ka zay lay izy e… ny Tokyo hono fitaka fa ny atao no hita.. navela hivarotra na dia hita zao aza fa tsy mety, mandoto tanana, feno mpangalatra saingy olona nampiasaina hifidy ary indrindra indrindra hamotika zay hetsika fitakiana rehetra…nefa zao, dia voafitaka
Nifin'Akoho
11 mois il y a
Tsy mitovy amin’ny pavillon ao amin’ny grande braderie ny fandaminana ny tsena bordelika a. Haintsika tsara io tsena io hoy izy tam zany. Fa ilaina ny fandaminana na tiana na tsy tiana. Aleo ifanapotika ao fa sitrapon’izy mianakavy io.
Nifin'Akoho dans Ça y est, la 3ème guerre mondiale a pété ?: “Avy niady tany Ukraine ngamba io hélico io, sa hélico GenZ… Pétrole e, uranium e, devolibe e, devolikely e, zandary…” 04/03/2026 à 01:20
Randria dans Ça y est, la 3ème guerre mondiale a pété ?: “Alors ca valait le coup de leur faciliter l’aquisition de 4 Boeing ? En attendant que ce soit à Tehéran,…” 03/03/2026 à 15:35
elman dans Ça y est, la 3ème guerre mondiale a pété ?: “bah aujourd’hui on a un téléphérique qui va d’Analakely a Ambatobe et une autoroute de 8 kilomètres.” 03/03/2026 à 15:12
Hary dans Ça y est, la 3ème guerre mondiale a pété ?: ““Et qui sera sans doute la dernière, avec toutes ces ogives aux quatre coins du globe. États-Unis, Russie, Chine, Europe,…” 03/03/2026 à 14:54
Numerobis dans Ça y est, la 3ème guerre mondiale a pété ?: “Comme les pays de la region sont les plus grands exportateurs de pétrole au monde, le carburant va surement couter…” 02/03/2026 à 21:57
Raza dans Ça y est, la 3ème guerre mondiale a pété ?: “C’est marrant, le CASA du 2eme RPIMA à la Réunion tourne et tourne de nuit depuis hier soir. Cela n’arrive…” 02/03/2026 à 18:47
Karma aza ilaozanao izahay! hahaha
ka zay lay izy e… ny Tokyo hono fitaka fa ny atao no hita.. navela hivarotra na dia hita zao aza fa tsy mety, mandoto tanana, feno mpangalatra saingy olona nampiasaina hifidy ary indrindra indrindra hamotika zay hetsika fitakiana rehetra…nefa zao, dia voafitaka
Tsy mitovy amin’ny pavillon ao amin’ny grande braderie ny fandaminana ny tsena bordelika a. Haintsika tsara io tsena io hoy izy tam zany. Fa ilaina ny fandaminana na tiana na tsy tiana. Aleo ifanapotika ao fa sitrapon’izy mianakavy io.
any izay ry “prix scolaires”