Et oui, fiainana tsotra, milamina sy mirindra… on ne demande pas la lune, juste la base de la base car là on n’est même pas au premier niveau de la pyramide de Maslow !
ka izay ilay hoe la petite étincelle qui mettra le feu aux poudres lol
… et c’est ce dont ils ont très peur en “haut lieu” car ils savent très bien comment ça fonctionne.
Ka le vilany tany tsy maneno no tsy mipoaka fa tonga de vaky.
carole
5 mois il y a
Izahay tompoko milamina, be embouteillage fa mpanankarena, raha mandehandeha amin’ny alina tsy mist atahorana, any amin’ny grande surface daholo izahay no miantsena…ary tena mahay teny frantsay be koa, lol
Tena marina io. Mahagaga ny mbola tsy mampirefotra ny sarom-bilany hatramin’izao. Malemy loatra ny Malagasy satria mbola miandry mpitarika foana. Efa mihatsara anefa raha mijery ny fahasahiana mampiseho hatezerana rehefa tapaka ny jiro (indraindray ihany anefa io)
ka izay ilay hoe la petite étincelle qui mettra le feu aux poudres lol
… et c’est ce dont ils ont très peur en “haut lieu” car ils savent très bien comment ça fonctionne.
Ka betsaka ny “élite économique” miara-dia amin’i Cédric . Ireo ihany no nanohana azy ara bola tamin’ny 2009.
Ka le vilany tany tsy maneno no tsy mipoaka fa tonga de vaky.
Izahay tompoko milamina, be embouteillage fa mpanankarena, raha mandehandeha amin’ny alina tsy mist atahorana, any amin’ny grande surface daholo izahay no miantsena…ary tena mahay teny frantsay be koa, lol
nefa izy dia major de promotion tany amin’ny lycée,(fa tany amin’ny akademia miaramila efa tsy major fa nodinganin’ilay niaranianatra taminy, samy zandary ihany izy roa lahy ) fa tena lasa adala rehefa nahita ireo volabe azo tamin’ny tatezamitatra
Nijanona niveau lycée ilay teny frantsay sy niveau d’analyse angamba?
T2