“Besoin d’infos ? Antsiva Radio”

Loading

Dépêche Madagascar > Madagascar

J’écoute rarement la radio mais cette année, je sens que je vais beaucoup l’écouter la radio 🙂

Pour les infos, je suis branché sur Antsiva Radio 97.6 FM

Et vous ?

Actutana sur Whatsapp

Cliquez ici pour être rapidement notifié des “urgences” dans l’actualité 🙂

0 0 votes
Évaluation de l'article
S’abonner
Notification pour
guest
42 Commentaires
Le plus ancien
Le plus récent Le plus populaire
Commentaires en ligne
Afficher tous les commentaires
ramatoa
ramatoa
7 années il y a

hihihi, za aloha tsy mihaino an’io sy ny free fm e
raha vao radio mirona be @ olon-tokana sy feno fanaratsiana ary fanindrahindrana be loatra tsy misy raisonnement dia tsy mihaino vao² @ reny zaza. Fa eny ambony bus no ahenoana ny rediredin’ny mpanao famakafakana @ reny radio ireny. Fa henoiko daholo ny mamoaka vao rehetra fa raha vao misy izay fironana izay donga dia ovaina ny onde, hihihi

mclient
mclient
Répondre à  elman
7 années il y a

je n’écoute plus ce radio. la diction d’un présentateur m’en a dissuadé définitivement!

namana2
namana2
Répondre à  elman
7 années il y a

oui c’est vrai elman, tu me rappelles un certaine date de 27 janvier 2009 vers 11h du matin.. quand les bandits ont pris d’assaut le Cora Ankorondrano, apres ils voulaient aussi prendre la RTA du cote a l’epoque… un certain MISSELL appelait haut et fort sur son micro “RY ZALAHY, RY ZALAHY AZA MANKANY IANAREO FA ANTSIKA ANY, NAMANTSIKA NY TOMPON’IO FA MIVERENA IANAREO, IZANY EDG…. RAZAF… NO TOMPON’IO KA MIVERENA IANAREO”.. d’un coup tout le monde etait parti….. OUI c’est vrai ils sont forts sur ce point

rafangy
rafangy
Répondre à  namana2
7 années il y a

hilaza ny foza fa lainga izany izao!henoy ny vaovao amin’ny 12:45 fa hiteny izany eo ingahy misely hoe mamorondainga fotsiny ny sasany

Raleva
Répondre à  rafangy
7 années il y a

Mody adala nefa hvm ihany ny Antsiva. Rambelo ao amin’ny RDJ koa tena hvm pur fa mba misy saina kely (miaraka matetika amin-dry Turbo sy Goth). Aleo mijery TV+ amin’ny 8 ora alina, io tena miezaka milaza ny marina, ilay matavy koa efa tsy ao.

rafangy
rafangy
Répondre à  Raleva
7 années il y a

tsy miezaka izany ny tv+ fa fotsiny mitady ny hitazonana ny mpijery ao aminy! efa nikisaka ho manga koa anie io tv io e! ary tsy kisendrasendra ny nanedrena an’i beranomaso ho ministra , na koa ny nilazan’ny tompon’ny tv+ hoe “tsy hilatsaka ho filoha izany aho”
alahelon’i Edgar(misy d) mihitys ny tsy mba nahavoafidimbahoaka azy, ary izay mihitys no nanekeny ny nanao pds, mba hilatsaka ho ben’ny tanana amin’ny fifidianana, kanjo, diso fitetika loatra ka dia nihazakzaka tany amin’ny fifidianan ho filohampirenena nefa ny eto antanana aza tsy nisy nifidy azy akory

ramatoa
ramatoa
Répondre à  namana2
7 années il y a

fa nisy fotoana kosa ange io no radio nanentana ny olona en live mihintsy @ resaka tolombahoaka sns e, t@ andron’ny Maurice Tsiavonana sy ny tariny. Ka raha vao hoe ary indray hono, na tongava ary na hoe aza mankany dia manao ny olona, nefa indrisy fa lasa radio nivaralila le izy tato aoriana, tsy mahalala ny rariny sy ny hitsiny fa dia bontolo be fotsiny ary dia lasa interprétations no betsaka fa tsy ny vao² no ampitaina

rafangy
rafangy
Répondre à  ramatoa
7 années il y a

ka efa niova ny tompony e! dia lasa nanarka ny vola fotsiny ssia no ataon’ny mpiasa ao

mangableu
7 années il y a

D’antan, j’écoutais frequence+ et RLI

angelikademada
angelikademada
7 années il y a

Pour ma part je suis branchée Actutana.barre

Debile Profond 2.1.5 ™
Debile Profond 2.1.5 ™
Répondre à  elman
7 années il y a

saga africa, … 🙂

zagasy
zagasy
7 années il y a

Radio Rdj pour les vazovazo info actutana 🙂

rakotosambany
7 années il y a

rli, feon’imerina, radio+ pour les hira

zaako
zaako
7 années il y a

tena io radio tsy info ny ao fa fanamasinanana an Edgard de fanaratsiana ny ambiny rehetra.

nedala
nedala
7 années il y a

Pas de version web ?

mclient
mclient
7 années il y a

mais pourquoi personne n’écoute RTM? 🙂

namana2
namana2
Répondre à  mclient
7 années il y a

car RTM n’existe plus, on a RNM maintenant

mclient
mclient
Répondre à  namana2
7 années il y a

ah! et qui écoute ce RNM?

