des bruits ont deja couru en 2008 quand il était encore maire: quelqu’un etait entré à l’improviste dans son bureau et l’a surpris en trains de s’embrasser avec le « visiteur »
Nifin'Akoho dans Donc lui il a le droit de critiquer… mais pas les autres ?: “Tiako mba ho hita am’izao ny endrik’ireo sipa niara-nivanitinika nanotrona andrazoky io tam zany. Sa efa anisan’ireo mpirai-petsapetsa ao am…” 10/05/2025 à 15:40
Nifin'Akoho dans McDonald’s va arriver à Madagascar: “Zany ve tsy hitovy amin’ny gastronomie pizza. Mividy carton misy sarina fanorina sisa. Nanaraka ny tompony ny tsirony.” 10/05/2025 à 15:19
Balbo dans Lac Iarivo : Siteny a tout dit: “Dia mbola mamerina ihany aho hoe, ny moteran’ny fiara no simba dia ny mandoko sy manolo jantes alu azy no…” 10/05/2025 à 13:47
Nifin'Akoho dans Lac Iarivo : Siteny a tout dit: “Efa mirodana be i neny (Gasikara io) ; aleo hividianana lay atin’akanjo tendance sy lafolafo e.” 10/05/2025 à 10:47
Nifin'Akoho dans Voilà comment les grands protègent leurs terres rares: “Ny hasin’ny mahaolona ary eto ny tetik’asam-bazaha ny miaro azy. Raha izay hasin’ny tany indray, tsisy fanjakana hihevitra an’izany eto.” 10/05/2025 à 10:40
Nifin'Akoho dans Io « princesse princesse » nareo io: “… Maninona ary zah no tsy mahazaka manjakely e, Fa efa zakan’lerony iny e. Fa lay mankimanky visy na koa…” 10/05/2025 à 10:32
« O ry lety pelak’elah » ve?
fa ny hozatr’iza hono no miditra DLC an’ity pelaka resahina?
dia iza ilay pelaka?
Ilay niteny hoe »saina fa tsy hozatra » angamba? raha ny fahazahoako azy…
asa

Fa ny saina ve sa ny hozatra no mampiteraka amany amin’ny pataloha moa ? Izay bandy mpisolelaka na amin’ny vahiny na gasy no pelaka.
souvenez vous d’un certain affaire du 07 février 2009 avec le gars qui a pris la poudre d’escampette après avoir rameuté une bande d’idiots enragés
des bruits ont deja couru en 2008 quand il était encore maire: quelqu’un etait entré à l’improviste dans son bureau et l’a surpris en trains de s’embrasser avec le « visiteur »
dia iza hono ilay visiteur? l’escrobar ve? efa t@ izany manko no mpifanerasera be ry zareo…
chuuut! il ne faut pas quand meme ebruiter cela