Bah oui, la période d’étiage approche… donc les délestages s’aggravent.
Ce n’est pourtant pas faute d’avoir écrit 6 piqûres de rappel sur le sujet depuis ce mois de janvier 2025 🤣
Misy mihaino comme d’habitude ? Ou plutôt henony tsara mais ils s’en foutent en fait.
Ce qui les intéresse c’est la venue des Macron, les jet d’eau et les show drone, faire le beau devant les pairs africains, leur téléphérique et leur autoroute.
Vos coupures multiples dans la journée de 3 heures, ils en ont rien à battre, mais rien du tout. Vous n’en êtes toujours pas convaincu après bientôt 17 ans de règne… et d’incompétence ?
5083.74 ar
4465.78 ar
Électricité mais l’eau aussi, c’est pire.
bah ça coûte cher les groupes électrogènes pour le téléphérique, la tentation est grande de le raccorder au réseau domestique n’est ce pas ?
Ity koa misoko mangina … “5141.27 ar” manampy trotraka ny délestage !
aty aminay izany, dia tena mampiteny ny moana mihintsy. omaly an, tapaka 3 heures ny jiro, de 12h00 à 15h00; nandeha 5mn dia tapaka 2mn, dia hoy aho mantsy an-janako hoe ”nisy nikapoka izay ny tanan’ilay mpanapaka hoe eh, vao teo io anie no nalefa e, sady naverin’ilay nikapoka ilay jiro”; 30mn chrono après, tapaka indray, tsy nverina raha tsy t@ 19h55; dia tapaka indray t@ 22h00, @ 5 maraina vao niverina.
ce matin, tapaka de 7h45 à 10h45
inona ilay azo hambara ? tsy dia misy loatra fa hoe efa mandroso ! angamba mba efa niady fototra hanamboatra dam kosa angamba izay, na dia hoe 1 ihany ary no ho vita rehefa tonga ny fahavaratra… sa mbola ririnina moa izao dia manonofy antoandro aho hoe hahita match barea rehefa avy eo ?
efa mandroso be ny jiramaty fa tsy mamorona intsony ny anton’ny fahatapahana, eny aminay, rehefa tapaka ny jiro dia tsy misy rano koa ilay forage(tsy an’ny fitondrana an!)dia sady maizina izany no maimbo eo