Debile Profond 2.1.5 ™
Debile Profond 2.1.5 ™
Répondre à  mclient
7 années il y a

personne ! 🙂

mclient
mclient
Répondre à  Debile Profond 2.1.5 ™
7 années il y a

Terence Hill, c’est toi?

Raleva
Répondre à  mclient
7 années il y a

Tous les chefs de région, les chefs districts, les chefs emmoreg, les ministres écoutent farouchement la radio madagasikara.

ramatoa
ramatoa
Répondre à  mclient
7 années il y a

j’écoute encore RNM car c’est la radio nationale qui diffuse les journées chaumées payée le plus vite possible après le décret de l’état, hahaha! . J’ai plaisanté

namana2
namana2
Répondre à  namana2
7 années il y a

malheureusement, les 80% des malgaches paysans, volontairement laisses a l’abandon par le regime afin de les mieux maitriser.. et croyez-moi ac marche !!

Antonio
Antonio
7 années il y a

Cette Station aurait été tongalafatra s’il n’y avait pas ce Missélll et cette Annick qui semble-t-il ressentent une haine viscérale envers Ra8, surtout le journaleux Missélll : il ne râte jamais un coup pour orienter tout débat contre Ra8. Un vrai malade. Par contre Ismaël est pour moi très bon : analyse et perception impecc. J’écoute ANtsiva surtout la nuit (mardi, mercredi, jeudi, vendredi et même le dimanche lorsqu’il invite l’analyste trop connu). Edgar(d) ferait mieux de se libérer du journaleux s’il veut obtenir une surface d’écoute plus étalée. Entre nous, je n’écoute presque plus le journal de 12h45 quand c’est c’est ce journaleux qui tient le micro.

belobaka
belobaka
Répondre à  Antonio
7 années il y a

Il a été cocu par R8 peut-être car ce n’est pas possible une telle haine! Cette radio ne touche jamais mot sur le petit lapin qui est à l’origine de toutes ces corruptions et vols des deniers publics !

Afist
Afist
7 années il y a

Radiologie, rayon X et gamma

Afist
Afist
Répondre à  elman
7 années il y a

Non, je ne suis pas Lala 😉 , les fois où je prends le betax, volume de la radio à fond, shit music à gogo, programme abêtissant. Il n’y a pas plus radioactif que ça. Tu descends après quelques km comme un walking dead

ramatoa
ramatoa
Répondre à  Afist
7 années il y a

hahaha
walking dead mihintsy ve?

Afist
Afist
Répondre à  ramatoa
7 années il y a

tena domelina tanteraka mivoaka avy ao

Raleva
Répondre à  Afist
7 années il y a

fa ao amin’ny RTA misy an’ilay journaliste somary maintimainty iny kosa tsy manaiky fehezin’i degara mihintsy an. Milay iny ranagahy iny.
Dia aleo mamaky Midi, misy sahisahy tsara ao mamaky bantsilana.

Hélianthus
7 années il y a

Ny presse Malagasy dia tena mbola olana be eto Madagascara satria mbola tsy misy prof fa partisane avokoa na mbola voavidy vola (felaka). Ohatra tamin’ny 2013 dia namidin’ny TV plus tamin’ny HVM nandritra ny tontolo andro ny antenne-ny, nefa raha ny fahalalako azy dia nisy grille de programme nifanarahana tamin’ny omert, nanao tahka izany avokoa ny presse rehetra. Raha tiantsika hiova izany ny ny presse malagasy ka ho tena 4ème pouvoir dia izany no tokony ampidirina any anaty code de communication ary hajaina ny zavatra apetraka. Ny manahirana koa moa dia ny akamaroan’ny mpanao gazety dia olona tsy niatra ilay asa no maro exemple: Maurice Tsiavonana, Rabelaolao,…..

Raleva
Répondre à  elman
7 années il y a

maitres fram ?

belobaka
belobaka
7 années il y a

Mba gaga ihany izaho mbola tsy nitenenan’i Missely R fa i R8 no naniraka an’ Houcine Arfa ! hihihi

Antonio
Antonio
Répondre à  belobaka
7 années il y a

Si si, il était avec Lelly Merdia et ils avaient insinué cette éventualité….

belobaka
belobaka
7 années il y a

Ismael Razafinarivo ihany no tena atao hoe : “journaliste” eto Madagasikara !Tsy mba voavidim-bola fa mitsangana atrany @ foto-keviny ! Raha mba io rangahy no mba natao mpanolo-tsaina n’ireo “president” tsy mba mahita lavitra ireo !

Antonio
Antonio
Répondre à  belobaka
7 années il y a

Marina ‘zany belobaka !On lit comment votre nom ? Belobàka (avec un accent sur le a ou belobaka, chemise ??)

Fil info

Vos réflexions