Depuis l’histoire de cousins cousines, tout le monde a un peu perdu le fil.
Bon, je vais vous raconter une histoire alors, qui devrait éclairer un peu mieux notre lanterne collective.
Tolotra a donc fait ngolo ngolo avec Volantsoa et Sissi …
Et Clarisse, la sœur de Volantsoa, accuse Sissi d’avoir empoisonné Volantsoa et son enfant.
Au final, Clarisse a saupoudré les donuts de datura et belladone, pour viser Sissi… mais pas de bol, 33 personnes passeront l’arme à gauche.
C’est mieux comme ça ?
5083.74 ar
4465.78 ar
ny vaovao farany izao dia hoe : nampanantsoin’i guide suprême teny an-dapa daholo ny mana-manjo rehetra, ary ho tolorana vatsy (fahafatesana angamba satria mba tsy afaka hatao hoe tsinjo kosa) ) daholo hoe.
dia hoy ny fiteny izay hoe : izay, vita, tapitra ny fanadiadiana, niakatra ny soratra ./.
Ny tena tsy azoko, tsy I Rasedy Vazaha ihany ve no efa miantso an’i Miora fa:”… I Cousine n’ny cousine… no nahavanon-doza niaraka amin’ny Datura sy Belladone? Dia izao indray milaza fa tsy maintsy jerena ny marina amin’iny raharaha iny (Fampanantenana toy ny mahazatra nataony an’ireo tompomanjo omaly).
izaho koa dia gaga, satria ramatoa Narindra dia nanizingizina fa efa fantatra ny nanao ny heloka ary singa iray mahery vaika no nahafaty ireo tanora, ary miandry an’i Fenohasina ho “salama” dia atomboka ny fanadihadiana azy, dia nohamafisin’i nouzalon hoe efa niaky ireo olona telo ary datura sy belladone no nahafaty ireo tanora, dia izao indrya hoe mbola tadiavina ny marina, fa misy marina firy izany e? nahoana ary no tsy havoaka izy telo raha mbola mitady ny marina
nisy teny ambadika hono tamin’ny fiantsoana an’irreo tompomanjo hoe raha tsy tonga ianaroe dia naman’ny mpiray tsikombakomba, sy ny hoe tsy mahazo manotany sy miteny rehefa ao andapa manatrika an’i nouzalon, tsy fantatro raha tena nisy izany na tsia, fa raha sanatria izaho no tompo manjo dia tsy nanaiky ny ho eny aho
Qui détient les droits de l’histoire pour un novelas (novegasy)? A la place des manamanjo, je ne serais pas aller rencontrer l’autre. C’est juste du blabla à son avantage.