Mandeha ila ilay izy. Ny fiara aloha dia misosa tsara … Fa ny mpandeha antogotra tompoko dia fahoariana ny fandalovana amin’iny. Niatra tamiko tamin’ny Asabotsy lasa teo (14/09) tokony tamin’ny 10h30 tany . Tena nihizina sy nifanosika ny olona (soa ihany fa efa tsy nisy intsony aloha angamba ny covid). Rehafa manao ihany re tompoko dia esory ireo mpivarotra amorondalana amin’iny fa tena misakana sy mampitohana ny mpandeha tongotra. Tsy maninona rehefa akaiky fifidianana avereno eo ry zareo.
Ka ny olana ami n’iny toeran iny no misy maagazay fividianana entana (misy mora eny) ny tena ny Asabotsy no tsy miasa vaao afaka miantsena. Rah vao miala koa anie ireo mpivarotra anaty fandehanan’ny mpadeha tongotra ireo dia milamina koa io eh. Sa moa ny mpandeha tongotra tsy dia laharam-pahamehana?.
je préfère aller ailleurs, avec un vrai parking, quitte a payer plus cher et donc forcément moins de gens 🙂
ou encore trifouiller sur internet, et me faire livrer.
se taper toute la populasse là, brrrr
et aussi les vicieux qui trouvent du plaisir à se frotter aux femmes
rnaivos
7 mois il y a
Je parie qu’il y a une dame qui va être candidate « surprise » a la fin du dépôt de candidature. Quoi que ce n’est plus une surprise pour ceux qui suivent l’actualité politique locale et Qui a entendu l’oraison funèbre du président envers le défunt PDS.
Rafangy
7 mois il y a
« Par contre il faudrait refaire exactement la même photo dans très précisément 90 jours »
pourquoi attendre 90 jours? dans une semaine ou 10j au plus tard , la nature va revenir au galop: dia ahoana izany izahay madinika? izahay koa anie mba mampianajanaka e! prezidà, vonjeo izahay
Dernière modification le 7 mois il y a par Rafangy
90 jours, une semaine avant Noël.
La PDS semble être en capacité de tenir la situation jusqu’au 11 décembre et puis après, hop, on revient à la normale majinikiste
tena marina izany, nampiasaina ry prix scolaire hanakorontana ny hetsiky ny candidats t@ fifidiana 2023
kototsotra
7 mois il y a
tokony hampiakarin CUA 100% ny patente sy hetra alaina @ mpivarotra amin’iny faritra analakely sy behoririka iny @ zay miala tao sy miparitaka ireo mpivarotra mivangongo ao ireo
angady dans « Certaines personnes se prétendent journalistes »: “quel est le cursus pour être qualifié de présidentiable, d’ailleurs? selon moi, la constitution étant ce qu’elle est, les deux…” 07/05/2025 à 19:23
GasyKely dans Et sinon les délestages Prezida ?: “Ohabilana vaovao: Faly sahirana ottrany mpanohana oranza, koveta azo ny rano tsy misy” 07/05/2025 à 18:25
Nifin'Akoho dans Ntsay Ntsay Ntsay e: “Ity olona iray ity dia tsy hitako mihitsy ny ilaina azy fa dia teo, dia teo, dia teo. Le firenena…” 07/05/2025 à 18:11
Nifin'Akoho dans Discours dominical : la réponse de Siteny: “Fa ny saina ve sa ny hozatra no mampiteraka amany amin’ny pataloha moa ? Izay bandy mpisolelaka na amin’ny vahiny…” 07/05/2025 à 18:05
Nifin'Akoho dans « Je parlerai directement avec vous »: “Mba asao hiditra ato amin’ny actutana izy rams a. Raha tsisy atao ko ilalao facebook no amahana ny olan’ity firenena…” 07/05/2025 à 17:57
Rakotovelo dans Ntsay Ntsay Ntsay e: “Est-ce du cinéma de haut vol (tout en restant dans les catégories endémiques) ? Un colonel qui s’échappe lors d’une…” 07/05/2025 à 15:06
raossy dans « Je parlerai directement avec vous »: “miampy ny »hamboly coton de Tuléar, la mulnutrition est un droit fondamental,… »; ah! çà, pour débiter des conneries, l’abruti n’est…” 07/05/2025 à 11:36
Balbo dans Politico-socio-economique : c’est ce que je pensais: “Si l’ANR et ses équipes s’avèrent impuissants à créer des emplois et à attirer les investissements, ils pourraient redorer leur…” 07/05/2025 à 11:05
Rafangy dans Accidents de la route : 21 morts par jour: “« Et ce pour à peine 30 000 kilomètres de réseau routier.. » soyons honnetes, disons 3 000km tout au plus, car…” 07/05/2025 à 10:33
Mandeha ila ilay izy. Ny fiara aloha dia misosa tsara … Fa ny mpandeha antogotra tompoko dia fahoariana ny fandalovana amin’iny. Niatra tamiko tamin’ny Asabotsy lasa teo (14/09) tokony tamin’ny 10h30 tany . Tena nihizina sy nifanosika ny olona (soa ihany fa efa tsy nisy intsony aloha angamba ny covid). Rehafa manao ihany re tompoko dia esory ireo mpivarotra amorondalana amin’iny fa tena misakana sy mampitohana ny mpandeha tongotra. Tsy maninona rehefa akaiky fifidianana avereno eo ry zareo.
Dia tsy mandeha @ iny fotsiny e, sa ahoana ?
Ka ny olana ami n’iny toeran iny no misy maagazay fividianana entana (misy mora eny) ny tena ny Asabotsy no tsy miasa vaao afaka miantsena. Rah vao miala koa anie ireo mpivarotra anaty fandehanan’ny mpadeha tongotra ireo dia milamina koa io eh. Sa moa ny mpandeha tongotra tsy dia laharam-pahamehana?.
je préfère aller ailleurs, avec un vrai parking, quitte a payer plus cher et donc forcément moins de gens 🙂
ou encore trifouiller sur internet, et me faire livrer.
se taper toute la populasse là, brrrr
Faly be ny mpangarona paosy izao
et aussi les vicieux qui trouvent du plaisir à se frotter aux femmes
Je parie qu’il y a une dame qui va être candidate « surprise » a la fin du dépôt de candidature. Quoi que ce n’est plus une surprise pour ceux qui suivent l’actualité politique locale et Qui a entendu l’oraison funèbre du président envers le défunt PDS.
« Par contre il faudrait refaire exactement la même photo dans très précisément 90 jours »
pourquoi attendre 90 jours? dans une semaine ou 10j au plus tard , la nature va revenir au galop: dia ahoana izany izahay madinika? izahay koa anie mba mampianajanaka e! prezidà, vonjeo izahay
90 jours, une semaine avant Noël.
La PDS semble être en capacité de tenir la situation jusqu’au 11 décembre et puis après, hop, on revient à la normale majinikiste
tena marina izany, nampiasaina ry prix scolaire hanakorontana ny hetsiky ny candidats t@ fifidiana 2023
tokony hampiakarin CUA 100% ny patente sy hetra alaina @ mpivarotra amin’iny faritra analakely sy behoririka iny @ zay miala tao sy miparitaka ireo mpivarotra mivangongo ao ireo
hamono anay majinika lol
miala ho azy Ireo « majinika » amoron dalana rehefa mifindra toerana miparitaka ny Sinoa.