Ny anay ety Atsimondrano tena loza efa tam 7ora maraina hatramin’izao 12h15 tsy niverina. Tean mampiteny ratsy … Indrisy ny anay ny totohondry angamba efa maty hozatra fa toa mangina daholo izahay mianakavy ato
jereo anie ilay chronique tamin’ny faha 7/06/2025 teo hoe jirama S.A. sa tsy S.A.dia ho fantatrao ilay ho rahampitso
carole
1 année il y a
A ce rythme, adiny 1 isaky ny 2 andro sisa ngamba. Soa ihany isika fa miaritra foana, manaiky foana
Nifin'Akoho
1 année il y a
Tokony efa mahay io hira version vontovorona io daholo kosa angamba. Nenay rehefa tapaka ny jiro dia antsoina ny anaran-draprezy dia tsisy mamaly fa mihomehy fotsiny. Samy manopa any antsainy any e.
Rafangy
1 année il y a
à Ankatso, la jiramaty ne fournit de l’eau par camion citerne que 2 fois tous les 15j, et plus de la moitié des bidons jaunes alignés rentrent bredouilles
pork dans J’entends ici et là qu’il faut changer le système: “Un karana musulman président juste parce que l’économie et juste l’économie est faillible pour ma part je dis niet. Mais…” 16/09/2026 à 12:22
mpijery dans J’entends ici et là qu’il faut changer le système: “La dictature est aussi un système parmi d’autres, et la classe politique actuelle en rêve, pour l’éclairer, ça va être…” 16/09/2026 à 11:53
elman dans J’entends ici et là qu’il faut changer le système: “éclairée par aucun de ces guignols. Poutine il a besoin du FMI, de la banque mondiale, l’Union européenne, la Chine,…” 15/09/2026 à 17:06
Vola dans J’entends ici et là qu’il faut changer le système: “la dictature. Oui, éclairée bien évidemment Eclairée par ?: Le FMI, la banque mondiale, l’Union européenne,la Russie, la Chine, les…” 15/09/2026 à 11:43
Coco dans J’entends ici et là qu’il faut changer le système: “la dictature. Oui, éclairée bien évidemment Pour avoir une dictature éclairée, il faut un dictateur éclairé. Mais quand on regarde…” 15/09/2026 à 07:26
Ny anay ety Atsimondrano tena loza efa tam 7ora maraina hatramin’izao 12h15 tsy niverina. Tean mampiteny ratsy … Indrisy ny anay ny totohondry angamba efa maty hozatra fa toa mangina daholo izahay mianakavy ato
Andry Rajoelinaaaa …
KNDNLK MSSP êe 😛
allo alloo ?
Mersiii prezidaaa ve? T@ 7 ora maraina vao mba tapaka dia izy mihitsy no hanao ezaka goavana hamerina azy rahampitso?
izy ary mbola any Nice
Rasedy de Nice 😛
Avec Ra Brice Lit ve?
Mbola mitohy indray androany tam 7 Ora teo asa rahovina vao hiverina….Dia rahovian izany ilay ezaka goavana hamerina azy rahampitso? Satria rahampitso koa ho toy ny androany