lasa +1 izany ny seantera sa misy nosoloina ny quota prezida?
rehefa mitady tsy ho tafa ny fifdianana dia homanina dieny izao ny ho solon’ny filoha mandritra ny fifidianana.
Tokony efa mijery ny plan D raha tonga ny fitsoahana (ny abidia gasy tsy misy C).
zagasy
7 années il y a
Miarahaba azy ahatafita ny asa amin’ny antsakany sy andavany sy izay nankinina taminy mba tsy hitenenako zavatra hafa !
big
7 années il y a
Toeran’i Ahmad no lasany. ARy hesorina angamba atsy ho atsy Honoré Rakotomanana dia i Rivo Rakotovao no hasolo azy ka olona itokisana no hanao interim Président mandritra ny fifidianana…
Mwai! ça continue sa tambouille politicienne comme si de rien n’était pendant que la peste pousse le pays au bord du précipice…
Lakaro
7 années il y a
Ils ont cru à une stratégie mais le plus marrant est que le plan B pour aboutir à un plan C est déjà à la portée de tous. Que des gamin. Autant faire sortir le plan D (pourquoi pas système D)==> démission de Rajao
Lakaro
7 années il y a
Et il a fallu une éternité pour remplacer Ahmad. Toujours en retard sur tout le plan. Be calcul loatra. Mitetika arivo ho maty iraialina ireto marina
Heu…mis à part le calcul politique qui en découle, le nouveau ministre n’est pas ou n’était pas un proche de Ra8?!?! C’est quand même dingue cet étique politique à Mada. Pour avoir un seza, on est près tout, même à renier père et mère!!!
Coco dans L’impunité de ceux qui ont péché: “Vivre pépère sans avoir à se demander à tout moment si demain ne serait pas ce maudit 100ème jour.Comme j’ai…” 08/02/2025 à 06:18
patriot dans 7 février 2009: “le coupable revient toujours sur la scène de crime. ces fanatiques d’orange n’ont aucune dignité, le DJ il s’est enfui…” 07/02/2025 à 20:01
Raglady dans Samy manana n’y TGV any marina: “samy manana TGV https://www.youtube.com/watch?v=04_sw7owW5U” 07/02/2025 à 18:46
Raglady dans 7 février 2009: “Ka mety poritra ry zalahy izay ka ny ao mantsy mihidy lakile ny WC. Dia ny chef no mitazona io…” 07/02/2025 à 18:22
elman dans 7 février 2009: “Ça me rappelle un gardien que j’avais éjecté : ce crétin avait « repeint » bien comme il faut son logement avant…” 07/02/2025 à 16:35
babakaty dans 7 février 2009: “Tantara tena marina io tantarain’i Rafangy io ka,nisy fianakaviako akaiky be niasa tao amin’io ministeran’ny vola Antaninarenina io nilaza izany…” 07/02/2025 à 16:08
Rakoto dans 7 février 2009: “Izaho indray isaky ny mahita an-dry zareo miverina eny rehefa 7 février dia mahatsiaro ny tenim-bazaha hoe ‘le meurtrier revient…” 07/02/2025 à 15:59
elman dans 7 février 2009: “dia satria moa nisy ny nifoka ilay zavatra dia nangereny teo ambony birao, J’essaie de visualiser la scène” 07/02/2025 à 15:47
Rafangy dans 7 février 2009: “nalaina daholo ny isan’ny maty teny amin’ny boriboritany rehetra sy ny tao amin’ny hjra mba hampitomboina ny isan’ny maty, ary…” 07/02/2025 à 15:40
Rafangy dans 7 février 2009: “ny tena naparitaka teny amin’ny 13 mey dia ny hoe handroba indray ny lapa sy ny banky foibe dia nanaraka…” 07/02/2025 à 15:34
RMC dans 7 février 2009: “izaho oa isaky ny 7 février, depuis 2009, dia manontany foana hoe : iza no efa nahita ny pm de…” 07/02/2025 à 14:39
lasa +1 izany ny seantera sa misy nosoloina ny quota prezida?
rehefa mitady tsy ho tafa ny fifdianana dia homanina dieny izao ny ho solon’ny filoha mandritra ny fifidianana.
solon’i Ahmad lasa prezidan’ny CAF
dia marina tokoa fa hanolo an’i Rakotomanana raha ity ka tsy tafa ny referandaoma
Kinga ery zalahy ra hanomana plan B 🙂
ka ianareo ihany no mitatata lava eto hoe »gouverner c’est prevoir » knou.
Tokony efa mijery ny plan D raha tonga ny fitsoahana (ny abidia gasy tsy misy C).
Miarahaba azy ahatafita ny asa amin’ny antsakany sy andavany sy izay nankinina taminy mba tsy hitenenako zavatra hafa !
Toeran’i Ahmad no lasany. ARy hesorina angamba atsy ho atsy Honoré Rakotomanana dia i Rivo Rakotovao no hasolo azy ka olona itokisana no hanao interim Président mandritra ny fifidianana…
Ka tsy am citerne ve no hitatazana ny ranomasony raha izany no tanteraka?
mazava be mitsy, àry efa misy miketrika motif le tena valabale be mitsy any zao analàna an’honoré
Be Molotra ve ? 😉
mila miresaka kely @ Eric dia vita ny baolina.
Saka ihany ihany iny rehefa mahazo hena.
ilay eric koa tena niova an! vita ny vavabe/fanazavana sns, mibàbà tsara dé mipépé.
Ny tsininy kely fotsiny … Toa mpakafy sy mpiondana Tarika Mahaleo hono ry zareo ao Anosikey ao an!… Soa ihany tsy azo atao ny misioka ao amin’ny lapa.
tsy tafa izany ilay fikitihana lalampanorenana?
ka handany vola @ referandaoma ve nefa ny pesta aza tsy hita izay hanaovana azy ?
rajaonarimampesta manomboka izao fa rajaonarimampiesona hatramin’izay
c’est l’arme infaillible du pouvoir contre la peste 😉
car c’est la peste personnifiée ?
Mwai! ça continue sa tambouille politicienne comme si de rien n’était pendant que la peste pousse le pays au bord du précipice…
Ils ont cru à une stratégie mais le plus marrant est que le plan B pour aboutir à un plan C est déjà à la portée de tous. Que des gamin. Autant faire sortir le plan D (pourquoi pas système D)==> démission de Rajao
Et il a fallu une éternité pour remplacer Ahmad. Toujours en retard sur tout le plan. Be calcul loatra. Mitetika arivo ho maty iraialina ireto marina
Et Lylison remplacé par qui?
Heu…mis à part le calcul politique qui en découle, le nouveau ministre n’est pas ou n’était pas un proche de Ra8?!?! C’est quand même dingue cet étique politique à Mada. Pour avoir un seza, on est près tout, même à renier père et mère!!!
Et si le vieux refuse de partir ?
Je l’ai entendu hier sur RDB faisant de la lèche pas possible. Ceci explique peut-etre cela?