le rôle de l’exécutif est d’assurer la sécurité des biens et personnes. provocation ou pas.
Mbly
9 années il y a
Rehefa tsy vitanao ny adidy sy andraikitrao dia aleo manipy éponge f’aza miziriziry amin’ny asa tsy hay !
Tsy misy atao afatsy ny miàla bala foana.
Rehefa hi-revy any Nosy be amin’ny volam-bahoaka ianareo mianakavy dia hainareo tsara ary adinonareo tanteraka fa misy vahoaka mijaly sy mitaintaina lava zao isan’andro. Aiza ko, ny Ministry ny foloalidahy aza dia sahy milaza tsotra izao hoe tokony hanome vola 1$ isam-batanolona ny Malagasy mba hividianana helicoptère ho an’ny tafika ? Tsy fanompana vahoaka ve izany ?
Tsy hoe mpomba an’i fanjakana ankehitriny izaho fa io naha dia mba te hanao ny tsara aza ny fitondrana ka mafy loha te higafy tsotr’izao fotsiny ny olona satria halako bika tsy tiako tarehy dia tsy hanjary foana ny hataony
Tsitàna
9 années il y a
Attention, 2018 approche, s’il y a des troubles, ce sera facile d’accuser l’opposition et d’éterniser ce régime d’incapable. Et ce ne sera pas l’objectif de “l’opposition”, je ne pense pas.
raossy
9 années il y a
Dégagez le plancher mosieur dupont lajoie; vous et votre équipe n’êtes qu’une bande de minable , verreux en plus..; dégagez, c’est l’avenir de plusieurs génération qui est en jeu.
elman dans J’entends ici et là qu’il faut changer le système: “éclairée par aucun de ces guignols. Poutine il a besoin du FMI, de la banque mondiale, l’Union européenne, la Chine,…” 15/09/2026 à 17:06
Vola dans J’entends ici et là qu’il faut changer le système: “la dictature. Oui, éclairée bien évidemment Eclairée par ?: Le FMI, la banque mondiale, l’Union européenne,la Russie, la Chine, les…” 15/09/2026 à 11:43
Coco dans J’entends ici et là qu’il faut changer le système: “la dictature. Oui, éclairée bien évidemment Pour avoir une dictature éclairée, il faut un dictateur éclairé. Mais quand on regarde…” 15/09/2026 à 07:26
le rôle de l’exécutif est d’assurer la sécurité des biens et personnes. provocation ou pas.
Rehefa tsy vitanao ny adidy sy andraikitrao dia aleo manipy éponge f’aza miziriziry amin’ny asa tsy hay !
Tsy misy atao afatsy ny miàla bala foana.
Rehefa hi-revy any Nosy be amin’ny volam-bahoaka ianareo mianakavy dia hainareo tsara ary adinonareo tanteraka fa misy vahoaka mijaly sy mitaintaina lava zao isan’andro. Aiza ko, ny Ministry ny foloalidahy aza dia sahy milaza tsotra izao hoe tokony hanome vola 1$ isam-batanolona ny Malagasy mba hividianana helicoptère ho an’ny tafika ? Tsy fanompana vahoaka ve izany ?
@Mbly, fa nataondry zareo aiza ireo hélicoptère novidiana t@ transition?
@mclient, voangory efa any anaty vilany izany.
De ompa amindreny sisa tsy heno @ intony mpintondra intony.
@Raingoro, allons, un peu de respect pour la foufoune de maman voyons 🙂
@elman, pourquoi pas? c’est la foufoune de sa maman qui l’a mis au monde a moins que c’est césarienne ou éprouvette…
l’insécurité est la nouvelle patate chaude de nos dirigeants