ilay izy en plus, nomen’ny fanjakana sinoa (tsy haiko na don na trosa) fa tsy hoe volan’ny babanao. nefa dia to rezimanta fier be mihintsy ireo aoriana ireo ?
transport urbain miasa @ rural izany ireo ? hahaha
HS : ilay aro vatana (gilet pare balles) oa ohatry ny tsy azoazoko fa manjary ohatry ny hoe mompera diso làlana izany e ! sa izaho no hafa fijery ?
5 taona ihany dia efa tsy hita intsony na ny trano nanamboarana azy aza,nidy fiarabe Mudan teto,nanana an’io ny primatiora fa tena saika gaigy ilay concessionnaire nivarotra azy,sodiat nanana bus electriques koa fa tsy hitako mandeha intsony mitondra mpiasa,dikan’izany,toa tsy nisy resaka ny kojakoja fanolo,ka na efa nilaozn’ny famokarana ireo dia namidy mora,na ohatran’ireo A340 sy lohamasinina Feves
Raza
5 heures il y a
12 pouces à l’avant…
Ouais
Hary
4 heures il y a
Toujours cette couleur orange….
Miserana
4 heures il y a
Harentintsika eny @ telefeerique ireto bus ireto tompokolahy sy tompokovavy @ zay tsy mila chargeurs.
Dernière modification le 3 heures il y a par Doraadm
Nifin'Akoho
2 heures il y a
Tokony mba reo zao ny nitondra ny BAREA tam zany fa tsy le camion mpaka fako ny PRODUIR.
.
Tsy manakivy anareo aho fa jereo ny niafaran’ny poteaux solaires nomen’ny sinoa iny an’Anosipatrana rehetra iny. Tsatoby sisa dia very any iny e. Mipipy herinaratra ndray zany fa tsy solika le prezida.
Ka ireo jiro ireo anie tsy izy no nanao azy dia avelany na amporisihina mihitsy ny mpangalatra haka azy,fa eo amin’ny tatezana anie ka tsy tapaka polisy e,eo Ampitatafika koa,dia eo ambody tranon’ny zp ve no misy mangalatra dia tsy mahita na mandre ny zandary
Randria dans Intoxication alimentaire : je crois que …: “Tout à fait. Y a déjà eut des scandales en Chine avec de l’huile de cuisson frelatée qui ont fait…” 24/06/2025 à 23:28
Rafangy dans Bus électriques : la voila ta clé: “Ka ireo jiro ireo anie tsy izy no nanao azy dia avelany na amporisihina mihitsy ny mpangalatra haka azy,fa eo…” 24/06/2025 à 23:17
Rafangy dans Bus électriques : la voila ta clé: “5 taona ihany dia efa tsy hita intsony na ny trano nanamboarana azy aza,nidy fiarabe Mudan teto,nanana an’io ny primatiora…” 24/06/2025 à 23:14
Rafangy dans Bus électriques : la voila ta clé: “Niasa tamin’ny concessionnaires aho fa ny vokatra sinoa dia tsy maharitra,5 taona ihany dia efa tsy” 24/06/2025 à 23:09
Rafangy dans Ambohimalaza : 25 morts: “Mais ils vont tous y passer,soit a cause des aliments,soit a cause de la jiramaty ,soit a cause du personnel…” 24/06/2025 à 23:05
Rafangy dans Il se passe quoi à Ikongo ?: “Miorrra a,Ikongo izany ve eto Madagasikara sa any Kongo,RDC?” 24/06/2025 à 23:03
Nifin'Akoho dans On bouffe de la merde partout ou quoi ?: “Minana composé. Asio lasary (Bolo) . Ela ny ela ka ninankinam-poana e. Politikan’ny kibo marina. Rehefa tsy voa any amin’ny…” 24/06/2025 à 22:28
Nifin'Akoho dans Bus électriques : la voila ta clé: “Tokony mba reo zao ny nitondra ny BAREA tam zany fa tsy le camion mpaka fako ny PRODUIR. . Tsy…” 24/06/2025 à 22:19
Nifin'Akoho dans Intoxications alimentaires : intéressantes les mycotoxines: “Tadidinao ilay golf nifandona tamin’ny kamio tetsy Fenoarivo ?…(Ikalaholy – Ny Ainga) . Samy manana ny andro-pahafatesany, fa samy manana…” 24/06/2025 à 22:05
Nifin'Akoho dans Ambohimalaza : 25 morts: “Mbola averiko indray fa tokony ty tranga ty no niseho fony tany Mahajanga ireto mpitondra lamasinina tsisy làlany reto. Ngamba…” 24/06/2025 à 21:38
ilay izy en plus, nomen’ny fanjakana sinoa (tsy haiko na don na trosa) fa tsy hoe volan’ny babanao. nefa dia to rezimanta fier be mihintsy ireo aoriana ireo ?
transport urbain miasa @ rural izany ireo ? hahaha
HS : ilay aro vatana (gilet pare balles) oa ohatry ny tsy azoazoko fa manjary ohatry ny hoe mompera diso làlana izany e ! sa izaho no hafa fijery ?
Kim Jong Joel kosa e
Niasa tamin’ny concessionnaires aho fa ny vokatra sinoa dia tsy maharitra,5 taona ihany dia efa tsy
5 taona ihany dia efa tsy hita intsony na ny trano nanamboarana azy aza,nidy fiarabe Mudan teto,nanana an’io ny primatiora fa tena saika gaigy ilay concessionnaire nivarotra azy,sodiat nanana bus electriques koa fa tsy hitako mandeha intsony mitondra mpiasa,dikan’izany,toa tsy nisy resaka ny kojakoja fanolo,ka na efa nilaozn’ny famokarana ireo dia namidy mora,na ohatran’ireo A340 sy lohamasinina Feves
12 pouces à l’avant…
Ouais
Toujours cette couleur orange….
Harentintsika eny @ telefeerique ireto bus ireto tompokolahy sy tompokovavy @ zay tsy mila chargeurs.
Tena electrique koa ve
https://ibb.co/NgwV42Dt
00