Ny entana tonga aloha hatreto dia nifanohitra hatrany tamin’ny entana nafarana. Asa raha mbola misy manantena ihany any ho any hoe hampiasaina eny amin’ny distributeur ireny carte orange ireny na hoe entina eny amin’ny fokontany dia mahazo vola isam-bolana. Raha izaho no eo amin’ny toeran’i DJ dia andramako indray aloha ny miteny hoe “ataoko mihinan’ny IEM tenisany” dia jerena sao dia mba mandroso ihany ny firenena. Ny olana mantsy dia mifangaro tanteraka ny marche arrière sy avant amin’ny fozaorana.
Vazaha Be
2 années il y a
Vanille 1er choix 180 000 Ar/kg
et on trouve 2nde qualité à 120 000 Ar/kg
A Tana bien sûr et au détail, je n’ose imaginer le prix de gros
Dernière modification le 2 années il y a par Vazaha Be
Ka izy io ny kàrana ao Nosy Be ao no rôle @ ylang ylang : sûr fa betsaka ny vola notakin’i Escrobar sy Cédric t@ nanaovana propagandy dia any @ mpamokatra ny karàna no manapatra mampidina ny vidiny hazahoana tombony be be kokoa.
Hary
2 années il y a
Vous avez raison sur le prix: ça dégringole , et c’est la même chose pour la vanille due à l’intervention de l’Etat prôné par Cédric.
Mais bon , il y a un autre problème , c’est que les planteurs se font avoir par les intermédiaires et les revendeurs. Pourquoi ils se laissent faire de cette manière et ce depuis des années? Si ça continue de cette manière alors ils seront dans la misère pour toujours . Logiquement ,ce sont les planteurs qui devraient être riches.
Rafangy dans Il va peut-être envahir le Vatican aussi ?: “ka izao hono ny antony nifidianan’ny maro an’isa azy e!Bush zanany noa natyaoko fa tena v indrindra fa ity efa…” 14/04/2026 à 12:43
MasyLau dans “Déstabilisation, atteinte à la sûreté de l’État”: “Tsy mi-“neutraliser” ny adversaires fa mafampidinika manodidina ny latabatra boribory ao anaty trano amin’ny alalan’ny fikaonan-doham-pirenena” 14/04/2026 à 10:47
mpijery dans J’entends toutes ces critiques à l’endroit de la Refondation: “Amam-bolana maro vao ho vita izany raha tora-po no hamenoana ny fikaonan-doham-pirenena, tokony miainga amin’ny zavatra efa masamasaka miaraka amin’ny…” 13/04/2026 à 17:23
MasyLau dans J’entends toutes ces critiques à l’endroit de la Refondation: “Ento eo amin’ny fikaonan-doham’pirenena ny fanantenanao , ny atezeranao , ny manafitohina anao rehetra amin’ny fejerinao ny fandehan-javatra , ny…” 13/04/2026 à 15:30
Ny entana tonga aloha hatreto dia nifanohitra hatrany tamin’ny entana nafarana. Asa raha mbola misy manantena ihany any ho any hoe hampiasaina eny amin’ny distributeur ireny carte orange ireny na hoe entina eny amin’ny fokontany dia mahazo vola isam-bolana. Raha izaho no eo amin’ny toeran’i DJ dia andramako indray aloha ny miteny hoe “ataoko mihinan’ny IEM tenisany” dia jerena sao dia mba mandroso ihany ny firenena. Ny olana mantsy dia mifangaro tanteraka ny marche arrière sy avant amin’ny fozaorana.
Vanille 1er choix 180 000 Ar/kg
et on trouve 2nde qualité à 120 000 Ar/kg
A Tana bien sûr et au détail, je n’ose imaginer le prix de gros
C’est surement pas ce que touche le petit planteur de base lol
Ka izy io ny kàrana ao Nosy Be ao no rôle @ ylang ylang : sûr fa betsaka ny vola notakin’i Escrobar sy Cédric t@ nanaovana propagandy dia any @ mpamokatra ny karàna no manapatra mampidina ny vidiny hazahoana tombony be be kokoa.
Vous avez raison sur le prix: ça dégringole , et c’est la même chose pour la vanille due à l’intervention de l’Etat prôné par Cédric.
Mais bon , il y a un autre problème , c’est que les planteurs se font avoir par les intermédiaires et les revendeurs. Pourquoi ils se laissent faire de cette manière et ce depuis des années? Si ça continue de cette manière alors ils seront dans la misère pour toujours . Logiquement ,ce sont les planteurs qui devraient être riches.
Le marché fonctionnait bien, toute la chaîne était satisfaite
… puis un jour des petits malins s’y sont intéressés
Je pense plutôt que c’est l’intervention de la mafia en chef.