Napetrany ao amin’i Miora hono ny hafatra e. Na miala na tsy miala, tohizo ny lalantsika fa tsy olona manao tsipaky ny miala aina io no iasana saina. Atombohy ny fanovana. Tsarao eto izay ninam-bolam-bahoaka sy mpamono olona.
ka i Miorrra koa aza tsy hita izay nalehany! fa marina izany, aza miasa saina amin’i nouzalon intsony, atao ohatry ny efa maty tsy hiverina intsony izy fa ny antsika atomboka ny fanovana, samborina daholo ny nihinambolambahoaka(tsy ho ampy ireo fonja manarapenitra) sy ireo mpamono olona, dia diovina aloha ny fitsarana, dia atomboka amin’izay nyf itsarana ireo
A priori y’aurait du remue ménage chez TVM. Le discours aurait disparu 😀
la maïeutique est compliquée lol