntaolo
mbola tsy nandalo 1 segondra tary @ ilay quartier antsoina hoe andekaleka ary antanimora akory dia efa mikoraraika ny fo ?!?!
masiaka be aho fa azafady e
sanaby ? lol
mampiteniteny foana ahy mihintsy, manome devoly
fanintsiana,i pr Zafy no niteny hoe , amiraly a, aleo aho aloha hihomehy!
enga anie ka ho tonga aminy araky ny fanairiany izany aretimpo izany, sady tsy ampahafirin’ny fiainan’olona maro nopotehiny anie izany e, firifiry no lasa narary fo tsy fidiny noho ny nataony na ireo akaikin’ireo nogadrainy sy nosamboriny
Millions de Dollars kosa ve no voageja tsy hankarary fo? Mbola aiza ny lalana hodiavina? Izaho aloha tena maniry azy hiverina eto dia hotsaraina. Toy izany koa DJ Rajojo. Mbola salama ve sa miandry ho voasambotra vao hampiseho symptôme? Aretina hafa simuler na fa sirika be raha milaza hoe marary fo koa an!
aleo izy any ihany e! raha tafaverina eto izy dia be ny matimbola ireo ao amin’ny fitsarana ao dia sazy mihantona enimbolna no azony fa aleo hahita iznay figadrana izany, i Sarkozy aza migadra
Tsy zakan’lery ny alahelom-bahoaka. Ny sasany any zay mety misy mivilambavan’ny tazon-karena.
Marary fo ahona ary izany? Fa angaha iny misy fo.
Bluestone pensait tout maîtriser mais absolument tout . Mais il a oublié qu’il y a des colosses au pied d’argile .
Avec ses milliards, il s’achètera un nouveau cœur…
Les condamnés à la peine de mort en Chine vendent leur organes au plus offrant.
Le mafieux pourrait avoir le cœur d’un malfra.
mayonnaise malsaine.
La « maladie du cœur brisé », ou syndrome de Takotsubo, est une pathologie cardiaque réelle causée par un stress émotionnel intense ou une douleur physique aiguë.
Il doit vraiment aimer son argent cet animal au point de se faire des micro-fissures au coeur a ce point. Typiquement ce genre de personne imbuvable, qu’ils soit milliardaire ou pauvre. Vous les cotoyez et tres vite il faut s’en defaire, impression de parler a des comptables. Picsou en personne. A gerber.